cv an' Andry rajoelina
1. vitamatavy
(
17/11/2009 18:35)
mba miezaka mijery ny cv an'i Andry tgv fa tsy mahita mihitsy ,araka ny fantatra dia hoe nianatra tao @ college de france sy lycée francais,ka izay no nahaizany niteny frantsay,manana CAP sy BEP ny resaka publicé tany france.
Ny momba momba ny fiainany kosa dia hita atohttp://fr.wikipedia.org/wiki/Andry_Rajoelina
tena marina hoe sans bac lery

novalian'i thier ny 08/11/2012 07:49
2. kidoropamba
(
17/11/2009 19:35)
Na Ravalo aza mpitery nounoun'omby lasa filoham-pirenena ko, ary nodakàna voude niala teo fa nanao vahoaka ho fanorona.
3. xxx
(
17/11/2009 20:54)
zavatra tsy lasa lavitra t@ fianarana mihitsy lery é, ny fangalana tahaka sy ny mifraude no mba nampifindra kilasy any lery t@ izy mba nianatra, d io nanao bizina sy ny nampandihy voude io no mba nataony!
Aleo ihany aloha mijery any le mpitery ronono fa hita hoe mba nanasoa vahoaka ihany! na d ny yaourt sy dibera novokariny aza

4. AndriambyII
(
17/11/2009 21:19)
Ny fiainana anie ka fianarana mandrakizay raha ny tena izy ry vitamatavy é !Raha i Andry na i Ratsiraka , na i ravalo , na i Zafy , na Tsiranana ,Gabriel Ramanantsoa , Gilles Andriamahazo ,..., tsy fijerena ny farim- pahaizana ambony latabatra akory ny politika , fa asa fanaovana raharaha sarotra sy mampiasa loha indrindra .Eritrereto tsara mihintsy,fa raha tena ny olona faran' izay katraka sy henjana no hapetraka eo dia azonao antsaina ve ny zavatra mety hianjady @ malagasy 20 millions ao anatin' ny fotoana fohy fotsiny ? :?:
5. pikatti
(
17/11/2009 22:21)
Slt Billy
Fa raha olona vonona ny hianatra marina ry Andry dia efa nandray lesona t@ iereny zava-nitranga tany ONU ireny,ka ny fidongina dia tsisy toerana mihintsy eo @ raharaha politika
Ary miombon-kevitra @ Billy tanteraka aho eto fa tsisy nahay tany an-kibon-dreniny
Ny fiainana anie ka fianarana mandrakizay
Fa raha olona vonona ny hianatra marina ry Andry dia efa nandray lesona t@ iereny zava-nitranga tany ONU ireny,ka ny fidongina dia tsisy toerana mihintsy eo @ raharaha politika
Ary miombon-kevitra @ Billy tanteraka aho eto fa tsisy nahay tany an-kibon-dreniny
6. nancy
(
18/11/2009 01:31)
Ka maninona ny president n'ny hafa no olona nahita fianarana daholo? mba eritrereto fa nandroso ve ireo firenena matanjaka ireo raha olona tsy nianatra no nitondra ny fireneny?? mba eritrereto koa hoe raha DJ no president frantsay na amerikana na japoney, mba ahoana ny eritreritry ny vahoaka frantsay na amerikana na japoney amin'izany?? tsy adala ny olona nanisy ny atao hoe "fianarana" ry zareo fa aza dia kentrina loatra a.
AndriambyII:
Ny fiainana anie ka fianarana mandrakizay raha ny tena izy ry vitamatavy é !Raha i Andry na i Ratsiraka , na i ravalo , na i Zafy , na Tsiranana ,Gabriel Ramanantsoa , Gilles Andriamahazo ,..., tsy fijerena ny farim- pahaizana ambony latabatra akory ny politika , fa asa fanaovana raharaha sarotra sy mampiasa loha indrindra .Eritrereto tsara mihintsy,fa raha tena ny olona faran' izay katraka sy henjana no hapetraka eo dia azonao antsaina ve ny zavatra mety hianjady @ malagasy 20 millions ao anatin' ny fotoana fohy fotsiny ? :?:
7. xxx
(
18/11/2009 02:11)
Tsy mahazo resaka i Nancy angambany
Ny fahitako azy anefany tsy milaza velively fa tsy ilaina ny fianarana fa raha olona tsy lasa lavitra t@ fianarana no mitondra dia vao maika tokony handray lesona sy fianarana kokoa indrindra eo ny atao hoe diplomasia fa tsy manao loham-boto hatrany hatrany
Ary raha mahay ary Ratsiraka kanefa kosa ka ny ekipany domelina dia tsy mankaiza ihany koa
:arrow: mifameno ny fianarana , ny fahaizana miara-miasa,ny fahamatorana

8. dadabe
(
18/11/2009 03:34)
amiko tsy misy resaka idiran'ny dipaloma ny fitondrana firenena , sahala @ prezida fokotany any ambany vohitra , rehefa mahay miasa en equipe dia izay no tena tsara, izay tsy mahay sobika mahay fatambary...
1- Pdt Tsiranana =prof fa maninona no milalao politika
2-Pdt Ratsiraka =miaramila maninona no milalao politika
3-Pdt Zafy dokotera maninona no milalao politika
4-Pdt Ravalomanana =mpaka ronono maninona no milalao politika
5-Pdt Andry DJ maninona no milalao politika ??
fa maninona no tsy ny finakaviandr'i Ranjeva ireny no olona rezatra no tokony hatao Pdt raha toa ka oll avara mpianarana no tadavina

9. patrick2002
(
18/11/2009 04:28)
Tsy hita izay hanaovana ny malagasy :-D :-D :-D Homena olona mahay ,esoeso no azo savony vava ,mahay milomano ,mpanakorotana ,Andriamanjato Richard ,Honoré Rakotomanana ,Ranjeva Raimond ,Norbert Lala Ratsirahonana, Homena mpitery ronono indray eh eh eh! heveriny fa tsy misy tsy vitany fahefana satria izy no filoha ,ka rehefa miteny izy hoe misy ny mazava dia misy izay ,misy ny haizina dia tonga izay ,gadraina izay tiana ho gadraina , hidina izay orinasa tiana hidina ,halaina izay fananan`olona tiana halaina ,hamboarina @ tombotsoany orinasany ny lalana ( loi) `
Io indray misy tanora .niary ,tsy mba sahala @ tanora malagasy rehetra lany andro manao belote sy misotro botakely eny anelakelatrano ,dia henjehina lazaina fa tsy manana Bac .
Raha mba manontany an`ialahy izaho izao ry Vitamatavy hoe :
Inona ny fari-pahaizan`ialahy ,ary mba inona ny fanan`ialahy ,mety hiteny angamba ialahy hoe ordi iray dia portable 1 ,dia pataloha 3 sy somizo 4 miaraka @ tee-shirt 2 :-D :-D :-D
nefa dia mavita mitsikera tanora zandry lavitra tonga amin`izao toerana izao

11. dadalala
(
18/11/2009 07:01)
Miarahaba antsika rehetra!
Tena sarotra zareo ny toe-draharaha amin'izao fotoana izao a!
Mila tsy ho voahevitra intsony izay METY HISEHO RAHAMPITSO!
Ka ny ahy re de misy hevitra mba hitako ireto zaraiko aminareo a! Tsy voatery handray izany hevitra izany anefa ianareo an! Omeko fotsiny ilay izy mba ho fantatry ny hafa e!
1. Isika rehetra dia Malagasy mpiray tanindrazana. Nomena safidy malalaka
anefa ny tsirairay avy koa hajaina tanteraka amin'izay safidiny izay.
Vokatr'izany ary dia ny fanamboarana ny safidy hitodika amin'ny toerana
hiraisana tsy hahafaty ny reniny sy hahabotry ny zanany no jereko.
2. Tsy mankasitraka velively ny fanonganam-panjakana ( tahaka izay niseho
teto amintsika) aho amin'ny maha-kristiana ahy. Kanefa rehefa nahita
mamaritra iraisana ny firenena manontolo dia miray fo amin'izany tanteraka
aho
3. Tena tsy mahita vaha-olana azo antoka aho amin'ny Krizy lalovantsika
malagasy - satria toa maneno sahona avokoa ny vaha-olana tratry ny saina -
AFA-TSY TOKANA IHANY : ny fametrahana amin'Andriamanitra ny
fiainantsika, mivavaka tsy mitsahatra Aminy eny fa na dia mitaredretra aza
ny fiheverantsika ny valim-bavaka omeny, na tsy mifanaraka amin'izay efa
voavolavolantsika mialoha ao an-tsaina ao aza. Mahatoky Azy e!
4. Miandrandra mafy ny fifidianana aho mba hanehoako ny safidiko malalaka
sy hizoran'ny fireneko amin'ny lalana tsara tokony hizorana sy hijeren'iazo
tontolo izao azy amin'ny maso tsy maneso
Mirary soa ho antsika rehetra e!

13. xxx
(
18/11/2009 13:50)
Ho an'ireo izay tsy tiandRA8 MIALONA no marina kokoa ,na hiwawawawa eto akory ianareo tsy hampiontsina ny volondohany ,izy aloha fetsy ary tsy niseho mihintsy fa olona nahavita fianarana tany Suède izy ary na handeha a@tany aza ny lohanreo mpialona azy de toute façon raha olona misaina tsy mila hiadiana varotra akory.
Tsy nahodina io magro io izy raha tsy nianatra ,jereo izy miteny anglisy tsy mila mpadika teny nefa prezida ery @pays zanatany frantsay fa refa TSY TIANA ILAY olona SY HIALONANA dia mahita lazaina ka reraka fotsiny ianareo mpialona ,arakaraky ny fanaratsianareo aza no mapiaktra ny côte-ny ,hihihihi.
Sady hoy izy hoe ilay olona eny @bas quartier no voavidinDRADOMELINA hiwawawa eto ary any @forum gasy rehetra mbola ny pour andRA8 no betsaka ka tohizo ny fanaratsiana azy fa hoy ny ohabolan'ny ny tsotsokareo mpisolelaka vazaha hoe :"le chien aboie ,la caravane passe ",io no havalindra andrA8 IZAY TSY TIA AZY ?SADY EFA NAHABOTRABOTRA AZY foana ilay fanaratsiana !
Jereo ty cv dradomelinareo manala-baraka ,soa ihany io fa tsy malagasy pure fa afa-bitana ny malagasy tsy afaka mirehareha. intsony@hataonDRADOMELINA , izy sy ireo ragidrony hitazomany ny pouvoir nagalariny io !
tENA TSY MBOLA TSY NIDINA AMBANY OHatra izao ny Malagasy hatra@ny maha MALAGASY azy ka amiko tsy misy 36 solutions afa tsy FORCE no hanalàna an'io saribakolin'ny tsotsoka io ,izy ary en otage ,voapoka attsy sy ary afA TSY NY androBE mahazo azy izay ilay mody hoe safotra lava KAY ILAY ANDROBEANY NO MIHETSIKA ?voalaza ao @site-ny gtt io fa voan'ny andrombe noho ny RONGONY BE LANINY!!!

14. Samoana
(
18/11/2009 15:34)
Ilay resaka DJ no tena CV nahalasa maira azy satria nahasarika tanora maro. Hany ka misy DJ malagasy maromaro any lafrantsa any izao manao tournée mampandihy. Mietsiketsika mafy fa tsy mbola vita ny composition'ny governemanta hihihi
(pôlitika somonga ny ahy fa efa be loatra izay resaka Andry Ra8manana teto izay :wink: )

15. nancy
(
18/11/2009 16:30)
ka dia izany sisa no zavatra nianaran'ny tanora, satria dj dia fidiana ho maire...zao aiza no alehan'ny firenena.
Ka maninona moa no asiana fianarana eto Mcar fa tsy tonga de asaina manao dj daholo na ny equivalent'izany de tafa e.

Samoana: