Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kally, milahatra araka ny daty
kally ( 09/10/2005 10:42)
Vaovao tsara ho anareo marary vavony
Voaporofo efa ela (1981)fa saingy izao vao nekena fa tsy vokatry ny faharerahan-tsaina na stress mihitsy ny aretim-bavony fa vokatry ny bactéries izay azo ao anatin'ny 5taona voalohan'ny zaza.Ny vavo... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:54
kally ( 19/08/2005 08:43)
Tsunami-Liverpool
Mba mampanontany tena ihany indraindray fa tsy tahotra tsy henatra ny sasany.Ny vahoaka milentika anaty fahasahiranana, ny tranony rava tsy voaorina, ny lehibe tsy te-hahalala izany.Tsaroantsika ny vo... tohiny
novalian'i TMalefaka ny 01/09/2005 05:28
kally ( 19/05/2005 15:47)
Day rankizy e!
Jereko mba betsaka ihany ny ankizy avy any Antsirabe eto @ serasera nefa dia tsary mifanerasera mahitsy sa vy tsary tianareo ilay mandeha forum yyy?Mba mifampitapita vaovao eto rankizy sa anareo kamo?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2005 22:50
kally ( 13/05/2005 15:17)
Fonony fotsiny
Ity njay ary resaka ivelany fotsiny a!tsy misy an-kikôzy hoe fanahy na tôtsa na ôtsan'zany fa tena resaka kata sy hoe bôgôsy sy manja fotsiny.Dia ohatsa hoe lazainareo zany hoe ôtsôtsan'ny aôn... tohiny
novalian'i lilbon ny 15/07/2005 04:53
kally ( 25/02/2005 17:24)
Fivorian'ny mpanao zaridaina
Mba tantarao indray izay ataonareo ao @ zaridainanareo izao,inona no ambolenareo ao dia inona ny asa nataonareo tao vao haingana sao mba hahitana hevitra mantsy. ... tohiny
novalian'i majakely ny 04/07/2005 13:14
kally ( 25/02/2005 14:19)
Mananihany tssss!
Iza no mpihira mampihomehy anareo? Ny ahy ohatra i R.Clée (izao moa?) amin'ilay Ramiaramila iny mampihomehy irery ahy mihitsy dia misy an'ilay clipn'i Jerry Marcos ilay misy miafina ao ambany latabat... tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 22:54
kally ( 03/12/2004 19:52)
Mafy izany jangobo
Dia lasa ho\'a ny eritreritro nandinika ny tonon\'ilay hoe \"Jangobo\" -Bessa iny,dia hitako sary an-tsaina be ilay eny @ stationnement eny Anosibe dia samborina daholo io olona rehetra avy any atsimo... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:23
kally ( 27/11/2004 12:56)
Ny sakafontsika anio...
Eto samy mba milaza izay nohaniny androany,tsy hoe hifampiderana vilia sanatria fa mba hangalàna hevitra indraindray hoe andeha mba hanao an\'io indray koa aho androany.Izay an! manantena anareo :wi... tohiny
novalian'i ramaso ny 24/01/2005 07:54
kally ( 10/11/2004 08:36)
Fananan-tany,inona no tandremana?
Be dia be izao ny mivarotra tany atsy ,mivarotra tany aroa,mitady tany ho vidiana sns, izay mahay lalàna na manana trai-kefa,inona ry reto no tokony ho tandremana tsy ho voasoloky fa misy koa mantsy ... tohiny
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:58
kally ( 09/11/2004 18:24)
Tsy an-kamerin-taona dia ho aiza?
Napetraky ny ministeran\'ny fampianarana izao ny atao hoe \"classe de la réussite\", tsy misy mpianatra mahazo mamerin-taona intsony.Ny mahaloza azy anefa dia tsy hoe terena ny ankizy hahazo salan\'i... tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 05:31
kally ( 29/09/2004 14:44)
Fifamoivoizana eto Antananarivo
Tena mbola ho ela vao hanara-dalàna ny mpitondra fiara eto Antananarivo, tsy hiteny aho hoe tsy mifanaja izy satria mba mifanome lalana sy mahay mifandefitra ihany fa maizina @ ankamaroan\'ny mpamily... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2004 22:13
kally ( 19/08/2004 07:44)
Lalao Olympika,hatraiza?
Dia mandeha ho'a ny lalao olympika, dia tsy gaga intsony aho mijery ny hagegen'ny frantsay, anatin'ny iray andro in-3 manao fitarainana fa tsy rariny hono ny tsy fahazoany medaly volamena ka ny an'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2004 23:07
kally ( 30/06/2004 16:13)
Vonjeo fa moana
Tsy manana feo intsony aho taorian'ny ni-formater-na ny pc-ko.Sao dia misy afaka manampy?XP no ampiasaiko izao.... tohiny
novalian'i cowboy ny 02/08/2004 16:12
kally ( 23/06/2004 20:52)
26 Jiona
Ahoana avy indray ny hetsika amin'ity 26/06/2004 ity?Mankaiza sy hanao inona avy ianareo ?... tohiny
novalian'i mimich ny 29/06/2004 11:00
kally ( 12/05/2004 14:50)
Fihinana ve izany?
Eto indray samy mitantara ny sakafokafo fanaony tsy sahy aroso olona nefa tena tiana. Ohatra hoe ny ahy an!biscuits maromaro dia ataoko anaty ronono dia afanaiko. Ny an'ny zandriko an!mofo gasy sese... tohiny
novalian'i titakely ny 04/07/2004 19:20
kally ( 03/05/2004 18:52)
Ny mafy indrindra ...
Efa samy nandalo zava-tsarotra daholo ihany angamba teto @namana,tsy ny lafiny fitiavana ihany fa t@ fiainana andavanandro koa!tantarao hoe...... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/04/2005 06:41
kally ( 15/04/2004 13:26)
Fialan-tsasatra
Hono ho'a iza no tianareo Foulpointe sa Nosy Be?Fa maninona?Dia aiza ny hotely falehanareo hitanareo hoe tsara?... tohiny
kally ( 18/03/2004 17:35)
Blog,ahoana indray ?
Ahoana ny fahitan'ny namana an'io?... tohiny
novalian'i six ny 03/06/2004 06:48
kally ( 18/03/2004 17:24)
Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..
Inona ny tsy fahavaran-tena hitanareo eny @ olona akaiky anareo ka tsy zakanareo indrindra,ohatra hoe akanjo mivaha moron-tongotra sa akanjo miforiporitra ets.... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:31
kally ( 18/03/2004 17:06)
Ireo hira vahiny nohagasiana ny tonony
Samia ary milaza izay hira vahiny nohagasiana izany hoe nadika t@ fomba fahenoana azy ohatra hoe : Point de vue de face Babylon (By the rivers of Babylon) na ô ry mpivaro-mangahazo asio ranondranony ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0961