Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vonynive, milahatra araka ny daty
vonynive ( 21/02/2014 05:22)
DIDINA REHEFA HITERAKA
miarahaba ny mpitsidika misy ankehitriny ireo vehivavy no te hodidina rehefa hiteraka amin' izay hono tsy mandre maharary... tohiny
novalian'i DAIKA ny 01/03/2014 09:03
vonynive ( 19/02/2014 10:19)
FITIAVANA = MANOME
miarahaba antsika rehetra somary efa tara ihany ity lohahevitra ity satria efa dify ny saint valentin fa heveriko fa ilaina hatrany : ny fitiavana dia midika hoe manome fa tsy hoe mitady ny an'ny tena... tohiny
vonynive ( 04/02/2014 10:01)
fanasana namana mbola tsy namana ato @ serasera.org
ahoana ny fanasana namana mbola tsy namana ato @ serasera.org hiditra ho namana, izany hoe @ mail ? ... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/03/2014 15:25
vonynive ( 30/01/2014 09:09)
apokalipsy 2013 nankaiza ?
2014 zao isika, aiza ny faminanian' ny Maihol ?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 10:00
vonynive ( 22/01/2014 10:00)
fanalalahana ny fitazonana basy
miarahaba antsika mpamaky resadresaky ny sendra tafaray lalana no entina eto namana iray avy any anindran-tany no nitaraina fa voaarom-paosy teto amin'ny faritra 67 ha ka very vola ary tsy nisy namonj... tohiny
vonynive ( 04/11/2013 09:58)
LISI -PIFIDIANANA
maro t@ mpifidy no nisalasala ny hoe ho raikitra ny fifidianana ka toa tsy rototra firy raha tsy efa antomotra ny andro hifidianana izany no nahatonga ny sasany ho tsy niraika t@ fijerena ny anarany ... tohiny
novalian'i xhavier ny 07/11/2013 11:13
vonynive ( 16/10/2013 10:05)
Tokony hifidy ve ny kristianina ?
miarahaba, satria fotoanan'ny fifidianana isika izao dia maro ny hevira voizina etsy sy eroa, mivoy izany koa ny antokom-pivavahana maro, ka ao ireo milaza fa tsy tokony hiraharaha ny fifidianana ny... tohiny
novalian'i moi ny 23/12/2013 06:34
vonynive ( 09/10/2013 08:48)
Famerim-bola atao etana
miarahaba fahita isan'andro ankehitriny isaky ny mividy zavatra dia atao entana ny famerimbola rehefa tsy misy madinika ilay mpivarotra ka na vatomamy na biskoitra no atao sandany, fa misy koa @ reny... tohiny
vonynive ( 09/10/2013 05:38)
14 oct 2013 andro fiasana sa tsia
voalaza fa andro tsy fiasana ny 14 oct 2013 araka ny lisitry ny andro tsy fiasana navoakan'ny conseil de gourvernement ny voalohandohan'ny taona 2013 ho voahaja ve izany ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:52
vonynive ( 08/10/2013 13:27)
fanafaran'entana avy any ivelany
miarahaba antsika tsy misy tombontsoa ho an'ny firenena ny fanafarana entana hamidy fotsiny eto Madagasikara fa ireo vola vahiny no mivoaka betsaka, tsy mihodina eto an-toerana akory ny vola fa miveri... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:28
vonynive ( 08/10/2013 12:45)
AMPASAPITO VE
Miarahaba Mahavariana ny mamaky ny soratra mirentirenty eo amin'ireo sampandraharaha vaventy eny Ampasampito eny fa dia AMPASAPITO no hita fa tsy hoe AMPASAMPITO. Anisan'ireo faritra be mpampiasa anef... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/10/2013 10:26
vonynive ( 02/10/2013 12:41)
TIANA
miarahaba toa heverin'ny sasany fa rehefa tiana ny olona iray dia tokony hanao izay sitrapon'ilay tia ka tsy manan-tsafidy intsony... tohiny
novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:22
vonynive ( 27/09/2013 08:10)
ankamantatra iza àry aho ?
Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:57
vonynive ( 08/08/2013 12:46)
NY AMPAHAFOLONKARENA
natao ho an'iza ny ampahafolonkarena ? mampanankarena an'iza ny ampahafolonkarena? ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:51
vonynive ( 06/08/2013 10:10)
MITADY NY VERY
Tsy azo fefena Ingahy Rafandrosoana Tonga tsy terena Rafanatontoloana Manao be fisosoka Ny akanga dia mandalo Ataony kenda roroka Ny akoho taman-trano Avy mba hanjanaka Manao tsindrio fa lavo Ny Soa... tohiny
novalian'i totsy ny 22/08/2013 03:22
vonynive ( 24/07/2013 06:46)
SEKOLY TELO
miarahaba mpanabe sekoly voalohany : ny ray amandreny satria izy ireo no mpanabe akaiky indrindra ny zanaka mpanabe sekoly faharoa : ny mpanabe any ampianarana satria ny zanaka mianatra dia mandany or... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2013 13:08
vonynive ( 28/05/2013 12:13)
antso ho an'ny mikirakira sera
miarahaba, manana andraikitra isika mpanakanto na feo na soratra, na sary , ny mpanao gazety sy blogeur hampita sy hitondra hafatra tsara ho an'ny mpiarabelona sy ny taranaka. koa araraoty ny talent... tohiny
vonynive ( 11/12/2012 06:52)
VALALA
valala tsy mandady harona ireto valalabemandry ao anaty haron-tabebaky ny fampanantenana lavareny. na samy valala indray mandry tokoa aza dia tsy indray mifoha, fa misy ireo efa naniry elatra ka lasa ... tohiny
vonynive ( 04/12/2012 12:40)
AO ANATINTSIKA JESO ILAY ...
ny manodidina toa makina ny fanantenana toa maina Tsarovy anefa fa misy Ranon'aina dia Jeso, ao anatintsika toa maizina ny tontolontsika ka mampikitroka ny atifanahy Tsarovy anefa fa misy ilay Fahaza... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:10
vonynive ( 23/04/2012 09:32)
PHARAON CLUB AMBOHIDAHY
Nidina ifotony teo @ pharaon club, toeram-pandihizana iray etsy Ambohidahy ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ny Alarobia lasa teo, hita tao an-trano ireo zaza tsy ampy taona manodidina ny 12 k... tohiny
novalian'i lova26 ny 23/04/2012 10:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0309