gasy tia tanindrazana
![](https://avatar.serasera.org/1860bf30ded9314ed627b31c95c9db75.jpg)
1. bazylou
(
03/04/2009 22:11)
dia handany andro eny trocadero daholo izany ny adala sy hendry rehtra an!!! :-D :-D
novalian'i rh ny 15/07/2009 14:23
![](https://avatar.serasera.org/7c054c29d19405ec1c20f57656a76d60.jpg)
2. andrywui
(
04/04/2009 09:06)
Bazylou a! mba mandalov kely eo à trocadero eo saint-denis eo toko ane les elà , fa olon entim-po sy fombofombo be te hamono olona zan dahol ry leron !! fa ra mis mahall ahy les angamb eo amza mandalondalo eo met mis mamely mits a! fa za ko miafina anaty fitaratr mainty de tsis mahalall ! fa hatram vazah az les resahindr leron hanampy isa az a!
![](https://avatar.serasera.org/4586a58a59a25801ad6c7b6b00f507bc.jpg)
3. Mirananirina
(
04/04/2009 14:25)
Ka haninona any hono e,afaka hanao inona aty ivelany aty.ny any Dago eo ihany.
Aza miafina izany ra Andry a!!!!!!! :)
Aza miafina izany ra Andry a!!!!!!! :)
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
4. rakaroka
(
05/04/2009 15:46)
Ié , aza mba rakatr'lé "tim8iste" aloha lé Andryoui fa dia ho voatifitra @ rantsan-tanana na "blablabla" , raha tsy misy basy an :wink: :-D :-D :-D