iza no tsy mahalala fa raha mbola Andry tgv no president

1. vitamatavy ( 10/10/2009 14:44)
dia mbola hitohy ny disadisa maro isankarazany,ka raha te hilamina tanteraka ny firenena dia ataovy neutre ny no hitondra ny transition
répondu par pikatti le 11/10/2009 23:16
2. ntss ( 10/10/2009 15:04)
TGV ne neutre e :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 10/10/2009 15:29)
hoano ny tay ry Andry rajoelina a, amboa razana!!
4. zoam ( 10/10/2009 15:37)
manjary very an 1 izao ny firenena raha hanaiky an'i Andry ,efa fanatra fa tsy maintsy hikotrika coup d'etat ny mouvance ra8 raha filazin'i ra8 omaly ,sady mauvaise exaple be hoan'ny firenena aty afrika
5. xxx ( 10/10/2009 16:13)
Omeo An'i Hasina ny baolina de milamina io. Sady lery zao no mpitarika ny mouvansy teny amin'ny Kary iray taonina.
Radomelina mi-seconder ao ambadika ao ary mi-negocier miaraka amin'i Ndefo kely hanohana azy, manao otran'i adin'i dadan-dry zalah de ho hita eo zay tena manana vahoaka malagasy tsy vaky volo am-fifidianana.
Raha tsy zany io tena atahorana hipoaka fanindroany marina ny sarom-bilany ka dia hitarazoka eny indray ny fandehan-javatra.
Tena atahorana ity fika kotrehan'i defo ity aloha e. Adim-poko mahatsiravina no ao ambadikan'io raharaha io.
6. bazylou ( 10/10/2009 17:58)
tonga indray ny fialonana an'i tgv, vive tgv, omeo hy ny baolina f atonga dia ataoko gorobaka ny arato e, :-D :-D
7. xxx ( 10/10/2009 18:10)
aleo kosa lery mba ho pm ka raha tsy hoe vita ny nilavana azy dia atao ohatran'ireny kosa izy ,tsy misy miala eo ndefo an honhonhonhon hon hon
8. ndotofetsy ( 10/10/2009 21:56)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. xxx ( 11/10/2009 08:09)
i bazylou tsy manao phrase maro soa kobo an
vive tgv e
10. ndotofetsy ( 11/10/2009 19:59)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vanivany de ampy :^) :^) :^) :^)
11. pikatti ( 11/10/2009 23:16)
Tsisy milana ntsony io ,efa teny ampiandohany ny fitsipika de novain'ny mpilalao fa tsy ny arbitre no nohenoiny zaoi samy manao ny hataony ,Mila miala mintsy io tgv io de de aleo hizotra hatrany @ fifidianana ny raharaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941