Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vonynive, milahatra araka ny daty
vonynive
(
20/07/2014 12:31)
FIHAONAN'NY MPANKAFY TONONKALO FARIBOLANA SANDRATRA
Antsantononkalo "ZARAFANAHY",
alarobia 23 jolay amin'ny 3 ao amin'ny CGM Analakely,
anasan'ny Faribolana Sandratra poetan'ny ankehitriny toa an'i Aina Miolampandry, Raf Hon, Nirivelo, Serge Rodin, N...
tohiny
novalian'i ora ny 15/01/2016 08:55
vonynive
(
24/06/2014 12:17)
VARAVARANA MISOKATRA AMBATOVY
hanao varavarana misokatra ny AMBATOVY
manomboka ny 18 jona hatramin'ny 6 jolay
toerana Gara Soarano...
tohiny
vonynive
(
17/06/2014 05:27)
SALON MALAGASY DE LA SOLIDARITE INTERNATIONALE
SALON MALAGASY DE LA SOLIDARITE INTERNATIONALE
[i]tonga ny fotoana ifanomezantsika tanana sy hiaraha-manorina ny ho avy[/i]
[b]fampirantiana ireo mpisehatra eo amin'ny fampandrosoana sy fandaharanasa...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/06/2014 05:08
vonynive
(
15/06/2014 08:03)
"INDRAY MISIDINA EO ANIVON'NY HARENA VOAJANAHARIN'I MADAGASIKARA"
Ny Foibe momba ny Teny an'ny Akademia Malagasy sy ny ny Tambazotran'ny Fokonolona Mitantana ny Harena Voajanahary eto Madagasikara (TAFO MIHAAVO)
dia faly manasa antsika hiaraka hankalaza ny "Iray vol...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 11/08/2014 09:11
vonynive
(
07/06/2014 07:57)
hetsika ho an'ny FANODINANA NY TSIKAFONKAFONA HO ASA TANANA
(sady tsy fety no tsy fihaonana fa fanomezam-pahalalana)
ny minisiteran'ny ASA TANANA sy ny KOLONTSAINA dia hanao fampirantiana sy fanomezam-pahalalana mikasika ny FANODINANA NY TSIKAFONKAFONA HO ASA...
tohiny
novalian'i vonynive ny 15/06/2014 08:28
vonynive
(
31/05/2014 08:25)
hetsika ho @ fananan-tany 03 jona 2014
(tsy fety fa fihaonana)
miarahaba ny mpisera,
Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONA...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/06/2014 05:09
vonynive
(
30/05/2014 05:19)
hetsika ho @ fananan-tany 03 jona
miarahaba ny mpisera,
Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONANA HO AN’NY FANANAN-T...
tohiny
novalian'i vonynive ny 30/05/2014 05:23
vonynive
(
27/05/2014 05:22)
LYCEE AGRICOLE
miarahaba ny mpisera
misy mahalala ve ny antony nanakatonana ny lycee agricole teto madagasikara ? ary rehefa nikatona izy dia nanaovana inona ?
misaotra...
tohiny
novalian'i Nav ny 28/12/2014 15:15
vonynive
(
02/05/2014 07:03)
ILES EPARSES DE MADAGASCAR
miarahaba ny mpisera
mahate hidera ny hetsika na asa na resaka na fanehoan-kevitra momba ireo nosy misandrahaka manodidina ny nosintsika ataon'ireo rantsamangaika ankehitriny, na ny mpitondra fanjakan...
tohiny
novalian'i vonynive ny 16/05/2014 12:04
vonynive
(
24/04/2014 11:37)
vehivavy te hisara-panambadiana fa noho ny zanaka..
miarahaba ny mpisera
maro ireo vehivavy ankehitriny no toa manenina ny amin'ny nanambadiany ny vadiny saingy noho ny zanaka iombonana dia miaritra eo ihany, ...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 17/03/2015 15:05
vonynive
(
18/04/2014 06:19)
HOTEL COLBERT FANDRAISANA CV
miarahaba ny mpisera
mba mahagaga ihany raha @ izao fotoana izay mampahantra ny firenena izao fa dia mbola mahavita manofa ny Hotel Colbert mba handraisana ireo CV ny mpitondra, fa atao inona fotsin...
tohiny
novalian'i vonynive ny 18/04/2014 07:02
vonynive
(
16/04/2014 09:26)
lalàna natao ho an'ny madinika ihany ve ?
Miarahaba ny mpisera
Isan’ny tranga nahavariana ihany ilay fandrodanana trano tetsy Nanisana satria dia nomena alalana hanorina trano teo amin’io faritra io ireo fianakaviana vitsivitsy tany aloh...
tohiny
vonynive
(
16/04/2014 09:23)
lalàna natao ho an'ny madinika ihany ve ?
Miarahaba ny mpisera
Isan’ny tranga nahavariana ihany ilay fandrodanana trano tetsy Nanisana satria dia nomena alalana hanorina trano teo amin’io faritra io ireo fianakaviana vitsivitsy tany aloh...
tohiny
vonynive
(
27/03/2014 13:22)
TABLEAU NUMERIQUE INTERACTIF
miarahaba ny mpisera
efa nampiharina tamin'ireo sekoly maromaro eto andrenivohitra ny tableau numérique interactif, efa maro ireo mpanabe no nampanaovina fanofanana ny amin'ny fampiasana azy ity, as...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2014 07:49
vonynive
(
25/03/2014 10:55)
maratra voaendaka
miarahaba ny mpisera,
zava-nitranga teo amin'ny faritra iray ity hotantaraiko ity :
ny marainan'ny alakamisy 13 mars 2014 teo, nisy lehilahy iray naratra mafy, azo antoka fa nisy nanendaka izy ity ny ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 26/03/2014 11:02
vonynive
(
12/03/2014 08:05)
TSY MAINTSY MIHINAM-BARY VE NY MALAGASY
miarahaba ny mpisera
tsy maintsy mihinam-bary ve ny Malagasy ?
ny 80% n'ny sakafontsika dia vary, 20% no sakafo hafa, ary dia mbola sakafo vita avy @ vary koa aza ny sakafo antenantenam-potoana, ar...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 20:28
vonynive
(
10/03/2014 11:30)
MITADY VADY @ SERASERA
fahita matetika ankehitriny ny hoe mitady vady @ serasera, fa izaho mihevitra fa mety kokoa raha mitady namana aloha dia avy eo alaina vady iny raha mety amin' ny tena, tsara mantsy raha olona mitovy ...
tohiny
novalian'i lhomme ny 18/04/2018 09:47
vonynive
(
06/03/2014 09:21)
FECONDATION INVITRO EFA AZO ATAO ETO MADAGASIKARA
miarahaba ny mpamangy
efa azo atao tsara eto Madagasikara izao ny fécondation invitro, manampahaizana Malagasy sy vahiny no misahana azy io, tsy mila mankany ivelany intsony izany isika izay maniry n...
tohiny
novalian'i borishaja ny 28/05/2014 11:07
vonynive
(
26/02/2014 08:39)
FAMPANOFANA TENA SY PROXENETE AMIN NY ENDRINY VAOVAO
aty antananarivo zao dia efa mivelatra ho @ PROSTITUTION sy PROXENETE ny
internet, niainga avy @ chat izy io, ary miitatra @ appel sy ny
webcam, misy site maro mantsy mivarotra fahazoana fahafinaretan...
tohiny
novalian'i vonynive ny 27/02/2014 06:39
vonynive
(
24/02/2014 07:26)
AVELAO NY LASA HOMBA NY LASA
miarahaba ny mpamaky,
mazàna rehefa ilay mbola mpisipa iny dia mifanontany ny lasa : dia anontaniana eo hoe iza no sipanao taloha ? firy ? dia inona no efa nataonareo sy ny sisa, dia mamaly ampahatso...
tohiny
novalian'i Paradissa ny 28/07/2014 07:49
