Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 05/01/2007 10:21)
asa raha mba
nihaino ilay kabarin'ilay 8 amin'ity taona vaovao ity anareo.. ilay tao amin'ny MBS io maraina io.. Ny zavatra tsapako voalohany dia ny fiantsoan'ilay rangahy io , ny olona tsara sitram po rehetra h... tohiny
novalian'i Ninyah ny 06/01/2007 04:17
bazylou ( 04/01/2007 11:57)
bonjour l'inflation!!
vao vita ny fifidianana dia lasa izao re tongotra, samy miakatra daholo izany na kaly, .. eny fa na ny mpangalatra aza dia nanao lanja miakatra hatrany!!!!!... tohiny
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:34
bazylou ( 04/01/2007 00:55)
ary ahoana indray
ity dago radio sound ity ?? hira fotsiny ny ao !!... tohiny
novalian'i lanto ny 05/01/2007 19:59
bazylou ( 04/01/2007 00:46)
asa angaha izay ho tohiny!!
NY foksionera midrikina tsy faly. NY kere tsy hita izay hanaovana azy na efa misy maty ho azy aza ny olona. NY dahalo mamely mafy. ny cyclone, miala ny eo dia miditra indray ny iray. NY jiro tapak... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/01/2007 15:16
bazylou ( 03/01/2007 16:16)
hay ve domicilié
any bermude ilay Madagascar oil fa tsy ao Madagascar akory!! Matahoatra fisc marina!!! nefa ny mpitondra no tompon'io orinasa io !!... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/01/2007 18:42
bazylou ( 02/01/2007 08:31)
vao manomboka dia
feno sahady ny fonksionera tsy faly!! nefa nahazo 10% io an!!... tohiny
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 18:54
bazylou ( 01/01/2007 10:10)
taona vaovao
tratry ny fety y ny 2007 daholo e!! ho betsaka ny zavtara ho avy sy hatao amin'itytaona ity fa ny irariana dia ny mba hahamarina sy matotra ny mpitondra sy ny hoentina e!!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/01/2007 11:44
bazylou ( 01/01/2007 10:04)
tratry ny paoma
2007 daholo aloha e!!!!!!!!!!!:*:*:*:*:*:P:P:P... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 20:34
bazylou ( 31/12/2006 19:04)
dia raha tsy tratra
ao anatin'ny 15 ndro ary i PETY dia inona no ataon'ingahy lehiben'ny aty tany gasy?? HAnorana sa hivandravandra sa hidemisiona ?????... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/01/2007 00:48
bazylou ( 30/12/2006 10:37)
ahoana indray io expulsion
mba hisy hanampy io olona io ve????? jereo tribune... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 14:36
bazylou ( 30/12/2006 10:36)
ahoana indray io expulsion
io ?? io ao amin'ny tribune io ?? mba handeha aho hijery ary hanampy raha toa ka!!! asakasakareo izay hitseta fotsiny!!... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2007 18:00
bazylou ( 29/12/2006 22:10)
sarotra be
no handroson'ny Madagasikara spida na dia nasiana izao map, dsrp,.... mandany rora sy penina rehetra izao!! Ny vahoaka moa lambolambosana izao lalana etsy sy eroa izao nefa tsy hitany fa ny saosy at... tohiny
novalian'i Achia ny 30/12/2006 19:22
bazylou ( 28/12/2006 12:50)
izany arema izany
aloha di tsy ho faty mandrakizay na mizarazara aza ny ao anatiny e!! mahazo 2e na e foana izy aminny fifidianana ary tsy hadinonn'y olona indrindra ny any amin'ny sisiny ,ny ao toamasina indrindrindri... tohiny
bazylou ( 28/12/2006 12:43)
misy safira hono any
antanimora!!!!!... tohiny
novalian'i Achia ny 29/12/2006 18:37
bazylou ( 28/12/2006 00:20)
raha toa ka esorina
na foanana tokoa moa ny senat satria be arema loatra dia inona no maha demokraty an'ny madagasikara???... tohiny
novalian'i vetsoko ny 29/12/2006 15:46
bazylou ( 28/12/2006 00:07)
fa maninona kay ny gasy
notsy maintsy mangataka sy mandika vilana ny hafa foana e?? tsy mahavita tena fa ty maintsy omen dranona sy ranona vola sy hevitra foana vao manao zavatra!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:36
bazylou ( 27/12/2006 23:42)
ary ahoana hoy ny lalana
momba ireo dossier sy figadrana nataon'ilay 8 ireo??? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 14:28
bazylou ( 27/12/2006 23:41)
mora vidina
ny gasy!! io ny ahy no tsy mety azoko mihitsy satria domina kely tonga dia erany 2 be izao no ateriny!! atsolotra fotsiny ny mena miraviravy di amaty ery!! hadino sy amidy mbamin'ny taolana any ampasa... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/12/2006 16:14
bazylou ( 26/12/2006 23:47)
Victoire officielle de Ravalomanana : il promet une
ouverture politique!!! atomboka amin'ny fanenjehana sy fanasaziana ireo rehetra tsy nifidy azy tamin'ny 3 12 06 sy izay rehetra nanohitohina azy!!!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/12/2006 23:34
bazylou ( 26/12/2006 16:20)
hitanareo izany!!
tsy mba resaka hoe inona fa rehefa tsy nifidy ahy izany dia esoriko daholony pionko!! izany ve dia fitiavan tanidrazana raha tsy fitiava-tena tsotra izao!! izany ve no ilaina ampandroso ity madagasik... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0437