Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nikopol, milahatra araka ny daty
nikopol
(
12/03/2007 12:59)
Ny fanavakavahan-bolontongotra
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra? ...
tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 06:06
nikopol
(
12/03/2007 11:22)
Chocolat
Ny sipa tia sokola hono ... ...
tohiny
novalian'i majakely ny 15/03/2007 08:26
nikopol
(
22/02/2007 18:54)
Aiza no diso ?
[u]Tsy marina ny lazain'ity frazy ty. [/u]
...
tohiny
novalian'i Stretch ny 24/02/2007 08:40
nikopol
(
22/02/2007 14:41)
Mitombina ve sa ?
Mahatsapa tena ho tena ratsy tarehy be loatra aho. Hany ka ny fianako rehetra dia tsy mandeha amin’ny laoniny mihintsy. Ny ara-pitiavana dia tsy zarizary fa tsy misy tovovavy mety hiaraka amiko mihi...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/02/2007 18:35
nikopol
(
20/02/2007 11:08)
Mangidihidy fitombenana
Tato ho ato dia mangidihidy matetika ny fitombenako. Mety hahazo vola be ve za?...
tohiny
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 18:37
nikopol
(
03/02/2007 11:14)
Inona no ataoko?
tsy hitako intsony izay atao : mihinana siligoma eo imasoko ilay sipako :cry::cry::cry: Mbola tia ahy ve izy? ...
tohiny
novalian'i vale ny 10/02/2007 14:45
nikopol
(
26/01/2007 17:42)
Fanalana demony
Saika nataoko tao aminy fivavahana ty resaka ty saingy sao manohana ny hafa !
fa raha misy namana mahay manala demony na mahalala olona mahay manala dia mba hanoraty aho fa tsapako hoe misy demony l...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:48
nikopol
(
22/12/2006 14:58)
Bye bye 2006
Inn ny zavatra nanamarika anareo tamin'ny taona 2006? ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 25/12/2006 14:01
nikopol
(
21/12/2006 17:42)
fitiavana ve ?
hono hoa ry reto, raha mahavita mangetotra eo imasonareo ve ny sipanareo dia fitiavana izany sa tsy firarahina ?
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/12/2006 17:21
nikopol
(
14/12/2006 07:25)
Ny filaminam-panahy
Ny taratry ny maraina no tokony hanaitra miandalana ny zava-mananaina rehetra araky ny lojikin’ny fahasalamana voajanahary.
Hazakazaka madinika, fikarakarana alika kely na zava-maniry fanao an-tr...
tohiny
novalian'i prime ny 15/12/2006 11:50
nikopol
(
05/12/2006 18:42)
namana tsy mendrika namana
Misy "namana" na "ps" vitsivitsy manompa, mihantsy resaka adi-poko sy fanavakavahana ara-bolokoditra mibaribary tato ho ato tato amin'ny forum.
Azo ampitoviana amin'ny mametraka sary veta ihany ny...
tohiny
novalian'i xl ny 02/03/2007 13:54
nikopol
(
24/11/2006 10:10)
Petipoi
normal ve ry reto rehefa mihinana petipoi za dia rehefa veo mikapa dia tsy potika mihintsy ireo petipoi fa mbola maintsomaintso tsara boribory ?
sa we za tsy misy nify no mahatonga zany ? ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 15:07
nikopol
(
20/09/2006 17:06)
Volana
Mba mihina ravitoto ary ve ny olona mipetraka eny amin'ny volana? misy tsy mazava mintsy sa resaka politika ilay izy, tena aferana safira io raha tsy diso aho, zay indrindra,ny mahamalagasy antsika no...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 06:05
nikopol
(
11/07/2006 06:39)
Zidane reveko
Za indray kalony dia mirevy Zidane ninn ninn resahan-lisany e ! Reveko ny filalaony, reveko ny personnalité-ny, reveko ny modestie-ny, reveko ny zavatra ataony akoatran'ny foot ... le coups de tête ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 16/07/2006 23:35
nikopol
(
23/06/2006 12:09)
Sareraka : tena izy sa fopla ty eto amin'ny serasera ty?
Misy fitsipika ato amin'ny serasera hoe tsy afaka mitondra anarana olona malaza na ohatrohatr'izay ilay izy.
Ho anay nankafy ny hiran'i Sareraka fahiny, ilay tena izy (yvon), ilay namorona an'i so...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2006 22:23
nikopol
(
09/06/2006 06:07)
aza maika loatra
"Aza maika loatra... miverena afaka 70555287285470 segondra"
io no hafatra azo matetika zao refa manokatra hafatra ! normal ve io
:lol:...
tohiny
novalian'i Aino ny 22/06/2006 20:07
nikopol
(
16/05/2006 05:00)
Hafatra na tononkalo compact ?
Maninn kay ny hafatra sy ny tononkalo ato aminy takelaka no lasa tambambe daholo? tsy misy fanasarahana intsony dia lasa sarotra vakiana ? :lol:...
tohiny
novalian'i vale ny 16/05/2006 12:21
nikopol
(
19/10/2005 15:19)
Drague Academie
Mba afaka misoratra anarana eto ve ze sipa mbola azo kôtiana ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 25/10/2005 13:37
nikopol
(
29/09/2005 06:52)
Sipa minono akibeantongotra
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). T...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:53
