Liste des messages

Liste des messages, inserés par pissoa, par ordre de date
pissoa ( 19/05/2006 04:35)
Ravina tongolo
Hono hoa, azo hanina ve ny ravina tongolo be (oignon)? Dia tsara? Hihihi, naniry ho azy tao an-trano tao le tongolo novidiako dia tiako ampiasaina le raviny fa izaho tsy mety mahita tongolo maitso ... suite
répondu par Fiffi le 21/05/2006 05:23
pissoa ( 14/05/2006 10:00)
Tsisy haiko
Misy hira henoiko ato de tsisy haiko na le hira na le mpihira na ny titra :-w fa misy we Atolotro ho anao ity hirako ity Ry ilay tambanivohi-dahy Hany nanome ahy fotsim-bary Fony aho maty mosary... suite
répondu par mandrindra le 13/06/2006 07:31
pissoa ( 05/05/2006 07:18)
Ndao ary ps indray eeeeee
ps an'iza no tianao indrindra eto? Aleo atao hoe lahy 2 dia vavy 2 no omena e. [b]ps[/b] hoy aho fa tsy [b]olona[/b] an! Ngo de misy manao HS indray eo :twisted::-D:-D:-D... suite
répondu par Fiffi le 09/05/2006 13:27
pissoa ( 01/05/2006 18:21)
un coeur a vendre
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v4455be0dc866c... suite
répondu par sasa le 06/05/2006 04:02
pissoa ( 24/04/2006 05:14)
Teny Malagasy: Lahy sy Vavy
Nisy niteny izaho hoe rehefa olombelona ony no resahina dia [b]lehilahy[/b] sy [b]vehivavy[/b] no fiteny, fa rehefa biby no resahina no atao hoe [b]lahy[/b] na [b]vavy[/b]. Misy afaka manamarina ve... suite
répondu par pissoa le 29/04/2006 08:53
pissoa ( 12/04/2006 14:40)
Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly
[img]http://www.blagues.org/images/9804322/amaries.jpg[/img] NB: Nafaran'izy mtsam zah hoe aza teneniny ny ps-ny :roll::roll:... suite
répondu par pissoa le 22/04/2006 17:15
pissoa ( 09/04/2006 08:27)
Ankalazao ny Tompo (indray e)
Raha misy mahay ireto hiran'ny AT ireto dia mba omeo ahy ny tonony eeeee [b]1 - Maty tokoa[/b] Hihihi, efa hoe tsy haiko izany ny tonony e, fa ilay izy misy hoe Maty tokoa ilay Tompon'ny aina ... suite
répondu par Fiffi le 17/04/2006 16:09
pissoa ( 16/03/2006 15:22)
Dinika sa Tononkalo?
[b]Resadresaka ambany tononkalo[/b] :) izay angamba no azoko hilazana azy! Sa ve izao ilay nantsoina taloha hoe "Vaky sôva" ... (tsy haiko ny manoratra azy) http://serasera.org/vetso/index.php?rub=... suite
répondu par raozigasy le 24/04/2006 23:04
pissoa ( 13/03/2006 19:12)
Mitady hafatra
Mety ve raha asiana toy ny hoe [b]Asehoy ny hafatra avy amin'i ...[/b] ao amin'ny hafatra voaray. Toy ny ao amin'ny hafatra lasa misy hoe [b]Asehoy ny hafatra ho an'i : ...[/b] Misaotra o... suite
répondu par pissoa le 14/03/2006 13:36
pissoa ( 11/03/2006 17:57)
Ny momba anah
Fa maninona kay hoa rehefa mba mandany andro ato zah :-D:-D dia ovaovaiko ny mombamomba ahy :-w:-w dia raha vao tsy teneniko ilay [b]Fari-pahaizana[/b] na ilay [b]Ny tadiavinao eto[/b], na fohy ilay h... suite
répondu par pissoa le 12/03/2006 08:13
pissoa ( 11/03/2006 12:52)
Aiza ...
Blagy tamin'ny teny Frantsay an, nadika (vilana) ho teny Malagasy :roll: Volana Avril ony zany an, efa akaiky ny Paka. Dia tamin'ny oran'ny Katesizy tany ampianarana dia nanontany i Mopera hoe: -E... suite
répondu par pissoa le 21/03/2006 10:17
pissoa ( 28/02/2006 17:37)
Vonoiko izay mandeha ato
[img]http://img144.exs.cx/img144/3714/notcute5xi.jpg[/img] :roll::roll::-D:-D... suite
répondu par pissoa le 15/03/2006 12:54
pissoa ( 23/02/2006 18:58)
Guerre Mondiale
Tamin'ny ady lehibe ony zany an dia nisy miaramila Allemand, niditra tamin'ny trano anakiray, dia nandravarava tao, nosimbasimbainy ny zavatra tao amin'le trano ... dia lasa niakatra hatrany amin'ny g... suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 18:53
pissoa ( 21/02/2006 06:14)
Tsisy titre
Asio hatsikana vaovao indray eeeeeeee :roll::roll::roll:... suite
répondu par Veloo le 28/02/2006 17:48
pissoa ( 31/01/2006 17:49)
Mpihatsaravelantsihy
Ahoana kay no fandraisanareo izany hoe mihatsaravelatsihy izany. Dia ratsy foana ve izany? Ho avy amin'ny manaraka ny anton'ny fanontaniana raha ilaina :wink:... suite
répondu par Veloo le 07/02/2006 16:57
pissoa ( 22/01/2006 13:30)
Fampidirana hevitra ao amin'ny Tahiry
Ahoana kay ny fampidirana hevitra ao ami'ny Tahiry serasera http://serasera.org/tahiry/ Nandeha teo amin'ilay hoe [i]Hampiditra hevitra[/i] aho dia lasa tany amin'ny Vavahady Serasera :roll:... suite
répondu par pissoa le 22/01/2006 14:51
pissoa ( 07/01/2006 16:41)
Sinoa maka sary
[img]http://img96.exs.cx/img96/9039/camera_2.jpg[/img] :roll::roll:... suite
répondu par pissoa le 10/02/2006 05:48
pissoa ( 01/12/2005 10:02)
Radio Don Bosco
mba omeo ny numero iantsoana ny RDB aho ze mahay, na ilay miditra mivantana amin'ny fandaharana, na hafa avy nitady tao amin'ny site aho fa tsy nahita n'inn n'inn :roll::roll: misaotra o!... suite
répondu par Veloo le 27/01/2006 17:06
pissoa ( 24/11/2005 15:44)
fa iza?
Rehefa avy nametraka ny entan'ny Papa tao anaty coffre ony zany ny soferany(S) tany amin'ny aeroport, dia gaga be fa ny Papa(P) mbola eo amin'ny trottoir fa tsy mbola niditra tao amin'ny fiara. S: Mi... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:09
pissoa ( 24/11/2005 13:34)
varavaran-kely
tonga ony izany ny fanaovana inspection tao amin'ny sekoly iray. dia manatrika ny fampianarana zany ny inspektera e! dia t@ cours d'anglais, teny amin'ny farany lery no nipetraka, teo akaikin'ny Toto.... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 19:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2629