iza no tena pm

1. vitamatavy ( 21/10/2009 17:25)
i rondefo eny mahazoarivo tsy mety hiala PM legal,i manoro hanta PM par interim HAT,i mangalaza pm consensuel 4 mouvance,aleo samy hangana ny gouvernement eo indray ireo PM 3 ireo dia ,ho hita eo izay mafy be
novalian'i bazylou ny 22/10/2009 07:00
2. stalingrad ( 21/10/2009 17:26)
i manoro toa efa fay be kou !!!!
3. xxx ( 21/10/2009 17:55)
allez roindefo tsy misy miala eo an
adrisa niaraka ihany ka trimbotsy vao hoe hifanary
aza mila ndefo an
hon hon hon hon hon hon hon
her her her her her her her
4. fijo ( 21/10/2009 19:42)
PM legal taiza indray ndefo e???????samy fosika irao ka haleo hanao izay ataony eo
5. zoam ( 21/10/2009 21:08)
3PM=mandray karama triple ny mpiasam panjakana :* :* :*
6. bazylou ( 22/10/2009 07:00)
raisonnement koa izany ry zoam an, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1322