Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pissoa, milahatra araka ny daty
pissoa ( 22/03/2012 16:06)
Tu t'en vas
Misy mahay ilay hira "Tu t'en vas" iny ilay amin'ny teny Malagasy ve ? Tsy haiko na iza no mihira azy fa efa taloloha, dia tsy haiko tsara ny tonony fa misy hoe "Ny amintsika tsy ho vita fa mbola hi... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2012 23:25
pissoa ( 27/07/2009 17:55)
Mailaka - diso rohy ?
Manahoana o, Rehefa manokatra ny [url]http://serasera.org/mailaka[/url] na [url]http://mailaka.serasera.org[/url] na [url]http://mailaka.namana.serasera.org[/url] dia toa takelaka an-tsary no mande... tohiny
novalian'i sitlo ny 02/08/2009 07:52
pissoa ( 14/08/2008 17:56)
LGBT
Efa misy dikany amin'ny teny Malagasy ve ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender) ? Raha tsia, inona no soso-kevitrareo hoe handikana azy ? Sa ajanona soratana lava be foana lol. :-D :-... tohiny
pissoa ( 14/07/2008 20:55)
Intolerance : misy mangalatra
Hono hoa, Azo atao ve ny mitory na miresaka Andriamanitra ? Anton'ny fanontaniana : mahatsikaritra [b]intolerance[/b] aho amin'ny olona sasantsasany manoloana ny resaka Andriamanitra sy Finoana.... tohiny
novalian'i prime ny 12/08/2008 14:57
pissoa ( 27/06/2008 15:51)
Manasa Peluches
:-D :-D :-D Hono hoa, simba ve ny peluches raha sasana amin'ny washer ? Ary raha amainina amin'ny tumble dryer ? hi hi :oops: ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/07/2008 17:18
pissoa ( 10/05/2008 14:23)
Fiekem-pinoana
Manao ahoana daholo :-D :-D :-D Ahoana kay ny fiekem-pinoana ataon'ny protesta ? Ito no mahatonga ahy manontany : [quote= Ikaretsaka t@ 25-04-2008 14:46:28] tsy ao @ protestanta ary tsy eken... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2008 20:33
pissoa ( 04/04/2008 20:58)
Namana nifidy : Soso-kevitra
Manao ahoana, Mety ve raha andefasana hafatra, na mailaka miteny hoe nifidy anao ho namana manokana i ranona ao amin'ny serasera rehefa misy mifidy ho namana ? Mba tonga dia fantatra izany e :) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/04/2008 18:46
pissoa ( 16/03/2008 18:03)
Je pense a un fils
Misy afaka manome ve ny tonon'io hira io ? Je pense a un fils Je veux qu'il grandisse Sous mon toit, plus heureux qu'un roi ... [tsy haiko] :-D:-D:-D Mais qu'il ne soit pas soldat ! Misaotr... tohiny
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:40
pissoa ( 05/03/2008 12:22)
Ny Safidy
Na dia tsy manao Oyez Oyez na Allo Allo tahaka ny vola, na tapa-kazo sns aza ny safidy dia misisika tsikelikely (na efa manao dingan-dava mihitsy aza, lol) ho isan'ny mpandrebireby ny Kristianina ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/03/2008 21:59
pissoa ( 28/02/2008 20:11)
kabaro - tsaramaso - voanjobory
Manahoana Ahoana kay ny fikafika fandrahoana ny kabaro na Tsaramaso na voanjbory (maina) sns mba ho masaka rapida ? :-D:-D:-D Misaotra o ... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:24
pissoa ( 10/02/2008 18:03)
vary mangatsika
hono hoa :-D:-D:-D refa mba mahandro vary za dia tonga dia betsaka no andrahoiko (koa za kamo hahandro isan-andro koa, hi hi) ! dia ataoko ao amin'ny congelateur ny ambiny, alaiko fotsiny refa te h... tohiny
novalian'i niryna ny 17/02/2008 07:14
pissoa ( 07/01/2008 18:02)
Vohizo Manafo
Sali Mitady ilay hira hoe Mpangalana (na Vohizo Manafo) raha misy mahay azafady o. Madio manganohano mba tazano Ilay [...] ao Mpangalana [url=http://araman.free.fr/musique/raman_03.mp3]Eto[/... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/01/2008 16:57
pissoa ( 14/10/2007 22:00)
Global Warming
Positive proof of global warming : http://www.frenblog.com/wp-content/uploads/2006/10/global-warming-swimwear.jpg :oops: vive les scientifiques :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i cutie ny 17/10/2007 21:19
pissoa ( 08/10/2007 17:32)
Iha Avao
Mba misy afaka manazava ve tonon'ilay [b]Iha Avao [/b] (ataon'i Silo - http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1631 ny tonony) fa tiako nefa tsy azoko akory :oops::oops::oops::-... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/10/2007 11:38
pissoa ( 02/10/2007 10:36)
Fanakelezana akanjo
Sali ! Ahoana kay ny fanakelezana robe reto ? :-D:-D:-D Misy akanjo izay, tiako haterena ny tenany ! nefa ny tanany antonona tsara amin'izao dia tsy haiko ny manao azy fa otran'ny lasa mihatery ... tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:11
pissoa ( 20/09/2007 20:11)
Misy nimero
Sali ! Vao androany ve le nimero amin'ny hevitra reny sa za no miahaka :oops::lol: Anyway - tsara foana e ! :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2007 09:57
pissoa ( 19/09/2007 18:38)
Dihy
Manahoana. Iza moa no nanoratra an'ilay [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=116]Dihy[/url] hirain'ny Mahaleo fa tsy tadidiko mihitsy :oops: Misaotra o.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 13:21
pissoa ( 17/09/2007 11:37)
Size
Misy afaka manazava ve ny fifandraisan'ny size miasa matetika refa mividy akanjo reny ? Hi hi hi, tsy zany fa nahita an'le soratr'i booboo tatsy ambadika za (voahombo eto njay kle :°):°):°) ) ... tohiny
novalian'i dibbah ny 23/09/2007 10:32
pissoa ( 16/09/2007 19:00)
Tononkalo Be Mpitia
Manahoana, Ilay hoe Tononkalo be mpitia kay toa misy tsy hita akory rehefa hovakiana ? hi hi hi :(... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/09/2007 10:36
pissoa ( 11/07/2007 01:16)
Mamitaka
Hevitra sady eritreritra nandalo ! Otran'ny mamitaka hoa le filazana etsy amin'ny ankavia etsy hoe [b]Hamorona Vaovao[/b] e :oops: Rehefa mijery dinika manokana dia lasa misy resaka saika natao tat... tohiny
novalian'i cutie ny 11/07/2007 01:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861