Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 15/03/2009 14:39)
lasa fivavahana sandoka sisa
ny fivavahan ao Madagasikara ao , kay ireto prezda sy gasy ireto dia mody miangona fotsiny fa hipokrity daholo !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:41
bazylou ( 15/03/2009 14:37)
referendum , tsy mifarihy hono lery
fa raha tian'ny vahoaka ny referendum dia ataony fa vonona izy ?? araka nyhevitrareo , naninona no izay vao tonga saina hanao an'io na ny hikasa hanao an'io ??? naninonano tsy natao dieny mialoha fats... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
bazylou ( 15/03/2009 11:44)
dia inona koa ny manaraka
natao ny kabary , dia natao ny fandranitana raha toa ka tsy mifezaka ny capsat, dia novokisana omby tsy hay tsy hay ny pokona maty noana , dia inona koa nymanraka e?? resy le8!!!!! dia raha toa ka ts... tohiny
bazylou ( 13/03/2009 18:49)
fanambaran'ny HAT -
Communiqué de la Haute Autorité de Transition La transcendance du pouvoir politique sur le droit n’a jamais été aussi oppressante que ces derniers mois. Le mea culpa, et la demande de pardon ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 21:50
bazylou ( 13/03/2009 13:09)
nidemisiona ny pm
dia vita izany ny baolina ry zalahy, ary hendasina koa i iavoloha hatao ambany kibo!! :-D ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 13/03/2009 15:37
bazylou ( 12/03/2009 16:19)
tsy tafatsoka le aza,
Transport aérien. L’avion présidentiel n’est plus sous la protection de la garde présidentielle (12-03-2009) - Antananarivo – Le nouvel avion présidentiel de luxe de 60 millions de dollars,... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 17:47
bazylou ( 12/03/2009 00:06)
efa kila forehitra
nyair force 1!!... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/03/2009 01:32
bazylou ( 11/03/2009 13:23)
hisy fifidianana sy fitondrana
miaramila eto Madagasikara . Ho feno hatrany anefa ny maty sy doro trano ary magazay. Misaotra tompoko :-D :{ :-D :-D ... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 12/03/2009 00:31
bazylou ( 11/03/2009 00:30)
endasina i le8
ary miala teo le io , izay ihany no ady eo e!!! :roll: ... tohiny
novalian'i yuka ny 11/03/2009 09:20
bazylou ( 09/03/2009 00:15)
vita ny baolina e,
mizara roa madagasikara, mizara roa antananarivo, mizara roa ny miaramila, mizara roa ny gasy aty andafy na dia spekatera fotsinyaza no ataony, jereo tsara fa handray basy daholo isika ary hifamono am... tohiny
novalian'i zandikely ny 09/03/2009 01:58
bazylou ( 08/03/2009 19:12)
hitanareo fa nanao dementi
daholo le nilaza hoe nisy matzeieln'ny mbs taoa min'ny viva!! tena tratra daholo izany ny lainga. :-D :-D ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:29
bazylou ( 08/03/2009 13:58)
lasan'i andry ny miaramila
hihih; io fa ef anipitika daholo ny miaramila tsy manaiky ny lehibeny intsonyfa lasa any amin'nytgv!! mety ka. :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i zandikely ny 08/03/2009 18:56
bazylou ( 07/03/2009 23:51)
reveo ao dia ereto
ao fa ianreo mianakavy no nifidyazy e!! aza mimenomenona ary ny mividy menaka 50.000 fmg ny litre, ny yaourt 1.500, de reveo ao e. ny anay tsy omenayanareo :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:33
bazylou ( 07/03/2009 20:54)
fanasoketana tsotra izao fotsiny le izy
satria tsy zakan'ny le8 ilay kombaka dia atao daholo izao fandotoana and co izao. Lazainy mazava tsara hono fa hoe hita tao amin'ny viva ny materieln'ny mbs. Ny harivan'io ihanyny radio dia nilaza maz... tohiny
bazylou ( 07/03/2009 17:20)
vive tgv
tgv ihany ny anay e!! :roll: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:09
bazylou ( 06/03/2009 10:18)
de inona hono le accord ee??
Négociations du Hintsy Andry Rajoelina approuve un schéma vendredi 6 mars 2009, par Patrick A. Des sources fiables assurent que les délégataires des deux camps sont arrivés à... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 10:44
bazylou ( 06/03/2009 09:23)
madagsacar , en route vers la guerre civile
tsy hisy izany sommetn'ny oua izany e!! ary ho tsy ho vita mora ny olona maty ireny!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 22:29
bazylou ( 05/03/2009 22:57)
rehefa tsy hamely le lehibe
tsy amantsaina sy anti dahy isany ireo dia aleo idiran'ny bandy kely nytanana e!! leo soara :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 23:50
bazylou ( 05/03/2009 18:42)
dia maninona anefa ny olona
raha milaza nyheviny sy manao izay fanehoan kevitra mazava?? hita be hoe dictature mandehandeha le ra8. Tsy ny gasy no tsy mahazaka demokrasi fa ny mpitondra no tsy mazaka demokrasia satria mpangalat... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:57
bazylou ( 04/03/2009 17:45)
hitan'ialahy isany ve ity ?
http://mialisenfout.hautetfort.com/tag/andry%20rajoelina... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 19:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499