Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vonynive, milahatra araka ny daty
vonynive
(
23/11/2010 08:43)
fiarahamonina sy kolotsaina malagasy : tia zavatra exterieur
miarahaba antsika
mpandinika marketing frantsay iray no nilaza izao teny izao; tia zavatra exterieur hono isika Malagasy .
ka tsy mahagaga raha mandeha varotra ny friperie, ny entana sinoa, iraniana,...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 30/05/2011 00:50
vonynive
(
12/11/2010 06:07)
afrikana ve ianao
asa na efa nandalo teto ity zavatra 1 ity na tsia
tsy voadikako @ teny malagasy fa miala tsiny mialoha aloha, nefa heveriko fa ho takatry ny maro ihany ny dikanteny.
natao hampihomehy izy ity, natao h...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:55
vonynive
(
29/10/2010 12:03)
varotra rano eto Mkara
nivarotra rano hono i Mkara
mivarotra rano i Mkara
hivarotra rano i Mkara
manondrana rano i Mkara, tsy hiditra politika aho fa hoy aho hoe raha mivarotra isika dia tokony hiezaka hamokatra rano kosa m...
tohiny
novalian'i bafles ny 29/10/2010 16:02
vonynive
(
29/10/2010 11:16)
fafao
salama hery,
hery a, zava-baovao ve sa za no nikitika zavatra tsy haiko,na tsy maharaka fa lasa misy oe [b]fafao[/b] ny hafatro; zavatra sampona sa fanatsarana nataonao? msaotra...
tohiny
novalian'i hery ny 29/10/2010 14:57
vonynive
(
28/10/2010 11:45)
inona no mampiavaka ny kristianiana sy ny tsy kristianina?
[b]inona no iavahan'ny kristianina sy ny tsy kristianina[/b]
io indray no mahalasa ny saiko...
Hevitra vary raraka atao an-tsobika no atao eto ka na avy aiza na avy aiza ny hevitra dia horaisina anta...
tohiny
novalian'i vonynive ny 11/11/2010 13:18
vonynive
(
28/10/2010 11:27)
confirmation adresse email
bjr daolo
mbola serasera erantany ihany izy ity :
matetika aho no mahazo email izay milaza fa te-hi-confirmer ny adresy email-ko hono izy dia manontany ny momba ahy ary ny "mot de passe-ko"
ahoana ny...
tohiny
novalian'i vonynive ny 29/10/2010 11:54
vonynive
(
28/10/2010 05:36)
isika vehivavy no aoka hieritreritra fa ny lehilahy...
resaka nifanaovana tao @ ONG 1 mikarakara (manentana, manabe..) ireo zazavavy tsy ampy taona mivarotena eto Antananarivo ity :
araka ny tatitra nomen'ny ministeran'ny tanora sy ny ministeran'ny mponin...
tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 08:17
vonynive
(
13/10/2010 10:25)
BILL GATES SY NY LOTERIE
serasera erantany no anontaniako
afaka misy mijoro vavolombelona ve fa tena nahazo ilay loterie bill gates? de ahoana ny lalàna nahatongavan'ilay vola be?...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/10/2010 12:49
vonynive
(
08/10/2010 09:15)
NAHOANA no misy izao krizy eto Madagasikara izao?
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 14/10/2010 08:40
vonynive
(
01/10/2010 13:21)
ROMANA toko 2 "ny lalà na (an'Atra) sy ny fahasoavana (an'Atra)"
mba tiako hofakafakaintsika io rom 2 io, saropady ihany ankehitriny io lohahevitre io nefa aoka ny hevitra no hiady fa tsy ny antokompivavahana na isika akory.
inoako fa hisy soa hotovozintsika avy ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 06/10/2010 10:57
