Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakapy, milahatra araka ny daty
rakapy ( 19/06/2009 10:30)
Finoana sy ny fahamarinana ve mitovy???
Azafady aloha fa tsy ilay ps Fahamarinana io lazaiko io an! Mba lasa hoa ny saiko raha nandinika ireo teny roa ireo, dia ny FINOANA sy FAHAMARINANA izany. Raha raisina ara-bakiteny aloha dia toa t... tohiny
rakapy ( 06/05/2009 05:01)
Kristianina ve ny ankamaroan'ny Malagasy???
Raha mihaino ny resaky ny ankamaroan'ny Malagasy ianao, raha mijery ny vahoaka rehefa tonga ny alahady ianao, raha mijery ny ankolafiny maro na eto an-toerana na any ampita dia hita fa toa Xana ny ... tohiny
rakapy ( 19/03/2009 04:29)
Ny olombelona ve no ambony indindra eto an-tany?
Efa nisy ady hevitra momba ity tany @ sujet hafa fa mba tiako ny hanaovana azy sujet manokana. Mino sy miheritreritra ve ianao fa ny olombelona no ambony indrindra @ zava-boaharin'ilay Nahary? -Azav... tohiny
novalian'i rakapy ny 21/03/2009 20:13
rakapy ( 16/03/2009 22:25)
Iza no nom de famille an'i jesosy
Fanotaniana somary hafahafa nefa mba nanitikitika ny saiko izy ity. Ireo jiosy mantsy dia manana ny anarany ary fanampiny ny ankamaroany. Ka mino aho fa nanana izany koa i jesosy. Ka ho anareo izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:38
rakapy ( 21/01/2009 08:27)
Ireo devoly masim-bava
Dia miarahaba antsika rehetra indray ny tenako tratry ny taona 09. Izay indray vao niditra fa mbola naka rivotra tany @ tany tsisy A/tra. Raha ny lohahevitra no lazaina dia devoly sahady no mirotsa... tohiny
rakapy ( 16/12/2008 22:52)
Vavaka ho an'i Satana
Ho anareo xana, izay mivavaka sy mpandeha any an-tenipoly. Mba efa nisy taminareo ve no nahatsiaro mba nivavaka ho an'i satana na i devoly na i losifera??? Mba efa nisy taminareo koa ve no nahatsia... tohiny
novalian'i prime ny 31/12/2008 09:39
rakapy ( 04/12/2008 07:09)
Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry
Efa lasa resaka lava be moa ny momba ilay seho t@ M6. Tao ny tsy nankasitraka ,tao koa ireo izay mankasitra sy miaro ny toby. Ao koa ireo mihezaka manodina resaka. Ka ity dia fanotaniana ho an'ireo ... tohiny
novalian'i felanawil ny 11/01/2009 15:15
rakapy ( 24/11/2008 04:02)
Ny fiangonana xana sy ny famelan-keloka
Mba gaga aho raha sendra nijery ity vaovao tamin'ny gazety iray ity. 42 taona aty aoriana hono va namela heloka i Vatican! Raha tany amin'ny taona 1966 no nanambara tamin'ny mpanao gazety iray ta... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:18
rakapy ( 22/11/2008 18:37)
Ireo lhl gasy tia miaraka @ vazaha vhv?
Tsy hoe ny vhv ihany no te hiaraka @ vazaha fa ny lhl koa eto Dago dia maro no manitona ireo vhv vahiny. Efa maro izy ireo no manao izany. Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 06:36
rakapy ( 21/11/2008 05:53)
Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?
" America , we have a Muslim President. This is a SIN against the Lord" Ex;20.3 (Kansas) Izay midika hoe:" Ry Amerika , Silamo ny filohan-tsika. Izao dia fahotana eo anatrahan' A/tra" Io no sora-b... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 20:30
rakapy ( 09/11/2008 05:53)
lhl sy ny slip
Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip? inona no tena asan'ny slip @ lhl?... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:53
rakapy ( 01/11/2008 02:52)
Ny tsy finoako no nahavonjy ny ahy(vavolombelona)
Sendra naheno resaka izay nataon'ity vehivavy iray t@ namany aho raha sendra nisakafo tao @ toerana fisakafoana iray. Nilaza izy fa raha nino sy nanao izy voalazan'ireo mpampivavaka tao @ fiangonana ... tohiny
novalian'i prime ny 26/11/2008 07:22
rakapy ( 28/10/2008 18:50)
Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?
Inona tokoa moa no mahadiso na mahafahotana ny tsy finoana?... tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 11:24
rakapy ( 09/07/2008 04:43)
Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
:-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2008 20:30
rakapy ( 20/06/2008 03:56)
Mandroso hono i Madagasikara!!!
Mandros hono ny gasy satria efa manana basy ny ankamaroan'ireo jiolahy mpanendaka isaky ny elekela-trano. Mandroso hono ny gasy satria tsy azo handehanana alina intsony ny lalam-pirenena. Mandroso h... tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:41
rakapy ( 20/06/2008 02:14)
Tokony hanamboatra prison maro ny fanjakana
Raha ny fandehan-javatra eto Madagasikara dia tokony hangataka famatsia-mbola @ FMI i Madagasikara hanamboarana fonja fa tsy ho ampy izy ity atsy ho atsy.... tohiny
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:53
rakapy ( 17/06/2008 03:32)
difference d'age II
Ahoana indray no mba fahitanareo ireny sipa kely mbola tena tanora ireny nefa miaraka @ rangahy efa zokiny lavitra be. Ilay sipa kely @ io rehefa mihiditra fivarotana dia manangona izay akanjo izay t... tohiny
rakapy ( 30/04/2008 08:20)
Ireo mpitory ihany no nanimba ny hasin'ny baiboly
Notoriana sy novakina ary nodradradraina eran-tany sy ny elakela-trano , gazety, internet eny na any @ toerana tsy tokony hitoriana azy aza dia ahitana ny teny avy @ baiboly. Natao toy ny tracte sy... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:53
rakapy ( 09/04/2008 07:46)
Anarivo taona maro nivavahana
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mif... tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:30
rakapy ( 02/03/2008 22:15)
Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?
Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko. ... tohiny
novalian'i prime ny 17/03/2008 11:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0555