Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vitamatavy, milahatra araka ny daty
vitamatavy ( 17/11/2009 18:35)
cv an' Andry rajoelina
mba miezaka mijery ny cv an'i Andry tgv fa tsy mahita mihitsy ,araka ny fantatra dia hoe nianatra tao @ college de france sy lycée francais,ka izay no nahaizany niteny frantsay,manana CAP sy BEP ny r... tohiny
novalian'i thier ny 08/11/2012 07:49
vitamatavy ( 13/11/2009 19:34)
resaka ra8 sy andry rajoelina en direct FR2 izao
france vs afrique du sud @ rugby io ,i ra8 maka an'i afrika atsimo ary rajoelina mazava ho azy avec les bleus :-D :-D :-D ... tohiny
vitamatavy ( 12/11/2009 17:57)
pronostic ny election presidentiel jun 2010 a madagagascar
mazava hoazy fa i bresil no champion du monde ny foot ball izay atao any africa du sud,hanao final azy la france :-D :-D :-D allez ravalo ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2009 12:11
vitamatavy ( 10/11/2009 18:02)
dia aza mba mpamadika ihany
i alain andriamiseza,syllah,rajemison sy ireo deputes tim nivadika dia tsy hita place intsony atsy ho atsy,ho lasa en chomage tsy fidiny ,mafy ihany rehefa tendakanina loatra e ,izao vita matavy nefa ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 22:05
vitamatavy ( 07/11/2009 22:20)
vice amiral d'escadron Hippolyte Ramaroson
hyppolite no miaramila gasy ambony indrindra amin'izao ,nahazo promotion tsara izy noho ny antony politika,dia i hippolyte izany izao no hicommande ny escadron porte avion ,fregate,sous marins d'attaq... tohiny
novalian'i lelimpi ny 09/11/2009 17:51
vitamatavy ( 04/11/2009 20:18)
miampy 20 isa indray ny general amperin'asa
niakatra ho gal i Rakotonandrasana noel Ndrinarijaona Richard Ravalomana vadin'i manoro hanta maro t@ ireo Colonel nanohana an'i FAT no lasa general daholo tsy misy dikany intsony ny miaramila ga... tohiny
vitamatavy ( 23/10/2009 06:53)
i monja roindefo no namono ny voay ka izy no merité
tsy vanona iny tolona iny raha tsy teo i monja izay nanaiky ny tenany niakatra teny ambohitsorohitra ny 7fevrier teo tsy tonga t@ izao toerana izao i Andry raha tsy teo ireo miaramila sy zandary m... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:31
vitamatavy ( 21/10/2009 17:25)
iza no tena pm
i rondefo eny mahazoarivo tsy mety hiala PM legal,i manoro hanta PM par interim HAT,i mangalaza pm consensuel 4 mouvance,aleo samy hangana ny gouvernement eo indray ireo PM 3 ireo dia ,ho hita eo iz... tohiny
novalian'i bazylou ny 22/10/2009 07:00
vitamatavy ( 20/10/2009 22:29)
aleo omena ny rasil ihany ireo toerana efatra tsy voazara
araka ny tapaka tany mamputo 1 dia ny president transition ,ny vice president ny PM ny vice PM mbola tsy nahitana an'ilay consensuel mihitsy donc efa mihomakomana ny rasil sasany satria mety ho handa... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/10/2009 11:16
vitamatavy ( 18/10/2009 17:39)
voa sioka indray ry tgv tao mahamahasina
vao tsy ela akory no voasioka tao kianja mitafo ny mahamasina i mialy rajoelina izao indray androany hariva dia i andry tgv mihitsy no voasioka raha nanolotra ny coupe hoan'ny senegal teo @ sehatry ny... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:01
vitamatavy ( 16/10/2009 23:16)
tsy misy mety hamaly intsony i andrywui eto
tena mahagaga fa tsy mety hisy hamaly intsony i wiwi eto forum politika ,mba valio ry ireto izy fa déprimé fotsiny an ,mba namana mafana fo sy mpitolona an'i tgv iny kosa ve ry ireto dia jerevana ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 17/10/2009 12:34
vitamatavy ( 15/10/2009 11:27)
tsy hoany geneve ny mouvance an'i ravalomanana
efa mazava izao fa azo atao ny manongana fanjakana raha ny eto madagasikara ,koa maninona marina raha ny izao dia mijery hoe ahoana marina moa no mety hanonganana an'io fanjakana tetezamita io mba hi... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:56
vitamatavy ( 14/10/2009 22:25)
mety hilamina tsy ho ela ity politika ity
tsy mety hilamina mihitsy natao teny hintsy tsy nisy vokany nasiana assise national tsy nisy vokany MAPUTO1 tsy nisy vokany MAPUTO2 tsy nisy vokany CARLTON1 tsy nisy vokany izao indray dia mand... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 22:19
vitamatavy ( 12/10/2009 19:53)
milay mihitsy ny manala an'i ra wui wui eto @ sera2 pol
teto combat de wui wui http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a2b9668e529... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:04
vitamatavy ( 10/10/2009 14:44)
iza no tsy mahalala fa raha mbola Andry tgv no president
dia mbola hitohy ny disadisa maro isankarazany,ka raha te hilamina tanteraka ny firenena dia ataovy neutre ny no hitondra ny transition... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/10/2009 23:16
vitamatavy ( 07/10/2009 19:21)
mouvance an'iza moa izany ireo traitre an'i ra8
tsy hilaza afatsy ry syllah,rajemson,indrindra indrindra le alain mitady seza izay lasa minisitry ny jono eo @ ranony masay,izany dia hangorona ny fintana fa dia ho voaroaka sahy ,io le tonga @ fomba ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:05
vitamatavy ( 06/10/2009 20:44)
vita matavy isika legaliste e
i ratsiraka sy zafy nivadika tampoka an'i ra8 nanaiky an'i tgv ho president transition ,lasany mouvance ratsiraka ny PM,izay marihiko fa nandresy t@ iny resaka maputo iny,isika milaza azy legaliste no... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2009 21:09
vitamatavy ( 06/10/2009 16:10)
mbola tsy masaka foana le lohan'omby ao @ carlton
araka ny vaovao re farany tokony t@ 19h aty dago dia mbola tsy masaka ihany le lohan'omby noketrehan'i GIC fa le bitro no efa masaka tsara hono ,araka nolazainy vatofototra radio pro tgv teo k'asa han... tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2009 17:52
vitamatavy ( 05/10/2009 13:07)
tgv sans qualité selon un duplomate
Rajoelina prét à appliquer Maputo si l'aide revient à Madagascar REUTERS | 05.10.2009 | 14:41 Par Alain Iloniaina ANTANANARIVO (Reuters) - Le président de facto de Madagascar, Andry Rajoel... tohiny
novalian'i locl ny 05/10/2009 16:30
vitamatavy ( 03/10/2009 17:44)
ho atao ny election nefa ?
hikarakara fifidianana i tgv nefa tsy hi participé ny legaliste ,tsy ahazo reconnaissance international,ho aiza le 20millions malagache ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443