Liste des messages

Liste des messages, inserés par Bazylou, par ordre de date
bazylou ( 29/11/2006 23:34)
tsy mazava
fa angaha ny fifidianana gasy mbola mahazo manao propangady ihany 24h alohan'ny hifidianana !? ry tim sy le8 atsy mikasa ny hanao faradoboka be hono ny 2 12 06!! tsy mazava sa ...... suite
répondu par fijo le 30/11/2006 22:53
bazylou ( 29/11/2006 08:09)
raikitra izany fa hatao
ny hala bato !! ... suite
répondu par fijo le 30/11/2006 23:38
bazylou ( 29/11/2006 08:02)
efa manomboka sahady ny
manoeuvre hamonoana ny vaton'ny tsy ravalomanana... suite
répondu par fijo le 30/11/2006 23:40
bazylou ( 28/11/2006 15:44)
o ry ingahy webmastera a!!
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!... suite
répondu par fijo le 30/11/2006 23:50
bazylou ( 28/11/2006 15:42)
malalaka ny safidy ary
malalka koa ny propagandy sy ny afy hevitra ka izay tsy matanty dia andan miala e!!... suite
répondu par fijo le 28/11/2006 23:40
bazylou ( 28/11/2006 12:14)
mangala bato le8 dia lany
1er tour!!!... suite
bazylou ( 28/11/2006 12:02)
le peuple n'a pas toujours raison!!
ary ny gasy azo sasana tsara ny aty dohany ka tsy mahagaga fa na efa latsaka ambanya za mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!! Aiza ka any am piangonana aza avy anaovana fansana aty doha sy pro... suite
répondu par tywa68 le 29/11/2006 07:32
bazylou ( 27/11/2006 23:19)
tsy aleo ve
mba olona vaovao indray no eo dia mba misy zavatra hitany tsy hitan'ny teo aloha toa izay io le8 io ihany dia rehefa tsy mamely intsony io dia hamorika indray!!! Ny anareo manko toa tain'alika ny fia... suite
répondu par kitjo le 01/12/2006 16:19
bazylou ( 27/11/2006 23:14)
i herizo irery no mahazaka
izany hoe 3 des en visioconference izany!!ny ambiny ilaiso ronono aza tsy namely!!beurrrrrrrk na ilay miliardera mpilaiso ronono aza tsary namely !!!!... suite
répondu par madera2 le 28/11/2006 18:30
bazylou ( 27/11/2006 22:59)
14000 observatera
hoy i express no hanatrika ny 3 desambara!! 1000 isaky ny kandida izany!! ka na 1000000000000000000 aza anie ho feno hatrany ny mpangala-ketsa e!! indrindra moa rehefa misy gisa lahy mahavidy port iza... suite
répondu par ravatorano le 28/11/2006 05:20
bazylou ( 27/11/2006 21:43)
politika tao amin'ny express
""Campagne - Chassé-croisé Ravalomanana-Roland Ratsiraka à Toamasina La campagne électorale s’anime à Toamasina. Après le passage de l’enfant du pays Roland Ratsiraka, le président-candid... suite
répondu par bazylou le 28/11/2006 11:54
bazylou ( 27/11/2006 21:34)
Ataovy eto amin'ny forum ny fitantarana
avy eo!! tandremo ary sao mandainga fa kobonay foana ny marina an!!... suite
répondu par ravatorano le 28/11/2006 05:17
bazylou ( 27/11/2006 21:33)
ho anareo fanatika sy ireo gasy any
an toerana, ny hany azo ataonareo dia ny mankany amin'ny birao fandatsaham-bato avy dia mijery ny isann'y vato, si non ny manisa mihitsy aza jereo ny an'ny kandida avy!! Raha mety aza dia alaina sary... suite
répondu par ravatorano le 28/11/2006 05:12
bazylou ( 27/11/2006 21:22)
alatsinainy hariva isika izao,
5 no tena favori ao!! mitombina ny pronostika !... suite
répondu par xxx le 28/11/2006 02:54
bazylou ( 26/11/2006 00:41)
ahoana indray ity ehoala ity!!
natao ny contrat natomboka izany ny fanamboarana ny port priven'ny QMM, i ehoala io. 750 000t isan taona no harena ankibon'ny tany vokariny sy amidiny ary hiditra any ampaosiny mandritra ny 50 taona!... suite
répondu par xxx le 02/12/2006 18:20
bazylou ( 25/11/2006 23:35)
fa angaha ny pokona rehetra
no andevon'ilay 8 nareo!! no midradradradra ianao fa lany 1er tour sy mamim-bahoaka izy io??? sao dia omena vola tsikelikely fotsiny ireny mpijery azy ireny aza ? sahala amin'ny deba ihany e!!... suite
répondu par vahatra22 le 27/11/2006 16:25
bazylou ( 25/11/2006 23:32)
ie, mandany andro tokoa aho mijery
anareo mianakavy maty noana ho azy !! dia mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!!... suite
répondu par belaza le 26/11/2006 18:26
bazylou ( 25/11/2006 19:19)
Mandeha ihany ny resaka eto fa
izao e:: tena manja be ny mahita ireo tanana lehibe rehetra amin'ny google earth!!! ekeko fa tsy eto no anaovana ity resak ity nefa tena izao ka maharesy lahatra ahy e!! tena hita daholona kamiao man... suite
répondu par bazylou le 27/11/2006 21:28
bazylou ( 25/11/2006 17:10)
milay kosa ilay
google earth an!! hita tsara mihitsy ny tanana !! na ny camion mandalo aza hita tsara!!... suite
répondu par tslem le 29/11/2006 14:07
bazylou ( 25/11/2006 15:33)
izao e!!
4 na 5 ireo izao ny favori::!Ny 1 efa niala bala, ny 8 ambiny tsy hita loatra hoe ahoana!! Bon, Raha mahazo 5% tsirairay fotsiny ireo 3 na 4 ireo dia vita ny amin'ilay 8!! Na dia tsy mahazo hafa tsy ... suite
répondu par kitjo le 27/11/2006 18:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.048