Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vale, milahatra araka ny daty
vale
(
23/04/2006 19:40)
andao hifampizara blagy!hihih
Ity ny ahy aloha dia mba miandry avy @nareo koa eh...
Nisy lhl hono izany voatery nandao ny R&Reniny mba ho aty am-pita fa hianatra, efa am-polon-taona no tsy nahitan'ny R&R azy ntsony
nandefa sar...
tohiny
novalian'i kala ny 03/05/2006 13:13
vale
(
25/03/2006 12:36)
Ny atody
Manahoana daholo ô!
Saika mba hila toro-hevitra aminareo mikasika ny sakafo vita @ atody na koa sakafo ampiasaina ny atody(ankoatry ny gateau an!). Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i kinaoly ny 04/04/2006 07:41
vale
(
11/02/2006 14:25)
Ny Tantely.....
manahona daholo ô!!! saika mba hanontany ange hoe inona avy kay ny soa azo avy amn'ny fihinanana tantely? dia sao de misy voka-dratsiny koa nefa..? mety mahasolo ny siramamy ve ny tantely (raha olona...
tohiny
novalian'i pavy ny 11/04/2006 05:02
vale
(
03/02/2006 18:04)
Efa nisy hatrizay izany ny gasy "HOMO"
Lasa ny heritreritro mikasika ny olona Homo ireny e, ka mba manontany hoe efa nisy hatrizay ve izany ny Homo fa nanafina ny Ntaolo??? Ary naninona no nafenina nefa??? Misaotra e....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:51
vale
(
30/01/2006 13:55)
fanaovana "tompoko".....
Mba nandinika ihany hoà zaho fa toa tsy dia miasa firy intsony io teny iray io amin'izao vanin'andro ianinantsika izao é! tsy fantatro ny antony mazava???...
tohiny
novalian'i Joklinrabe ny 31/08/2006 10:36
vale
(
30/01/2006 12:48)
môpera sy masera,
Sendra niampita rano hono i masera sy mompera, raikitra hono izany fa ry môpera mibaby an-dry masera, ka nanontany an'i masera hono ty mômpera iray oe: in ty malemilemy aorinanao ty masera? de ozizy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/02/2006 17:28
vale
(
24/01/2006 15:35)
Tomates cerises
Mba mangataka fomba azo ampiasaina (fahandro, na koa salady...) ny "tomates cerises" ireny.Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i vale ny 30/01/2006 08:27
vale
(
24/01/2006 15:23)
Pretty woman!
Mba ahoana ny fijerinareo iny sarimihetsika iny????...
tohiny
novalian'i vale ny 29/01/2006 14:07
vale
(
28/12/2005 23:05)
"Sac plastic" hamonosana ny "crottes"ny alika!hum!
Manahoana daolo ééé! Dia gaga aho fa rehefa ho an'ny alika dia azo ataon'ny fanjakàna (frantsay) ny mizara sac eny @ akaiky zaridaina ireny! tsy ratsy ilay izy satria mampiezaka ny olona hanadio r...
tohiny
novalian'i vale ny 16/05/2006 16:50
vale
(
21/12/2005 00:02)
fitiavan-tena hono!!!!
Misy lehilahy iray izay nilaza fa ny vehivavy tia tena fa miandry kôtina foana fa tsy mikôty!hum!mba azonareo hazavaina ve inona ny mahatonga azy hiteny izany?????...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 09/01/2006 08:48
vale
(
11/12/2005 11:18)
kilalao sy hatsikana
Tohizo ary ity izay mahay: "saka matory no....."??? misaotra!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
vale
(
20/11/2005 21:39)
Mba mangataka tononkiran'ny GREEN "LAY TSY MIOVA"!!!
Manahoana daholo eee! Sao dia mba misy manana an'io tononkira io ? Misaotra mialoha!!!...
tohiny
vale
(
09/11/2005 22:12)
"sorcelerie"
Mi-"exista" marina ve izy io?......
tohiny
novalian'i vale ny 01/12/2005 15:27
vale
(
31/10/2005 01:26)
TORIMASO
Marina ve fa ny tsy fahampian-torimaso mahangeda?(matavy)mba mangataka ny hevitrareo ....
tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 19:37
vale
(
09/10/2005 13:00)
Resaka zaridaina
Manahoana daholo!
Ianareo ve mba tohina mahita an'ireny olona mitondra alika eny @ zaridaina iombonana ireny , ka ilay alika manao maloto eo dia tsy raofin'ilay olona tompony akory avy eo?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 11:50
vale
(
28/09/2005 12:07)
Fandeferana
Mba te hahafantatra izay hevitrareo ny @ fandeferana eo @ fitiavana! Ny lahy ve sa ny vavy no tokony handefitra BEBE KOKOA ?!!!...
tohiny
novalian'i hesham ny 18/10/2005 01:53
vale
(
28/09/2005 11:54)
Fahasalamana
Manahoana daholo! Sao dia mba misy mahafantatra toerana mpivarotra ireny "Raokandro Malagasy" ireny kay ianareo! (aty Frantsa io!)Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 08/10/2005 17:09
vale
(
22/09/2005 19:30)
Hatsikana
Tohizo izay mahay: "rafotsibe mita tatatra ka...!"...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 04:06
vale
(
21/09/2005 18:18)
"Fascination"
Manahoana daholo!Sao d mba misy afaka manome vaovao momba ny groupe "Fascination"! Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i belouh ny 26/09/2005 22:15
vale
(
19/09/2005 08:30)
Voatavo!
Nisy lehlahy iray hono niala sasatra teo ambany rotra (hazo misy voany madinika!) dia misy voatavo maniry koa teo akaiky teo! D lasa hono ny eritreriny hoe A/tra manaonao foana fa hazobe itony d vona-...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:30
