Liste des messages
Liste des messages, inserés par Bazylou, par ordre de date
bazylou
(
24/12/2006 23:39)
nahagaga
dia voavidin'i le8 ve ny hcc sa ahoana fa tena tsy noraharahina intsony ny fitakian'ny sasany, tsy mba hoe nodinihana fa natsipy tery mihitsy!! tsy misy indra fo!!
sao dia ho diso ihany lahy!! sao di...
suite
répondu par jentilisa le 27/12/2006 06:34
bazylou
(
23/12/2006 12:12)
raha ny gazety l'hebdo de mad
tamin'ny 16 12 06 no jerevana dia milaza mazava ry zareo fa efa nanomboka ny ampitson'ny zoma 8 12 06
ny fiadiana plasy ao amin'ny gvt ra8 vao vao,,,,
ry satro boryhono miady ny min population , ry ...
suite
bazylou
(
22/12/2006 22:56)
raha izao no mitohy
dai hangotraka be mihitsy ny depute!! fa mety ho maro an'isa ny deputen'ny opposition. Na dia ny avy any toliara sy tamatave fotsiny aza!!
Tsy maintsy hanao cohabitation izany raha toa ka!!...
suite
répondu par xxx le 25/12/2006 12:56
bazylou
(
22/12/2006 19:30)
mba milay kosa ity e!!!
http://hardrockmg.free.fr/modules.php?ModPath=hardrockmgvideo&ModStart=hardrockmgvideo&ontv=APOST%20-%20Ramalala
Nyahy aloha reveko ilay harda gasy e!! sady tary fantatro tsara ry ladoudh...
suite
répondu par BloodTitan le 28/12/2006 07:39
bazylou
(
21/12/2006 17:51)
lalina indray iny!!
tany gare de lyon aho omaly hariva dia nahita gasy nangataka sy nitendry gitara!! izay aho vao nahita an'io hatramin'izay nipetrahako teto!!
Ny folak'andron'io aho teo gare du nord dia nahita gasy ...
suite
répondu par rurik le 28/01/2007 11:01
bazylou
(
21/12/2006 17:26)
avereno ny fifidianana
hoy i herizo fa be loatra ny tsy ara dalana!! misy marina aloha io voalazany io e!!...
suite
répondu par manantsoa le 24/12/2006 16:09
bazylou
(
19/12/2006 13:38)
fanontaniana mipetraka!!
Nahoana no tsy mety azo sy tonga any Madagasikara mihitsy i deba fa naleo aza ny lohandohan'ny mpisorona niasa taminy no atao henjika alika???
Nahoana no navela ny helony raha tena manenjika ny ts...
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 21:42
bazylou
(
18/12/2006 23:40)
mba rahoviana i la planete no
hanao emission special ra8!!! mba tiako ho hita izany marina!! i Chavez io izao hita daholo ny + sy ny - , fa ny conclusion hita aloha dia tsy revin'ny usa sy ny mena sofina ry zalahy e!! asa mba han...
suite
répondu par fijo le 21/12/2006 05:32
bazylou
(
18/12/2006 22:03)
ny anareo rehetra tim izany dia hoe
aleo henjehina sy vonoina daholo satria sady fahavalon'ilay 8 no fanetriben'ny tany !!! izay ilay fisainanareo !! sady le8 izao no rola ka dia masi mandidy sy manaoizay danin'ny kibony izy amin'ny adv...
suite
répondu par fijo le 22/12/2006 22:34
bazylou
(
18/12/2006 12:09)
sao dia mba tsary mety
ihany ity fanenjehana gosy droite ity ry timm!!! sao dia mba lasa guerre tribale io vao gaga ianareo!!!...
suite
répondu par fijo le 21/12/2006 05:54
bazylou
(
17/12/2006 23:26)
ho an'izay tia hijery
http://www.runisland.tv/index1.php?ile=mada&codecat=trs...
suite
répondu par Fiffi le 18/12/2006 06:18
bazylou
(
17/12/2006 21:55)
retraite politique
hanao retraity hono izy efatra mitsamy fa vita ny aminy, efa soara loatra!!! ratsirhnn, rajkb, herizo ary i manandafy.
Izy angamba hijanona fa ny antokony sy ny saosiny ve dia hijanona amin'izao e??...
suite
répondu par fijo le 19/12/2006 23:14
bazylou
(
17/12/2006 20:16)
mba inona ny
politika sosialy ny gasy kay???...
suite
répondu par Fiffi le 19/12/2006 06:05
bazylou
(
17/12/2006 20:09)
nijery ilay magazine
sport gratos iny aho omaly , ilay avoakan'i l'equipe, dia gaga sy talanjona aho nahita fa tsy voaklasy ho an'isan'ireo firenenan 100 tia sport ny gasy!!!...
suite
répondu par bazylou le 21/12/2006 03:25
bazylou
(
17/12/2006 15:01)
radio karana gasy ity
http://www.radiorvs.com/index.php?option=com_akobook&Itemid=27...
suite
répondu par cutie le 19/12/2006 01:59
bazylou
(
16/12/2006 21:04)
imerina nay ao amin'ny fr5
izao isika miteny izao!! vonjeo haingana fa mety ho tapitra io afaka fotoana fohy.....
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 22:02
bazylou
(
15/12/2006 22:57)
ianareo ve efa nahitan'izany
ny gazety le quotidien tamin'ny 11 12 06 dia mmilaza fa "" 30 cm de diametre hono ny norme ny lôtsy exportena aty ivelany"" Izaho aloha tsy mbola nahita e!!! nefa aty ivelany ary mpankany rungis mate...
suite
répondu par Fiffi le 16/12/2006 08:49
bazylou
(
15/12/2006 16:43)
efa manomboka sahady
ny fanolona olona ao !!Manomboka amin'ny ben'tananan'Iarivo !! dia avy eo iza,,?? Pm vaovao izany sa......
suite
répondu par fijo le 19/12/2006 23:28
bazylou
(
15/12/2006 00:46)
hay ve
http://www.madagascar-mountain.org/terrain.htm...
suite
répondu par Fiffi le 15/12/2006 14:37
bazylou
(
14/12/2006 22:57)
tohanako ity!!
www.1formatika.com...
suite
répondu par Samoana le 15/12/2006 14:58
