Liste des messages
Liste des messages, inserés par rakapy, par ordre de date
rakapy
(
28/02/2008 04:42)
Ry Kristianina! Hanaraka an'iza ianao raha toa...
Hanaraka an'iza ianao ry xana raha toa ka voaporofo ny fahamarinan'ny fikaroahana nataon'i James cameron sy Jackobovici Simcha momba ny taolam-balon'i Jesosy?
Raha toa mantsy ka mitombona ny fikaroha...
suite
répondu par prime le 11/03/2008 10:05
rakapy
(
21/02/2008 03:28)
Ahoana no heritreritry isika Afrikan @ visitin'i Bush tany A
Inona no mba fandinihinareo sy heritreritrareo momba ny fitsidihana nataon'i Bush tany Afrika iny?
Moa ve mety hitondra soa ho an'ny continent? sa mety mahazo kely isika fa hangalana betsaka? Sa dia...
suite
répondu par cutie le 25/02/2008 16:34
rakapy
(
18/02/2008 01:58)
Fa maninona ny X voarara nefa ny action tsy voarara?
Mba liana te halala ny tenako hoe maninona wa ny film porno no voarara sy atao sarotra be ny lalana momba azy nefa ny film de guerre na violence na action dia miparitaka hoahatrany ny fasika?
Hoatr...
suite
répondu par nerveux le 18/04/2008 23:00
rakapy
(
16/02/2008 23:51)
Ny baiboly dia tsy ampy hahatonga anao any velively
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana n...
suite
répondu par fijo le 22/02/2008 22:10
rakapy
(
16/02/2008 06:05)
Maro ireo mandany andro @ fivavahana nefa...
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko s...
suite
répondu par tommykyle le 26/03/2008 16:46
rakapy
(
10/02/2008 02:50)
Mba mahatsikaiky ity teny Gasy ity indraindray !
Izaho ve no tsy mahay teny Gasy sa? Raha vao nanokatra ny site serasera aho anio dia nahita filazana iray mikasika ny fiangona gasy ao Paris. Hoy ilay filazana hoe:
"FJKM" FIANGONAN'I JESOSY KRISTY E...
suite
répondu par lizabeth le 10/02/2008 22:49
rakapy
(
05/02/2008 02:57)
Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?
:roll::roll::roll::roll::roll:...
suite
répondu par prime le 15/02/2008 14:46
rakapy
(
01/02/2008 01:16)
Tena mazava @ Kristianina ve ny Baiboly???
Toa mahagaga ihany fa na ny samy kristianina aza dia mifanipaka @ resaka baiboly. Misy ny milaza hoe ao anaty baibolinay sy hoe ao anaty baibolinareo???
Ka nefa dia samy mitono tena hoe mpanara-dia a...
suite
répondu par coopsal le 07/11/2008 08:40
rakapy
(
24/01/2008 01:07)
feu de stop
Efa henonareo ve ny tantaran'ilay polisy nanao controle tetsy Mahamasina?
Nanakana fiara hono ity polisy iray ka dia nanao ny fomba rehetra mba ahazaona tsolotra. Ara dalana avokoa ny momban'ny fia...
suite
répondu par lohabe le 28/01/2008 16:55
rakapy
(
23/01/2008 20:26)
Maty radio K7 sy retrovizera
Nahazo asa hono ity sofera iray hitondra fiara mpitatitra olona mampitohy an'i Fianar-Tana.Faly tokoa ny lehilahy satria manana sakaiza maro @ iny RN7 iny ny tenany.Tamin'izany moa mbola tsy nisy mini...
suite
répondu par rakapy le 24/01/2008 00:56
rakapy
(
23/01/2008 03:13)
Biodiesel???
Mba manotany ny tenako hoe: tena tsara ho an'ny tontolo iainana ve ny biodiesel? inona no tsara sy ratsy amin'izy io?...
suite
répondu par LazaDaddy le 27/01/2008 22:48
rakapy
(
18/01/2008 22:09)
Vitre fume sy fehikibo
Mba nety tsara hono ny bizinesin'ity rangahy iray mpitrandraka vato safira tao Ilakaka ka nividy fiara ny lehilahy. Mbola tsy tany andrenivohitra mantsy ny tenany ka dia nanapakevitra fa mba handeha h...
suite
répondu par tsoupou le 23/01/2008 12:25
rakapy
(
18/01/2008 05:12)
Nanao ahoana ny momba an'i RaPatrisy sy Maria?
Mba nanao ahoana ihany no niafaran'i Ra patrice sy Maria izay? ...
suite
répondu par ikaretsaka le 02/02/2008 00:19
rakapy
(
17/01/2008 00:10)
Raha hiverina tokoa i Jesosy dia ireo kristianina no hamono
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy.
...
suite
répondu par rakapy le 18/01/2008 02:53
rakapy
(
16/01/2008 23:07)
Jesosy, Ikelimalaza, Allah, Boudha...no anarana mampiady ny
Ireo anarana ireo no mampifandripaka sy mampiady ny olombelona matetika satria dia samy milaza ny azy ho marina avokoa. Ka nefa hatram'izao dia A/tra iray ihany no mbola hinoana dia ilay tsy Toha Nah...
suite
répondu par soanja le 18/01/2008 00:52
rakapy
(
16/01/2008 21:46)
Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo
Ialana tsiny eto ampiandohana raha toa ka manafintohina ny voakasika ilay lohanteny. Raha mandinika ny ankamaroan'ny mpino kristianina ny tenako dia mahita sy mahatsapa fa TAHOTRA sy AKIVINA ary ny AK...
suite
répondu par rabaribe le 05/02/2008 08:00
rakapy
(
05/01/2008 03:21)
Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?...
suite
répondu par cutie le 18/01/2008 01:27
rakapy
(
30/12/2007 03:33)
Baiboly: tenin'A/tra nefa tadidio fa nosoratan'olombelona!
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io.
Koa ...
suite
répondu par prime le 14/01/2008 11:31
rakapy
(
29/12/2007 03:31)
Mpitondra fivavahana Kristianina mamataveta zaza madinika
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany ...
suite
répondu par fijo le 04/01/2008 23:42
rakapy
(
27/12/2007 02:27)
Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex a...
suite
répondu par rvando le 26/05/2016 09:29
