Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vitamatavy, milahatra araka ny daty
vitamatavy
(
01/10/2009 22:03)
un demis succé hono ny voyage tany new york sy france
noraisina ohatrany president i andry tgv tany france araka ny filazany nefa na i sarko aza tsy sahy nandray azy ofisialy,ohatran'ireny tontakely manao voyage ireny ,mety tany @ fidiran'ny mpahandro sa...
tohiny
novalian'i zoam ny 02/10/2009 20:51
vitamatavy
(
30/09/2009 20:17)
force de changement tsy manaiky an'i maputo
ireo tsy nety lany mihitsy raha vo misy election, groupe de looser
tsy maaiky an'i maputo e ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2009 21:18
vitamatavy
(
30/09/2009 16:58)
fitsenana makotrokotroka an i president fat eny ivato
na ny mpanao gazety aza tsy nitsena an le mahery fo nefa dia efa nahazo reconnaissance t@ pays 3 tany @ oun
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i pink ny 02/10/2009 14:54
vitamatavy
(
30/09/2009 03:02)
milamina tsara ny firenena e
ireo milaza mpanohana ny HAT , milaza firenena iray ohatra fa nisy fandrosoana sy democratie ,tao anatiny fanjakana
issus d'un coup d'etat militaire,
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:21
vitamatavy
(
28/09/2009 21:25)
rehefa tsy hilamina ihany dia
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
tongava fa vonona izahay hanampy ary 100 lahy ihany ia milamina io...
tohiny
novalian'i pink ny 30/09/2009 12:31
vitamatavy
(
28/09/2009 06:14)
rajoelina sans qualté hoy SADC
tsy henoheno fa lasa nilentika any paris any le sans qualité,
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 02/10/2009 11:49
vitamatavy
(
10/09/2009 12:07)
radio fahazavana en ligne
ity no liens raha te hanraka ny vaovao any dago en direct ,ifiona izao tena tia mihaino be an'io :roll: :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 10/09/2009 19:33
vitamatavy
(
09/09/2009 06:28)
alain andriamiseza minisitry ny jono
tsy hay intsony na iza no voajona na iza ,na i alain andrimiseza fa dia hoe eo @ ranon'anosy hono andrimiseza no hametraka ny seza fanjonoany ka asa na , k'asa hanaikitra ihany izy ity...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 09/09/2009 22:44
vitamatavy
(
04/09/2009 20:09)
fanambaran'ny fianakams(maman'i wiwi)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-dun-tgviste-video_4f49ffd6f.html
dia samy mazotoa ary fa mbola hanao fanambarana eto koa ry optika2000 sy ny kidoro sy sisa e
vive tgv...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:06
vitamatavy
(
03/09/2009 19:22)
na hisy ra mandriaka aza tsy hiala aho
tapina ny daomy ,nitelina double enina i tgv ,tsy hiala hono izy na hisy rampoza aza latsaka eo...) ny fis efa hampitahorin'ni Emmo reg noho ireo alatra vitany ,ny ombimanga efa nilaza fa tsy hiamboh...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:54
vitamatavy
(
01/09/2009 15:02)
tonga ihany en fin PPN nafarana avy any arabie saoudite
hany mba promesse tokana tanteraka jusqu'a maintenant dia hoe hivarotra vary 2500fmg,saingy indrisy hay vary nangalarina tsy misy mason karenena ve no mba nampananantenaina ny vahoaka nefa le vary aza...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:42
vitamatavy
(
24/08/2009 23:02)
lasa nitsoaka matanjaka hono ry andrywui sy hy fiakams
rehefa avy nifoana tany @ pikatti sy noue i andry wui dia nilaza fa fa tsy hanao politika intsony aorinan'ny MAP auto2
fa hiova ho hendry tsara amin'izay
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:39
vitamatavy
(
20/08/2009 20:38)
iza no ekentsia ho president ny trasition
sondage dia mazotoa mifidy e
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=30...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:00
vitamatavy
(
18/08/2009 07:38)
fety masaka be karakarain'ny GTT eto Paris
@ asabotsy izao dia misy bal karakarain'ny gtt tim eto ile de france
villabe sud de paris
Paf 20euros ho fanohanana an'i Ravalomanana Marc...
tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:43
vitamatavy
(
10/08/2009 09:54)
iza avy mo no atao hoe mouvance an'i tgv ?
tena mila fanazavana kely satria raha hita dia toa efa ao anatin'ny mouvance an'i tgv ny mouvance an'i zafy sy mouvance an'i Ratsiraka,nefa ireo mouvance ireo mbola manana appart gateaux hafa @ maha...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/08/2009 16:25
vitamatavy
(
09/08/2009 22:01)
tsy mahazo manao ministra izay te hilatsaka president
quel piege pour roindefo,alain ramarson,hasina andriamanjato,organes ,minisitry ny fitsarana le vehivavy iny,pierre tsiranana,voninahitsy,rolland ratsiraka,pierrot ,tantely andrianarivo)te hanao minis...
tohiny
novalian'i ketaka67 ny 10/08/2009 09:47
vitamatavy
(
08/08/2009 15:19)
allo !allo! maputo maheno anareo izahay
mody i ravalo ary mahazo milatsaka ,ny securitény sisa no andrasana @ sadec
...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/08/2009 19:18
vitamatavy
(
08/08/2009 05:20)
possible accord a maputo ,ho tonga i dada
Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafana naharitra ora 10 mahery mi...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 08/08/2009 16:40
vitamatavy
(
04/08/2009 21:55)
ho entina any maputo charles
lasa any maputo koa i charles hiandry ny maitre tgv ,dia any koa voninahitra ?
tonga mba hifona sy hamela heloka any koa ve .Dieu seul le sait
amen...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:47
vitamatavy
(
01/08/2009 07:05)
manao tsipaky ny miala aina ny HAT
mbola nisoloky indray ny hat nanao reunion 4 mouvences hono tao @ panorama.Tsipaky ny miala aina io ry zalahy ,matahotra ny fiverenan'i dada.
:* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:44
