Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vale, milahatra araka ny daty
vale
(
19/01/2008 06:46)
Nankaiza Ra-Bourbonezy?
Mba lasa saina fotsiny reh ny tenanay, hoe nankaiza i Boubounezys;curieuses be, zah mantsy mba te halala oe fa naninn? fa namana daholo ireny mantsy koh. Izay manana vaovao-ny, sy ny n° fa very le n...
tohiny
novalian'i Papoose ny 31/01/2008 04:00
vale
(
26/06/2007 22:45)
Bonannif' Rafify !
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img]
(l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 00:22
vale
(
19/04/2007 20:32)
Mpivavaka mihambahamba
Manahoana daholo oh,
saika mba hangataka ny tonon'ilay hira hoe "Vavaka miahambahamba" iny izay mahay azafady!:P
(tsy fantatro ny pihira azy fa miala tsiny indrindra:oops:)
, sotra.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2007 12:30
vale
(
13/04/2007 09:24)
Vendredi 13, mmmhhh..
Lasa ihany mou zany ny saiko satria androany vendredi 13, ka samy manana ny fahitany an'izy io ny olona, mba misy mahalala ve hoe in marina ny marina amin'izy io fa maha fann!:°)...
tohiny
novalian'i karinah ny 14/04/2007 09:50
vale
(
16/03/2007 19:19)
eléction présdtlle, frantsa!
manahoana daolo,
hono hoà ho an'zay afaka mifidy, iza no fidinareo kay? (na zay mba hevitrareo momba an'io, iza no tinareo?)
ny ahy Ségolène Royale no tiko raha afaka nifidy aho...:°)...
tohiny
novalian'i karinah ny 28/03/2007 11:05
vale
(
11/03/2007 01:55)
Bonan'iv Methode...
Faly miarahaba :-* an'ny namana Methode tratry ny tsingerin-taona androany ..de ho an'izay tonga fety androany koa oohh..!.. Levy koa:-* (raha mahita an'ity hafatra ty..); ...HAPPY BIRTHDAY éee..!:wi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 16:36
vale
(
05/12/2006 19:23)
Ny vehivavy momba na tsy afaka manaranaka?!
Hono ho aho e, mba nahalasa ny eritreritro ihany io lafin-javatra iray io, izany hoe taloha be teo @ fiaraha-monintsika malagasy dia toy ny hoe vehivavy ratsy foana raha vao tsy afaka miteraka ilay ve...
tohiny
novalian'i fslems ny 16/10/2015 19:34
vale
(
26/10/2006 14:31)
Metisy!
Miarahaba e,
Hono hoà mba lasa ny saiko e, raha gasy izany no metisy dia gasy ve izy sa vazaha, ny fandraisan'ny olona azy? (raha ho antsika gasy ohatra dia inona no tonga dia fandraisana io olona i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 18:41
vale
(
22/10/2006 15:08)
Olo-be misary zaza, sa..? hihihi
Raha samy hifidy ihany kay, de in ny tianareo , olo-be misary zaza? :-D sa zaza misary olo- be?:lol:...
tohiny
novalian'i vale ny 30/10/2006 14:14
vale
(
18/10/2006 23:50)
Fihavanana ( An'i Njila)
Mba omeo ny tonon'io za izay manana, tiko be io hira io, ka sao mba misy manana any ê, 'saotra !!...
tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 15:45
vale
(
07/10/2006 22:52)
karepoka na ny jaleby koa!
Salama doly:),
sao amintsika ato mba misy mahay manao ny fanaovana an'ireo, karepoka le ohatry ny forma na noeud na kou papillon dia ohatry ny asiana zvt ohatry ny tantealy lay izy avy eo.:)
Dia j...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 14:04
vale
(
23/08/2006 04:10)
Isika vehivavy foana matetika,,,
Manahoana dôly aloha ê:)
Hono hoà , mahagaga mihintsy fa tena tsy mety ve ny vehivavy ( sasany ) raha tsy mifosa ny namany, ary koa lay toetra mifampialona koa eo @ samy mpinamana vitsivitsy, in...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 09:31
vale
(
06/08/2006 14:16)
nankaiza koa,? hihi!
Ary mba nankaiza hoà i Lapino izay elaela tsy hita:°), i Mandrindra koa?:wink:...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 13:13
vale
(
04/08/2006 00:11)
Blaogy.com?!
Miarahaba ny tompon'andraikitra!
:) Tsy mety sokafana hoà ny blaogy.com izao sa misy fanamboarana ve? fa toa lasa page introuvable?! sa sao dia ny pc-ko ary no manondrana?:idea:???! :)merci ô!!!!...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/08/2006 13:49
vale
(
21/07/2006 10:15)
Manitra hono, hihi !!
Indray mandeha tao anaty train, dia nisy rangahy musclé be sady lava , glady be izany nandefa rivotra :^), dia hoy ty ankizivavy kely iray:
- huuum, ummmmm, iza zany mandoto rivotra izany!!
Dia h...
tohiny
novalian'i vale ny 26/07/2006 21:53
vale
(
30/06/2006 14:17)
HEVITRA ao amin'ny sary???!
Manahoana daholo:-*,
Tsy haiko na mba sendran'izany ianareo? fa toa lasa ny hevitra nampidirina "farany indrindra indray " no lasa ery "ambony indrindra" :roll:?!!!
...
tohiny
novalian'i vale ny 01/07/2006 13:55
vale
(
30/06/2006 06:32)
Ramanonaka
Sao dia mba misy mahay ny fomba fanaovana ny ramanonaka kay? manimanina te hihinana eh:miam::miam:, misaotra:)!!!!...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 26/07/2006 11:21
vale
(
28/06/2006 14:48)
Mba misy afaka hanoro ve?!!
Isaky ny démérrage dia misy ity soratra ity :
erreur de chargement de c:\PROGRA~1\MYWEBS~1\bar\1.bin\MWSBAR.DLL
Le module Spécifié est introuvable
Ka ahoana kay ny fomba hatao mba hialÃ...
tohiny
novalian'i lapino ny 03/07/2006 17:35
vale
(
16/05/2006 17:00)
fanafody natioraly manala vergeture!!
sao nareo mba misy mahalala fomba mahafaka ny vergeture ireny (fitsaboana natioraly: raokandro sns....) fa tena mahamenatra no manimba hoditra be ilay izy? ny fanafody (crème) vazaha efa nandramako ...
tohiny
novalian'i vale ny 20/06/2006 19:01
vale
(
29/04/2006 14:24)
site afahana mi"télécharger" antivirus "gratuit"??!
Sao dia misy mahafantatra site ahazoana mi-télécharger antivirus gratuit amintsika namana? misaotra betsaka!:wink:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 12:15
