Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
04/04/2009 21:34)
tsy poinsa le teny andraharo e!!
tsy navelan'ny gardine nihaona teny ry tim ! dia rava ny baolina!! :lol: :oops: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 05/04/2009 18:44
bazylou
(
04/04/2009 08:59)
mandritra izany fotoana izanydia
- manakaiky tsikelikely ny morontsiraka gasy ny piraty somalianina maty noana, 200 miles ny cote gasy no misy ny attaqueny farany .
- mitohy ny grevy etsy sy eroa analana vokona.
-nahazo 50.000 dola...
tohiny
novalian'i yuka ny 04/04/2009 13:22
bazylou
(
03/04/2009 22:11)
gasy tia tanindrazana
dia handany andro eny trocadero daholo izany ny adala sy hendry rehtra an!!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i rh ny 15/07/2009 14:23
bazylou
(
03/04/2009 22:08)
ALEO HAZAVA NY RESAKA E
ny hat anie dia mbola transition e, izany hoe tsy tena izy fa manelanelana ny taloha sy ny ho avy!!!! " haute autorite de la transition"" .Aleo azava io fa ampiesonin'ny tim sy ny tariny fotsiny ianre...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:51
bazylou
(
03/04/2009 19:00)
ahoana tsara ??!!
ity ilay izy
2ème jour d’assises de la HAT : mise en place d’un calendrier électoral, référendum en septembre 2009, les parlementaires mai et juin 2010, et octobre 2010 pour les président...
tohiny
novalian'i locl ny 03/04/2009 19:31
bazylou
(
03/04/2009 08:51)
efa lany bala le tim
izao izany dia samy manao ny asiziny nasionaliny ny rehetra. Asa mba hisy inona loatra no hitranga fa samy milaza azy ho babany avokoa!! ny tim moa efa vavan'ny maty andrano no ataony fa ny amerenana ...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 09:35
bazylou
(
02/04/2009 23:18)
tena tsara amin'ny MAlagasy
le miala amin'ny oua, oif, sadc, eny fana dia ny NU koa aza satria efa ela ireo no tsy hay intsony ny fitondrana azy, ary efa ela koa ireo no tsy nanome vaha-olana nygasy.
Aleo iala mihitsy dia ambo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2009 08:42
bazylou
(
02/04/2009 13:18)
miala amin'ny fanjakan'ny mpitery ronono isika dia tongasoa
ato amin'ny fanjakan'ny artista e!!! , tgv prezda, sareraka minisitra, mamy gotso sg primature, dada de fort dauphine direct cabinet, ......... :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2009 18:09
bazylou
(
01/04/2009 23:04)
paul verges II ,,
ity ny dikateny ary e!!
""Avions de président de Madagascan vendus au politicien de la Réunion
16:41de www.chinaview.cn 2009-04-01 : 38 Copie
ANTANANARIVO, 1er avril (Xinhua)...
tohiny
novalian'i lasa ny 02/04/2009 18:38
bazylou
(
01/04/2009 10:16)
paul verges!!
http://news.xinhuanet.com/english/2009-04/01/content_11114254.htm
diniho tsara arye!! :?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/04/2009 23:04
bazylou
(
01/04/2009 09:59)
afindrafindrao marina izy ity
tim eny am 13 mai indray izao , de ny tgv eny ambohijtv!!! ady gasy marina izy ty kleee :-D :-D ...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 01/04/2009 13:42
bazylou
(
01/04/2009 00:09)
rerak sahady ny tim fa
tsy tonga teny ambohijatovo intsny fa lasa nilahatra menaka sy vary aloha!!! :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:23
bazylou
(
31/03/2009 18:19)
ka tsy misy
irahrahai'izay tgv izao communaute international izao anie!!! na misy aza ny alika mivovov dia ny sarety mandeha ihany e!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
tgv, ok...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 01/04/2009 02:25
bazylou
(
28/03/2009 22:43)
tsy manana alternativa ny MAlagasy
Amin'izao raharaha izao dia hita mazava fa tsy manana olona hosarangotina i MAdagasikara. NY antitra teo aloha efa mankaleo sy mpamadika daholo, le ray lasa nilefa any amin'ny maizina .Ny anankiray va...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 15:27
bazylou
(
27/03/2009 12:41)
soa ihany fa teo i tgv!!!
porofo izao fa efa matotra noho ny mpanao politika antitra rehetra ao MAda ny vahoaka!!
Porofo izao fa efa misy ny tanora sahy handray ny fahefana ary na iza na iza mikozy sy mamono vorona eo dia tsy...
tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:41
bazylou
(
27/03/2009 01:50)
tsy aleo ity toa izay le soara be
voky atsatra tsy misy elegance iry!!!
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/journee-femme/antananarivo_001.php ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:10
bazylou
(
27/03/2009 01:02)
ie , dia ahoana indry
horakoraka sy vorivory eny rhetra eny ny an'ilay tim sy ra8ista fa tsy hita akory ze marina eo!! le lohany aza mbola nirifatra nilelapaladia any amin'ny maizina, le tany be sida indrindra eto afrika!!...
tohiny
novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:00
bazylou
(
26/03/2009 23:10)
mahagaga an!! ny olona mpiseho ho mpivavaka
ihany no tena devoly alika maty sy mpanompo sampy!!! :roll: :roll: :roll:
Mahita ilay hevitra hoe vidiako ny fiangonana, sy ny lanitra ary andriamanitra!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/04/2009 02:56
bazylou
(
26/03/2009 22:48)
tsy ratsy kosa e
I Mialy kos aloha milay mihoatr'ilay akoho vavy vosotra be iry e!! :-D :-D :-P ...
tohiny
novalian'i vale ny 27/03/2009 14:49
bazylou
(
26/03/2009 22:47)
safidy
firenena hoentin'ny olona efa nigadra, zaza etsy sy eroa batard, sy mpanao fitaovana ny fivavahana ho propriete priveny dia mambotry vahoaka sa firenena entin'ny tanora vao misondrotra, tsy nigadra ...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2009 21:26
