rajoelina sans qualté hoy SADC
1. vitamatavy
(
28/09/2009 06:14)
tsy henoheno fa lasa nilentika any paris any le sans qualité,
novalian'i AndriambyII ny 02/10/2009 11:49
2. tsiafoi1
(
28/09/2009 07:04)
Mbola tena ho ratsy no fiafarany fa vao ny fiandohany ireny : Trop orgueilleux le fils du Diable Français
3. locl
(
28/09/2009 08:02)
Ka raha ny qualité aloha dia tena tsy ananany e! Ny didoha @ maha vendrana azy no ananany maro be.
4. tovohaja
(
28/09/2009 08:29)
tena manala-baraka raha ireny zava-niseho teny an-dampihazon'ny ONU ireny no lazaina.Ohatry ny vinanto tsy mahare fosaina ka mitonatonana tsy nasaina.Vraiment un homme sans prestige et tout le peuple malgache soit malhonnéte comme lui: tricheur et fripouille.La grande île est devenue carbonisée du défrîchement forestier et des feux de brousses surtout sur la RN4 réliant la Capitale vers le Nord-Ouest.Ou sont les militaires de CAPSAT qui faisaient de putch solidairement avec les vahoaka du 13 Mai,enrichis de dogme de la pauvreté avec la famille Ramaroson qui parit les pauvres malgaches de s'enrichir après la révendication de R8.C'est le contraire qui arrive,le naïf Andry est devenu malheureux face à tout le monde devant l'ONU.Face à ce stade,le vice-premier ministre chargé des affaires étrangères est l'un principal acteur de l'empoisonnement du PHAT.De ceux qui précèdent, le peuple de la capitale n'est pas considéré comme bouc émissaire de la rué vers les chaises.Nous sommes conscients que tous les deux (PHAT et le PM) ne sont pas crédibles à travers les communautés internationales.Il n'y a que des chartes de Maputo I et II doivent étre appliquées sans hésitation.Sinon, notre pays tombe dans l'abîme et espèrons bien qu'ils respectent et menent à bien: la structure des constitutions consentuelles et inclusives.Fort et heureuse, le GIC tentera leur chance de consensus au dernier volet d'intervention qui sera prévu le 06 Septembre .
Courage et essayez de comprendre la situation de notre patrie.
Courage et essayez de comprendre la situation de notre patrie.
5. tsiafoi1
(
28/09/2009 08:56)
Ka mampanahy ry Tovohaja dia efa manohy ny lobbing au niveau ny GIC indray ilay kelifingotra e, asa fa dia manaikitra angaha ny trondro matoa ingahy Chissano sy Diebilé mihitsy no midinika manokana @'iny any Paris any
7. AndriambyII
(
28/09/2009 09:22)
Ka efa voalaza teto fa ny relation internationale mihintsy no potika koa mbola hoe ny HAT foana no tompon' antoka @ izao toe-javatra izao .
Samy galy fantsy ireo telo lahy R8 ,Ratsiraka , Zafy Albert miaro ny rambon' izy ireo tsy ho tapaka manoloana ny adversité politique miseho @ izao fanantontoloana ekonomika izao ,ka zaran'izy ireo aza nahita an' i andry izay olona tena GTT ara-bakiteny ,fa tsy toa ireo sasany izay miaro seza efa milingilingy hidaraboka tsy ho ela .
Efa tsy manana poigne intsony anie ireo mpitondra teo aloha ireo é ! ary ny GIC sy ny sadec dia manao izay ho afany fotsiny hiaro ireo harena ratsy hary namotehana ny crédibilité economique an 'i Mada hatramin' izay !
Mbola misy maharaka ve izany raisonement izany sa dia efa tena lany tamingana ny reflexion populaire malagasy ?

8. vitamatavy
(
28/09/2009 09:37)
dj ve mba qualité ny :-D :-D :-D,
toa lasa nihaona an'i sarko le sans qualité
toa lasa nihaona an'i sarko le sans qualité
9. tsiafoi1
(
28/09/2009 09:45)
Andriambyll a, Raisonnement mankaiza ???
- kisendrasendra ve ny maha any Paris ny fihaonana???
- kisendrasendra ve ny nandalovan'i Kelifingotra any Paris fa tsy niverenany an-tanindrazana avy hatrany taorian'iny felaka diplomatika tany ONU iny????
- kisendrasendra ve ny fandraisan'anjaran'i deba @'ny tantara, na de efa hazo amoro-tevana aza????
Paris no atidoha mpikotrika ny toe-jvt rehetra, ary mbola mikendry ny hifehy sy hanjanaka an'i Afrika manontolo @'ny alalan'i Lybie sy ny planB "Etats Unis d'Afrique".
Soa fa nisy an-dRa8 tena GTT ara-bakiteny, Soa fa nisy ireo firenena 26 SADEC tongasaina, mbola sahy nijoro sy niady ho an'i... sy Afrika manontolo, vondrona ara-toe-karena nahitan'ny valala be mandry asa sy tombotsoa.
Ahirato ny maso sy ny saina

10. Mirananirina
(
28/09/2009 13:29)
Hay ve mbola tsy vita foana ny vacances dry tgv eh.....Modia amin'izay rangaha fa vola tokony hoan'ny vahoaka mahantra laninareo hanaovana vacances fotsiny ah. :( :( :( :( :( :(
12. AndriambyII
(
02/10/2009 11:49)
tsiafoi1:
Andriambyll a, Raisonnement mankaiza ???
- kisendrasendra ve ny maha any Paris ny fihaonana???
- kisendrasendra ve ny nandalovan'i Kelifingotra any Paris fa tsy niverenany an-tanindrazana avy hatrany taorian'iny felaka diplomatika tany ONU iny????
- kisendrasendra ve ny fandraisan'anjaran'i deba @'ny tantara, na de efa hazo amoro-tevana aza????
Paris no atidoha mpikotrika ny toe-jvt rehetra, ary mbola mikendry ny hifehy sy hanjanaka an'i Afrika manontolo @'ny alalan'i Lybie sy ny planB "Etats Unis d'Afrique".
Soa fa nisy an-dRa8 tena GTT ara-bakiteny, Soa fa nisy ireo firenena 26 SADEC tongasaina, mbola sahy nijoro sy niady ho an'i... sy Afrika manontolo, vondrona ara-toe-karena nahitan'ny valala be mandry asa sy tombotsoa.
Ahirato ny maso sy ny saina
Efa fantatra fa na ifrantsa aza no ao ambadika dia tsarovy fa be dia be anie ny taranaka malagasy no descendant frantsay @ izao fotoana izao é !ary ny @ io sanction io , tsy hitanao ve fa ilay organisation mihintsy no corrompu hatrany anaty tsinay maintiny?
Ny ankabeazan' ny firenena ao @ sadec dia misy ady an-trano daholo.Ka raha i Mada no atao haza hisolo vaika ny ankalana dia ataoko fa diso toerana ny fanamelohana ny HAT . Na dia misy aza ny fifaneraserana eo @ deba sy tgv dia tsy dia midika ho inona izany aloha , fa ny tondro molotra tsy ampiheverana sy miandany @ tsangan'olona no tsy tokony hisy intsony .
Efa 21 ème siecle izao ary tsy hisy intsony izany hoe domination partielle d' un territoire quelconque par quelques entités mitady ny harena fotsiny izany . Tsy maintsy manaja ny fisian' ny société misy @ izay tany halehany na dia ny fanjakana izay lazaina fa faran' izay matanjaka indrindra aza !