Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vonynive, milahatra araka ny daty
vonynive ( 19/04/2012 06:03)
LASIBATRA NY ZAZA ETO MADAGASIKARA
Mba ifampizarana. SOS MADAGASIKARA Nisy chaîne lava be tamin'ny internet tamin'ny herinandro nangataka SOS vavaka ho an'i Morondava. Mampalahelo fa tonga eto Antsirabe io toe-javatra io ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/05/2012 14:58
vonynive ( 15/12/2011 07:53)
SEKOLIN'NY RAY AMANDRENY
Miarahaba antsika rehetra, satria efa mikorosy fahana ny fanabeazana eto Madagasikara dia tsara raha arenina dieny izao maro ireo miezaka manabe amin'ny fahatsarana ny taranaka fa ny tiana horesahina ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 31/12/2011 09:18
vonynive ( 24/08/2011 07:41)
TARANAKA VAOVAO
Miarahaba ny mpamaky, Tsapa fa miharatsy ny fiainam-piarahamonina ankehitriny. Re etsy ny fanolanana, hita eroa ny halatra, manginy fotsiny ny vonoan’olona sy ny herisetra feno habibiana ary ny m... tohiny
novalian'i manampi67 ny 25/08/2011 15:47
vonynive ( 23/08/2011 13:12)
TARANAKA VAOVAO
Miarahaba ny mpamangy tsy ankanavaka Tsapa fa miharatsy ny fiainam-piarahamonina ankehitriny. Re etsy ny fanolanana, hita eroa ny halatra, malaza ny vonoan’olona sy ny herisetra feno habibiana ar... tohiny
vonynive ( 23/08/2011 13:11)
TARANAKA VAOVAO
Miarahaba ny mpamangy tsy ankanavaka Tsapa fa miharatsy ny fiainam-piarahamonina ankehitriny. Re etsy ny fanolanana, hita eroa ny halatra, malaza ny vonoan’olona sy ny herisetra feno habibiana ar... tohiny
vonynive ( 19/07/2011 10:59)
logiciel
- iza no mpanao logiciel tsara indrindra - inona ny logiciel tsara indrindra... tohiny
novalian'i ngovitra ny 21/07/2011 14:56
vonynive ( 20/06/2011 08:52)
didim-poitra mila omanina ara-tsaina ve ny ankizilahy hatao ?
Miarahaba antsika rehetra ahoana ny hevitsika mila omanina ara-tsaina ve ny zazalahy hatao didim-poitra ... tohiny
novalian'i vonynive ny 22/06/2011 08:03
vonynive ( 10/06/2011 08:22)
vehivavy Malagasy....
ANTSOANTSO… vehivavy Malagasy Vao tsy ela akory izay no nankalaza ny fetin’ny reny isika, ary volana vitsy talohan’io no nankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Mbola h... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 18:03
vonynive ( 09/06/2011 06:36)
hoy Jeso : Mahatsara anareo ny fialako...NAHOANA ?
[i][b] Fa izaho milaza ny marina aminareo: mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy. JAONA ... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/06/2011 04:24
vonynive ( 27/05/2011 05:59)
Madagascar : La pauvreté touche les 76,5% des malgaches
Madagascar : La pauvreté touche les 76,5% des malgaches (PAPIER GÉNÉRAL) Publié le 2011-01-28 09:57:21 | French. News. Cn Taille du texte ANTANANARIVO, 27 janvier (Xinhua) -- La pauvreté... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/06/2011 08:42
vonynive ( 22/04/2011 06:05)
zanak'Andriamanitra mpiara-miasa @ Ray
miarahaba antsika rehetra, raha mamaky ireo faminaniana voalaza teo aloha isika dia manontany tena hoe ho tanteraka ve izany ? ary iza no hanatanteraka azy ? miara-miasa mandrakariva @ olona ety ambon... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/04/2011 04:12
vonynive ( 18/04/2011 08:48)
fanabeazana ny tanora malagasy : ny andraikitry ny fanjakana
fanabeazana ny tanora malagasy : ny andraikitry ny fanjakana Adidy iaraha-manana ny fanabeazana ny tanora: miezaka ny vondrona voakasika; tsy mikely aina tokoa ireo mpanabe (ray aman-dreny; ny any an... tohiny
vonynive ( 22/03/2011 10:25)
fananganana société eto madagasikara
miarahaba antsika; mila fanampiana aho sao mba misy afaka manome ahy ny tokony hatao - fikambanana mpanao asa soa manao fitadiavam-bola maharitra sy lehibe ary mivelatra ho fanohanana ny asa ka tsy... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 16:47
vonynive ( 15/12/2010 09:37)
TANDREMO : VATOMAMY MISY POIZINA NA DROGUE ETO MKARA
Tsy fantatro na efa misy ity lohahevitra ity na tsia VATOMAMY MISY POIZINA NA DROGUE ETO MKARA Tsy honohono fa mandeha saika isan'andro @ haino amanjery io vaovao io ary tena mampalahelo tokoa ary ten... tohiny
vonynive ( 02/12/2010 12:13)
mail lasa any adresse tsy nandefasana
Fanontaniana Matetika aho no lasa any @ adressen'olona tsy nandefasako azy akory ny mail-ko nefa dia ao anaty éléments envoyés ilay izy; ary adresse mailn'olona iray ihany an ; soa fa mampilaza fo... tohiny
novalian'i heirzo ny 08/05/2012 09:36
vonynive ( 30/11/2010 11:49)
NY FIAINANAY TETO MKARA RANKIZY
mazoto handrakitra ny fiainana niainako aho eto @ ity takelaka ity ka manasa anareo koa mba ho fantatry ny taranaka ka mba tsy ho ny vahiny no hilaza ho mahay ny zavatra iainana'ny Malagasy. tsy fiai... tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 08:58
vonynive ( 24/11/2010 09:17)
Ambohimadizina
miarahaba antsika sao mba misy afaka manome ilay tononkiran'ilay hira oe "Ambohimadizina" ianareo @ teny malagasy an... tohiny
novalian'i raherigna ny 23/02/2011 04:47
vonynive ( 24/11/2010 09:07)
antontan'isan'ny mpikambana serasera.org avy @ lafy valon'ny tany
fanontaniana ho an'ny mpandrindra, finaritra ! azonareo atao ve ny manome ny antontan'isan'ny mpikambana eto @ serasera.org avy @ lafy valon'ny tany fa mba liana ny tehahalala ny isan'ny mpikambana e... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/11/2010 16:27
vonynive ( 24/11/2010 06:10)
ny Malagasy ny psychologue
miarahaba antsika, toa tsy dia voateny loatra eto Mkara ny fikarakarana sy fitsaboana (soin-traitement) saina; fa izaho mahita hoe ilain'ny Malagasy izy io satria tsy vitsy ireo tsy salama saina (tsy ... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/02/2011 06:51
vonynive ( 23/11/2010 09:16)
Madagasikara sy ny kolikoly
Selon ce rapport, Madagascar est maintenant au 13e rang sur une liste de 178 pays. Tous les secteurs publics de l'administration de l'Etat sont "infectés".Les plus corrompus sont: - Les collectivitÃ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0304