Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pissoa, milahatra araka ny daty
pissoa ( 19/08/2006 11:11)
Nivaly ny bacc
http://bacc.univ-antananarivo.mg/... tohiny
novalian'i pissoa ny 24/08/2006 20:28
pissoa ( 12/08/2006 15:33)
Ady hevitra
Fomba mahazatra ny ankabeazan'ny olona rehefa mandeha elaela ny ady hevitra, ny mamadika ny resaka hifantoka na amin'ny olona iadiana hevitra - na hitsikerana azy fotsiny :-D:-D:-D Eto amin'ny foru... tohiny
novalian'i xxx ny 27/08/2006 19:20
pissoa ( 03/08/2006 06:47)
Sarin'ny namako
Manahoana Mety ho azo atao ve hoe rehefa mijery ny [i]sary rehetra[/i] ao amin'ny namana - dia hita ao koa ny sary nampidirin'ireo namana nifidy ahy? Tsy hoe sarotra akory ny mijery azy amin'iza... tohiny
novalian'i pissoa ny 29/08/2006 13:46
pissoa ( 30/07/2006 18:50)
Teny Malagasy: "k"
Misy lalana ve ny famakiana ny "[b]k[/b]" amin'ny teny Malagasy? Tsy mitovy mantsy ny feo rehefa mamaky ny hoe mangatsi[b]k[/b]a na mozi[b]k[/b]a (ohatra) sy ny hoe alo[b]k[/b]a na tolo[b]k[/b]o. ... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:07
pissoa ( 22/07/2006 13:53)
Mofo Voatavo
Ahoana indray moa le fanaovana mofo voatavo kay? Sa tsisy an'zany :roll::-D:-D:-D Misaotra o... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:26
pissoa ( 12/07/2006 14:37)
DIDY FOLO NY FITIAVANA
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v44b4e55f9f3bd :}... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/08/2006 12:13
pissoa ( 10/07/2006 16:22)
Iza no voa
Nisy rangah gilady be zany niditra tao amin'ny bar, dia nanontany ... - Iza izany Marc izany? - Zah! Fa ahoana? Dia nanantona le glady be dia tonga nomeny ny totohondry le Marc, dia nianjera ta... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:09
pissoa ( 04/07/2006 09:17)
In-droa
Namaky gazety ony zany le rangahy iray dia nanontany ny vadiny ... - Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30.000 eo ho eo isan'andro moa ny lehilahy 15.000? - Mazava ho azy ... Rehefa miresaka ... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/07/2006 16:49
pissoa ( 03/07/2006 12:47)
Dans les yeux d'une fille
Misy afaka manome ny tonon'io ve? Tsy haiko tsonyyyyy. Fa misy oe ... Dans les yeux d'une fille, Y a toujours une etoile Une etoile qui [???] Comme un phare dans la nuit. [???] pour un garcon,... tohiny
pissoa ( 01/07/2006 18:56)
Brazil - France
57 mins: GOAL Brazil 0-1 France Zah tsy hianatra tsony fa hanao baolina raha mandresy eo France :cry:... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2006 03:26
pissoa ( 23/06/2006 13:13)
Ary raha pédophile?
N/Misy resaka lava be atsy ambadika atsy momba ny homosexualite. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4498f79c098da Ny hevitra tena nivaingana ao amin'io resaka homo io moa dia ny ... tohiny
novalian'i prime ny 30/06/2006 11:10
pissoa ( 17/06/2006 17:23)
Endri-tsoratra
Sao diso kay ilay link amin'ny fanazavana ny endri-tsoratra http://serasera.org/forum/?rub=dinika/bbcode.help fa tsy mandeha ilay izy dia (misy) sahirana mamaly forum. Misaotra.... tohiny
novalian'i hery ny 21/06/2006 06:11
pissoa ( 12/06/2006 07:53)
Mavokely
Lasa njay ny saiko ... Fa maninona kay no [b]mavokely[/b] no (n)iantsoan'ny Gasy ny loko mavokely e? Manakaiky kokoa ny [i]mena[/i] io loko io noho ny [i]mavo[/i], dia naninona no tsy hoe [b]menak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 04:32
pissoa ( 11/06/2006 16:51)
Teny Malagasy: Samihafa
Mba misy afaka manazava ve ny fampiasana ny hoe [i]samihafa[/i] (teny tokana) sy ny [i]samy hafa[/i] (teny roa) kay. Sa mitovy ihany ireo? Mba atoroy fa tsy haiko :oops: Misaotra.... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:09
pissoa ( 04/06/2006 14:11)
Kambana
Misy ramatoa ony zany manana zanaka kambana mirahalahy. Dia tena mitovy be ry bandy kely, dia gaga ny tanana hoe ahoana aza no hahaizany manavaka azy roalahy ireo. Dia nanontaiana ... - Ny iray mah... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/06/2006 10:49
pissoa ( 30/05/2006 12:18)
Tantely sy voasary makirana
Ahoana kay mou no fampiasana ilay tantely sy voasary makirana io rehefa marary tenda be sy mikohoka be? Indrindra le feo tsy mety tafarina e. Dia sao misy fomba hafa ialana amin'io fa tena giravy n... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:12
pissoa ( 26/05/2006 15:38)
lapin00
Nisy lapin kely ony zany nanapaka ny griffes-ny teo amoron-dalana an. Dia nandalo ny limace dia nanontany: - Fa inn ity ataonao? - Manamboatra ny hohoko zah dia am'zay afaka mandrangotra an'le renar... tohiny
novalian'i totofy ny 02/06/2006 19:31
pissoa ( 25/05/2006 08:29)
Nofinofy
Misy mahay io hira io ve? [n]Nofinofy[/b] no lohanteny fa tsy tadidiko ny mpihira. Ilay izy fotsiny misy oe: ... Saingy nofinofy ihany Izany rehetra izany Efa hatry ny ela be Izy no voafehy ..... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 04:00
pissoa ( 24/05/2006 13:52)
(Tsy haiko ze titre)
Tonga avy nianatra ony zany bandy kely dia nitomany be - Neny an, zah lazain'ny ankizy any ampianarana foana hoe ngôda be ony ny sofiko :snif::snif::snif::snif::snif: - Mais voyons, ce n'est pas gr... tohiny
novalian'i sasa ny 27/05/2006 05:46
pissoa ( 19/05/2006 04:45)
Rambo
(Nezahina adika amin'ny teny Gasy) Nivoaka ny tranony ony zany le kankana kely dia nahita kankana iray teo ivelany, dia niresaka: - [i]Mba tsara kosa izany andro izany androany an[/i] :D Dia tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 20/05/2006 18:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0357