Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i pissoa, milahatra araka ny daty
pissoa
(
01/07/2007 09:47)
Antitra Kely !
Misy fomba fanalana ilay mikentrona amin'ny andrina ireny ve ? Ilay karazany ranonampango sy voamadilo ... fa tsy dia mampiasa zavatra simika be loatra !
Antitra kely ny andriko fa nila fiaretan-to...
tohiny
novalian'i dailynews ny 12/07/2007 19:59
pissoa
(
16/06/2007 21:58)
Ho an'ny Dada sy ny ho Dada rehetra
Arabaina izay efa Ray sy mbola ho ray rehetra fa fetinareo hono androany ! Dia mirary soa ho anareo hatrany !
Tsy hadino koa ny Ray am-panahy :-*:-*:-*
[img]http://i22.photobucket.com/albums/b3...
tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:10
pissoa
(
13/06/2007 21:58)
Tsy Kilalaon-jandry
Hitako tao amin'ny blaogin'i manana19 (mety efa maromaro no namaky tany ) fa "[color=green]Vadin-joky kilolohan-jandry[/color]" hono no fiteny marina fa tsy "vadin-joky kilalaon-jandry" !
http://m...
tohiny
novalian'i izany ny 03/05/2011 07:45
pissoa
(
11/06/2007 20:54)
blaogy.org : Rohy hafa
Manahoana
Aiza kay ny tokony ovaina mba hitranga ao amin'ny blaogy ny sokajy hafa amin'ny rohy ?
Nanisy sokajy vaovao za dia tsy miseho any amin'ny blaogy ilay izy fa ilay efa default tao ihany ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 12/06/2007 05:09
pissoa
(
18/04/2007 05:45)
Zotra Fahadimy
Manahona !
Mba omeo ny tonon'io hira io izay manana azafady o ! Zotra Fahadimy, Nary Arthur no mihira raha tsy diso za. :-D
Misaotra....
tohiny
novalian'i pissoa ny 19/04/2007 13:26
pissoa
(
11/04/2007 17:47)
Tetsy sy Teroa
[Tsy somonga ity fa hita tetsy sy teroa fotsiny an :-D:-D:-D]
- Rehefa misy loza mahazo an'i xxx1 dia lazainy fa "Fitsapan'Andriamanitra", fa rehefa misy ratsy mitranga amin'i xxx2 dia lazain'i xxx...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 16:23
pissoa
(
28/03/2007 07:08)
Amin'ny teny gasy
Manahoana :)
Inona kay ny fiantsoana an'ireto amin'ny teny gasy :
- serum
- bande dessinée
- jupe "cloche"
- terrasse
- piscine (sa io hoe dobo filomanosana :oops::-D )
- Vernis (à ongles...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/04/2007 23:25
pissoa
(
27/03/2007 16:00)
SOS « Rado » ou Georges Andriamanantena
Depuis quelques temps, « Rado », de son vrai nom Georges Andriamanantena, souffre d’une maladie du coeur. Son rétablissement nécessite une intervention à l’étranger et le coût est hors de p...
tohiny
novalian'i adidy ny 04/05/2007 08:33
pissoa
(
15/03/2007 07:02)
Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho
Miarahaba !
Mba andikao an'io izay afaka azafady o ! Tononkiran'i (Tsy tadidiko), fa ilay [i]Nodiovin'i Kristy[/i] ny isan'ny sasinkira !
[i]Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho,
Ny fanahiko fa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/03/2007 18:18
pissoa
(
19/01/2007 19:51)
cappuccino
Nareo ve mahay an'ilay manaingo azy ireny ? Tsy sarotra be ve ?
http://www.dailymotion.com/video/xx14l_starbucks-cafe
Otran'ny tsy mampy te hisotro tsony le izy fa sao simba le asa-tanana milay ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 07:54
pissoa
(
31/12/2006 08:54)
Spons Nakahy
Miarahaba
Mba omeo ny tonon'ilay Spons Nakahy an'i Terakaly raha misy mahay o.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i pissoa ny 06/01/2007 14:14
pissoa
(
18/12/2006 15:13)
Tononkalo vaovao
Miarahaba
Toa tsy ao intsony ilay misy hoe [b]Tononkalo vaovao[/b] ao amin'ny vetso.serasera.org kay ... sa nafindra toerana fotsiny fa tsy hitako :oops:
Misaotra....
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 31/05/2023 15:53
pissoa
(
30/11/2006 10:32)
Mangaron-...
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v456d4b31d3311
:-D...
tohiny
novalian'i lanto ny 02/12/2006 20:28
pissoa
(
22/11/2006 08:00)
Nanjavona
Miarahaba
Tsy tadidiko intsony ny tonon'ilay hira [i]Nanjavona ireo olon-kendry[/i] iny, ka raha misy afaka manome dia misaotra mialoha o.
:)...
tohiny
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 18:53
pissoa
(
19/09/2006 20:46)
Voahangy: Santa Maria
Miarahaba
Raha mba misy mahay njay ny tonon'io hira io dia mba omeo ooo.
Ilay tamin'ny teny gasy izany an :-D
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 28/09/2006 09:00
pissoa
(
14/09/2006 21:18)
Hira misy hoe ...
Salama daolo
Mba mitady ny lohanteny - tonony - ary ny mpihira ilay hira misy hoe
[i]
Mivavaka amin'ny Ray, hahatonga antsika ho iray
Ny lahatra Azy, vinavina no ety;
Hivavaka aho ho anao.
...
tohiny
novalian'i pissoa ny 30/09/2006 15:32
pissoa
(
09/09/2006 21:21)
email ao amin'ny Blaogy
Manahoana o
Ahoana kay no fanovana ny email ampiasaina ao amin'ny blaogy?
Rehefa ovaina ny email ao amin'ny namana dia tsy miova ny any amin'ny blaogy, nefa ilay hoe [b]Hanova adiresy email[/b]...
tohiny
novalian'i pissoa ny 10/09/2006 15:50
pissoa
(
30/08/2006 15:50)
Mitady tononkalo (indray) zah
Manahoana o
Raha mba misy mahay ito tononkalo ito dia mba atoroy zah :oops:
Sombintsombiny no haiko, fa sady tsy haiko na ny mpanoratra na ny lohanteny :oops: Misy hoe
[i]
[tsy haiko]
Er...
tohiny
novalian'i pissoa ny 08/12/2006 18:59
pissoa
(
29/08/2006 17:20)
Fitadiavana tononkalo
Manahoana o
Mety ve ao amin'ny amin'ilay mitady tononkalo ( http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&asa=mitady ) raha asiana hoe [b]Tononkalo misy hoe[/b] ( ohatran'ny ao amin'ny mitady tononki...
tohiny
novalian'i dolby ny 31/08/2006 13:04
pissoa
(
21/08/2006 17:26)
Lalovanao
Salam
Raha mba misy mahay ny tonon'ity hira ity - sy ny mpihira - azy dia mba lazao ahy :oops:
[i]Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Lalovanao - ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 06/09/2006 08:28
