miala amin'ny fanjakan'ny mpitery ronono isika dia tongasoa
1. bazylou
(
02/04/2009 13:18)
ato amin'ny fanjakan'ny artista e!!! , tgv prezda, sareraka minisitra, mamy gotso sg primature, dada de fort dauphine direct cabinet, ......... :^) :^) :^) :^)
répondu par bazylou le 02/04/2009 18:09
2. bazylou
(
02/04/2009 13:20)
dai rehefa avye o izany ny mpivaro boandro na ny mpivaro kena indray no hiditra eo!!! looll :-D :-D :-D
4. xxx
(
02/04/2009 14:07)
vita ny mpitery ronono dia miditra indray masters alain ramaroson(maste) hihihi :roll: :roll: :roll:
5. vale
(
02/04/2009 14:54)
fa mampaninona anefa ny fiterena ronono??? tsy azoko mintsy anie le fisainanareo ireto e?? hummmm..Tsy aleo ve mpitery ronono toy izay mpamaky trano sy tontakely??? :^) :^) :^)
6. xxx
(
02/04/2009 16:09)
tsy aleo ve mitery nono ê! le nono mandotso be iny!tsy nahazo seza i mima fa tsy misy seza antonona ny motera be ao @ tgv itanareo iany iny hakeliny iny de ôtran'reny dôlo ny seza ao!! ra manequin enao de mety ho tafiditra ao @ hat mila zavatra kelikely sy bitika ny ao :^)
7. ni81
(
02/04/2009 16:13)
tsy aleo ve mitery nono ê! le nono mandotso be iny!tsy nahazo seza i mima fa tsy misy seza antonona ny motera be ao @ tgv itanareo iany iny hakeliny iny de ôtran'reny dôlo ny seza ao!! ra manequin enao de mety ho tafiditra ao @ hat mila zavatra kelikely sy bitika ny ao:-D :-D :-D
9. bazylou
(
02/04/2009 18:09)
mety ka!!!! i joyk " préssenti"" ho efom pokontanin'ambohimanarina, i jaytaxx conseiller chef de region analamanga, jereo anie fa hahazo koa i rossy e!! raha tsy efa conseiile special prezda io....... :-D :-D :-D :-D esssy e
