Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 20/02/2009 16:08)
aleo ny tanora no hitondra azy e!!
sady ny pokona ao mada koa anie ka 40% mahery ny tanora ka inoa no maha ory e!! aleo ny soara esorina teo rehefa lany andro mividy avion sy mivarotra tany amin'ny koreana!!!!!! ho ela velona rajoelin... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 19:25
bazylou ( 16/02/2009 15:25)
ho ela velona anie i tgv
aleo hanaovan'ny jeune azy rehefa tsy hisy apoaka ny antitra lany daty e ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 16:06
bazylou ( 06/02/2009 15:59)
ty misy sopapa,
www.tvplusmadagascar.com... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:25
bazylou ( 05/02/2009 13:10)
aleo asiany
ao rehefa lehibe tsy amantsaina e!!! efa diso tafahoatra le fangoronkarena tsy rariny sy fitiavan tena... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:48
bazylou ( 04/12/2008 00:31)
diaizay ve no hevitra hitan'ny lery ???!! tssle
hanao cotisation ve?? tssle, fa maninona raha natao ny souscription publique fa io kotizaka ioihany ?? sao dia tandrametaka fotsiny e??? :-D :-D ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:50
bazylou ( 03/12/2008 00:18)
Alefaso indrya ny cotisation e!!
Hôtel de ville Le maire demande la contribution des citoyens mardi 2 décembre 2008, par Manjaka Hery « Il y a 1 800 000 âmes dans la capitale. Il suffit que chacun paie Ar. ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/12/2008 14:28
bazylou ( 27/11/2008 09:22)
izany vetsy lainga le,
Eaux et assainissement « Nous disposons de beaucoup d’eau, alors que nous sommes le pays le plus en retard en matière d’accès à l’eau potable », déplore le président de la République ... tohiny
bazylou ( 26/11/2008 00:36)
dia ny gasy nankaiza ???
565 entreprises étrangères installées à Madagascar en 2008 (25-11-2008) - 1138 entreprises ont été créées entre Janvier et Octobre 2008 à Antananarivo, Tolagnaro, Nosybe et dans le Vakinank... tohiny
bazylou ( 26/11/2008 00:23)
PROFESORA RA8
io indray izao no titren'ny lery!! mba te hanarakan'ilay zefa albert lery dia naka profesora sandoka tany chine!! bref vita sinoa e!! ny lalana navoakany ko vita sinoa ,;;lool. naverina daholo hono n... tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:00
bazylou ( 24/11/2008 22:36)
vita hatreo
ny orinasa malagasy ao MAda! tena vita matavy, io ilay nolazaikoanao ry naughty... tohiny
bazylou ( 24/11/2008 22:29)
esy e ry zava bita e!!lool
vita marian , le izy kle!!! tongavan'ny oranindray mandeha dia lasa zava tsy vita intsony le izy !!! loool vita daholo ny lalana, sy ny trano , sns :-D :-D ... tohiny
novalian'i dahuily ny 15/12/2008 20:56
bazylou ( 22/11/2008 23:31)
ady antrano sisa no ialana sirika!!
Maire d’Antsirabe Réponse au chef de l’Etat Olga Ramalason, maire d’Antsirabe, a, à son tour, saisi la presse pour confirmer au grand jour le dysfonctionnement organisationnel enregistrÃ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 14:56
bazylou ( 21/11/2008 22:29)
efa vita ny baolina ramalagasy ee
nomena ny tany , dia mahazo roplana tazy, dia mitohy ihanyny tour du monde!!! na ideba aza tsy nahavita an'izany aloha e!! izany tokoa ny hoe pire qu'un con!!! :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 14:52
bazylou ( 21/11/2008 22:20)
efa raikitra izany ny varoboba
ao mada ka samia mmaritr any azy amin'izay izany e!! lool :-D :-D :-D Asa mba inona loatra no takalony sa nomen'ny coreana roplana angamba i lery sa mety lasa nationalite koreana le8 , :-D :-D ... tohiny
bazylou ( 17/11/2008 23:59)
jereo ity
madagascarcolis.tk, ;;;;tena serieux io an... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2008 13:24
bazylou ( 17/11/2008 23:58)
orinasa gasy mpandefa entana ity
madagascarcolis.tk :lol: :lol: , serieux io an... tohiny
novalian'i aloalo ny 26/11/2008 08:35
bazylou ( 12/11/2008 23:56)
dia nanaiky tokoa ramalagasy
na dia eoamin'ny taninyaza dia tsy masy mandidy izy fa ny sasny no manao izay tiany ""Réception à Iavoloha La Chine interdit le Noce Apostolique mercredi 12 novembre 2008, par R. C. ... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2008 15:21
bazylou ( 12/11/2008 23:45)
mba jereo le 65 min an'i m6
anikeo , ilay edition natao anio momba ireo zaz gasy miasa ho an'ny fianakaviany. Miady safira hamelomana fa tsy ampy ny eo ampelatanana, aleo manao safira toa izay mianatra hoy izyy. Jereo ireny emi... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 17:17
bazylou ( 11/11/2008 00:17)
gasy jamban'ny trosa
Maro amin'intsika malagasy no faly fotsiny mahita hoe mandray francophonie,sommet union africaine,fanamboarana lalana...........Nefa itsika ihany anie no hanefa an'ireny trosa ireny any aoriana any eh... tohiny
bazylou ( 11/11/2008 00:04)
ho avy aty STRASBOURG hono le8
hisolelaka sy hangataka ranony amin'ny eropeana, hampitombona ny trosan'ny gasy !!! :-D :-D :-D tsy misy atao marina le io ka mandany kerosene maketsy sy makeroa hangathana.... ny eo an toeran aza ... tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 15:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1733