Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vitamatavy, milahatra araka ny daty
vitamatavy
(
28/07/2009 22:29)
HOAVY TSY HO ELA LE NATAHORANA MAFY
Efa miandry mafy ny fiverenan'i dada ny zanany izay tsy kivy manoloana ny habibiana ataon'ny hat sy ny miaramilany,mba firy pourcent ny gasy no mety hiverenan'i ra8,izay no malaza atsy ho atsy ,ary ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:01
vitamatavy
(
28/07/2009 18:52)
iza no mbola tsy mihaiky fa efa hidiva hifarana ny lalao e
mihetsika any toliara,mihetsika any tamatave,hihetsika any antsirabe dia aiza koa ny manaraka,jereo raha nisy hitovizany an'i nataon'ny foza t@ androny teny @ 13mai hihihihi vitamatavy avy hatrany ry ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:32
vitamatavy
(
23/07/2009 05:27)
CPE made iny capsat
izao ve no mba organisation ny hat momba ny resaka CPE,izany ve rehefa hisy election hoe tsy ny kapsaty no miambina ny bureau du vote sy ny manisa vato aory zalahy,ny resultat efa fanantsika ny tohiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:03
vitamatavy
(
21/07/2009 22:20)
tacleny ratsirahonana ny hat bravo...
voalaza fa nanao accord secret i ratsirahonana niaraka t@ frantsay ary dia ho dakana i rois de fous,mh mahafinaritra izy izany ,
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php
izay voadaka ao @ hat ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:10
vitamatavy
(
21/07/2009 05:27)
politika maivana be le an'i hat
Mesdames, Messieurs,
Nous vous prions de trouver ci – après les grandes lignes des informations du lundi 20 Juillet 2009
Bombes et légalistes : un lien forcé ? (20 Juillet 2009)
Une...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/07/2009 10:13
vitamatavy
(
16/07/2009 17:58)
voan'ny fantsy ka lasamborona e K.O mihitsy
nanompa sy narartsy olona teto ny fianakaviana iray izay tsy ho lazaiko anarana na dia fantatran'ny kil @ maha wiwi aza aza,nahatsiaro voadona ka dia nilefy kely aloha ,mbola ho avy eo ihany izy f'aza...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:35
vitamatavy
(
14/07/2009 18:40)
an'iza no fahadisoana
Izahay membre ny gtt dia naniry mba hiakatra eny @ palais ambohitsorohitra,haka an'io palais io satria an'ny vahoaka io ary manana droit ny hiakatra eny izahay,fanatray tsara anefa fa hitifitra ny fis...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:32
vitamatavy
(
14/07/2009 06:48)
ho lasa gtt sy tim daholo indray atsy ho atsy ny mpanao pol
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:44
vitamatavy
(
12/07/2009 04:53)
maninona moa raha tonga dia tsorina ny resaka
HITA BE MIHITSY FA MATAHOTRA AN'I RA8 NY HAT SY NY TGV NOHO IREO RATSY VITANY DIA HIEZAHANA SAKANA MAFY MIHITSY ,IZAO KA DIA HOE AAHAFOHEZINA HONO NY TRANSITION ARY HO ATAO ALOHA NY ELECTION,MANAO MAR...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 12/07/2009 18:17
vitamatavy
(
09/07/2009 05:13)
ho vita tsy ho ela ny hat
Un affrontement entre les éléments de la force d’intervention spéciale (Fis) et ceux du service central des affaires criminelles (Scac) a failli dégénérer aujourd’hui. Pour commandant Charle...
tohiny
novalian'i milamm ny 09/07/2009 09:58
vitamatavy
(
08/07/2009 21:17)
asaivo miasa i andrywui fa lasa adala eto @ serasera sisa
tsy misy preocupation lery dia eto sisa no mihoagaoga ohatran'ireny adala afaka ireny,izay manana vola tokony mba hanao cotisation handefasana an'i andrywui hody fa tsy zakan'intsony le fiainana aty a...
tohiny
novalian'i benkintana ny 10/07/2009 08:11
vitamatavy
(
08/07/2009 19:30)
efa dia misy mitapy mihitsy eto
ireo mpomba an'i tgv eto dia lasa miteniteny foana sisa sady manenjika olona,hevitra hampidiana e,tohany jusqu'al fin ny hat fa mampandroso be an'i madagasikara raha izay no fanantatrareo,ry andrywui ...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 09/07/2009 12:43
