Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nikopol, milahatra araka ny daty
nikopol ( 13/04/2007 01:38)
3h05
Amin'ny telo sy dimy maraina izao... manomboka mavesatra ny masoko... mahatsiaro anao ahO... ary hinoako fa ho resintory vetivety.... miala tsiny raha toa ka miesona ! kony an ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2007 14:37
nikopol ( 30/03/2007 12:34)
Pretra vavy
Tsy aiko ty resaka ty na efa nandalo teto na tsia, fa mba mandalo ao antsaiko dia raha mba misy mahalala ny antony dia mba afaka manazava. Fa inona no antony tsy hahafahan'ny vehivavy manao pretra ... tohiny
nikopol ( 29/03/2007 13:07)
Izany ve ny fitiavana ?
Nisy bandy namako izay, asa na izany no atao hoe fitiavana, fa izay tenen’ny sipan’nedala dia ataony daholo. Indray andro izay izahay, niaraka nandeha soirée, dia nolazain’ilay sipa nedala ... tohiny
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:58
nikopol ( 28/03/2007 14:20)
Ho zaraiko aminao ...
Raha ohatra ka ... finamana ny resaka .... hiran'i Olombelo Ricky mba tiko zaraina amin'ny namana io ... ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:59
nikopol ( 28/03/2007 09:18)
lalao
Voasary lalao e! Nde tsika ilalao e ...... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:05
nikopol ( 26/03/2007 13:34)
Mpivady
Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera???? ... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 14:48
nikopol ( 26/03/2007 12:15)
Miandry jobany
ô mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa ... ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:52
nikopol ( 23/03/2007 11:20)
week magnifika
Ohatra'ny ho seul aho amin'ty week end ty ka raha misy namana vehivavy mafatra-po dia raisiko an-tanadroa ... Misaotra anao dieny mialoha PS/ Tsy misy vidi-pidirana fa akanjo mihaja fotsiny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 22:02
nikopol ( 23/03/2007 10:32)
Canape
canape foana ty kle :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i sonwin ny 28/03/2007 07:46
nikopol ( 22/03/2007 17:09)
vie après la mort
[i]"Y a-t-il une vie après la mort? Seulement Jésus pourrait répondre à cette question. Malheureusement il est mort."[/i] Michel Colucci ... tohiny
novalian'i mandrak ny 22/03/2007 20:32
nikopol ( 22/03/2007 09:46)
...
Eny... tohiny
nikopol ( 19/03/2007 16:16)
Hay moa ?
[i]"Hay moa Afaka manova ny aizina Hanazava indray Ny tsiky iray."[/i] [b]Poopy [/b] ohatran'ny tsara marina ilay poopy ... tohiny
nikopol ( 16/03/2007 14:46)
Ascenceur
Misy ramatoa izay mpiaramiasa amiko, tsy tena mpiaramiasa moa izany fa sefo deba ato amin’ny boaty iasako. Efa amambolana maro izay, isaky ny mandeha ascenceur zay raha vao izay sy izy irery dia kap... tohiny
novalian'i nikopol ny 18/03/2007 19:39
nikopol ( 16/03/2007 08:19)
JP II : fihetsika kristianina
Ny zavatra anisan'ny nahamarika ahy, dia tamin'i Papa Jean Paul II niahona tamin'ilay bandy nikatsaka ny hamono azy iny. Tony dia tony ny endriny, ary mbola feno fitiavana sy compréhension teny amin'... tohiny
nikopol ( 15/03/2007 16:47)
Divorsa
Misy ve ilay hoe mi-reussiran'ny divorsany ? ... tohiny
novalian'i nikopol ny 22/03/2007 09:29
nikopol ( 15/03/2007 15:50)
atoditarina
Misy olona hono rehefa milelaka atoditariana dia lasa miova toerana ilay izy? mety marina ve izany ?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2007 04:51
nikopol ( 15/03/2007 15:35)
Fanambadiana
Ray volana miaraka dia hoy izy hoe handao hivady? tonga mapitsatsaka an ... tohiny
nikopol ( 14/03/2007 17:16)
ianao io
Tu me coupes le tsinay =))=))=))... tohiny
novalian'i nikopol ny 15/03/2007 12:21
nikopol ( 14/03/2007 15:22)
crevety
mba te hihinana krevety endasina za zany... tohiny
novalian'i kelly13 ny 21/03/2007 18:42
nikopol ( 14/03/2007 14:14)
T
iza zany mba T... tohiny
novalian'i nikopol ny 19/03/2007 08:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201