Liste des messages

Liste des messages, inserés par nikopol, par ordre de date
nikopol ( 16/05/2008 08:53)
mafinaritra be le isan'izy roa androany
Top bizoroka lehilahy Nahazo biz'oroka be indrindra Vaika Biz'oroka : 69 Top bizoroka vehivavy Nahazo biz'oroka be indrindra ftma Biz'oroka : 69 :-* ... suite
répondu par karinah le 16/05/2008 22:00
nikopol ( 19/10/2007 11:28)
toroy hevitra
Efa ho herin-taona mahery izay no nivadianay nefa hatramizao dia tsy mety mitoe-jaza mihintsy ilay vadiko. Mba miezaka ihany aho na andro na alina fa dia tsy misy vokany mihintsy. Izy aloha dia az... suite
répondu par melody le 26/10/2007 22:02
nikopol ( 08/10/2007 12:32)
Serasera feno 8 taona
Iza amin'izy 8 vavy no tian'lisany avy aty aoriana ? ... suite
répondu par lanto le 12/10/2007 08:48
nikopol ( 20/06/2007 07:52)
Trois volo-tratra
Manana volotratra telo lava be mihintsy aho eo akaikin’ny lohanonoko avia eo. Hatraminy nahakely ahy dia efa teo hono ireo, ary nisy olona nilaza tamin’i mamanay fa mariky ny fanambinana hono ireo... suite
répondu par sympa le 21/06/2007 14:12
nikopol ( 11/06/2007 20:54)
Raha mba mety
Mitady mpanao ody fitia mahay ... suite
répondu par sympa le 29/06/2007 12:07
nikopol ( 09/06/2007 07:55)
saryindraimipika ???
misy ilay "namana " sariindraimipika iny manoratra ary amin'ny vavolombelona dia rehefa jerena nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io... nefa dia mbola mitohy manor... suite
répondu par rapala le 10/06/2007 11:01
nikopol ( 08/06/2007 10:11)
Votez Cindy Lee
Ho an'ny namana izay mipetraka eto amin'ny Paris 12 na 11 dia mba tohano ny kandidan-tsika ... amin'izao érlection législativa zao http://kandidatur.over-blog.com/article-5733254.html ... suite
répondu par meva2 le 12/06/2007 06:13
nikopol ( 07/06/2007 13:37)
L'inconnue du resto "Côte à côte"
Nisy sipa izay tafaraka restaurant tamiko indray talata izay, ny sakafo nalainy angamba tamin’izay magret de canard. Nitsikiako izy, dia namaly ny tsikiko, ary nifampitsiky teo izahay. Latsaka ... suite
répondu par sympa le 16/06/2007 14:35
nikopol ( 25/05/2007 20:14)
Pamosavy malama hoditra
Za indray alina zay efa tratran'ny mpamosavy, nitaingenana za wa, sady novizaniny fa tena nilay eeee oh la la merci bon dieum! danke ! bitte ... suite
répondu par Jeankely le 30/05/2007 06:51
nikopol ( 21/05/2007 10:06)
Mifosa eo ampangerena
Tena mahafinaritra io zavatra iray io. Ilay gabone roa tsy dia mifanalavitra ohatr'ireny any amin'ny Gymnase ireny ohatra dia samy maka ny azy, maka filignina tsara mikapa ventiny, sady mifosa miteny ... suite
répondu par sympa le 24/05/2007 22:48
nikopol ( 17/05/2007 22:08)
...
=))=))=))=))=))=))=))... suite
répondu par johnnyandri le 21/05/2007 10:02
nikopol ( 16/05/2007 15:13)
Jodasy
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ho anareo izay nandalina ny baiboly, i jodasy ve lasa any amin'ny afobe sa nakany an-danitra ? ... suite
répondu par ikaretsaka le 25/05/2007 17:07
nikopol ( 15/05/2007 11:02)
T hatory
za zany te hatory... suite
répondu par ikaretsaka le 21/05/2007 15:41
nikopol ( 04/05/2007 08:59)
courgety
Izaho dia tovolahy anisan'ny niangaran'ny vitana fa kely filahiana kely be mihintsiny, marina fa efa manao ezaka maro aho hisoroana ny fiantsaikan'izany eo aminy fitiavana saingy tsy mbola mahafapo mo... suite
répondu par princesseN le 18/07/2007 15:42
nikopol ( 29/04/2007 09:29)
zaza tokana
Inona mety mahasamy hafa ny zaza tokana eo amin'ny personalité-ny ? ary inona no maharatsy na mahatsara ny zaza tokana ? raha hiteny hoe aleo asiana zandriny dia tsy ao anaton'ilay sujet an! o... suite
répondu par sallyg56 le 06/06/2007 11:20
nikopol ( 27/04/2007 15:29)
Rafozambavy manao dimbaza
Asa ianareo raha mba tratran'izany fa za isaky ny mieritreritra ny rafozabaviko manao dimbaza dia lokin'ny hehy foana ?... suite
répondu par Fiffi le 01/05/2007 07:21
nikopol ( 19/04/2007 13:42)
Tsara ny andro dia mapte ...
Hampiaraka ...... suite
répondu par dongadonga le 01/05/2007 22:47
nikopol ( 19/04/2007 13:41)
Star manangan-jaza
Ahoana ny fijerinareo an'ireny star manangan-jaza any amin'ny tany an-dalampandrosoana ireny ? ... suite
répondu par salmo1 le 19/04/2007 15:32
nikopol ( 17/04/2007 21:09)
vao nanao voalohany dia bikina
Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry: ... suite
répondu par xxx le 27/05/2007 13:31
nikopol ( 17/04/2007 21:02)
sarah connor
Mitady an'i Sarah Connor nianatra tao amin'i Maria Manjaka. Raha misy mahita na mahafantatra azy dia misaotra dieny mialoha. ... suite
répondu par karinah le 29/04/2007 17:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0653