Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kally, milahatra araka ny daty
kally
(
16/02/2004 17:22)
Tennis
Ary angaha tsy misy tia tennis?...
tohiny
novalian'i kitoza ny 15/07/2004 14:24
kally
(
11/02/2004 16:27)
Raha vao dila ny 20 taona...
Dia toa lasa mandeha tokana daholo ny ankamaroan'ny olona ary sahirana vao mahita olon-tiana izany.Mahagaga!satria na ny lehilahy na ny vehivavy samy sahirana daholo.Na tsara tarehy,na ratsy tarehy n...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/03/2004 16:37
kally
(
07/02/2004 12:44)
Tenin-jaza
mampihomehy mihitsy ireny zazakely ireny indraindray fa mamoaka zavatra tsy ampoizina.
Samia ary izay efa niara-niaina t@ ankizy kely mba mizara izay nampihomehy azy eto e!...
tohiny
novalian'i fara ny 24/11/2005 14:12
kally
(
06/02/2004 16:10)
Manirikiry...
Misy zavatra mba halako mihitsy indraindray eto amin'ity sehatra ity.
Ny forum miteny frantsay be dia be any @ takelaka hafa any,eto misy gasy mipetraka any ivelany efa ela no tsy niresaka tamin'ny t...
tohiny
novalian'i ille ny 26/08/2004 07:22
kally
(
04/02/2004 14:08)
Toe-tsaina voazanaka
Resahina foana io matetika.Aminareo misy ve izy io eto amintsika?Betsaka ve ary sokajin'olona toy inona avy no tena voakasik'izy io?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/03/2004 13:13
kally
(
14/01/2004 17:02)
Raha izaho no lehilahy..
Dia tolorako voninkazo foana ny sipako,dia orohiko kely foana,dia tsy avelako irery ao an-trano fa izaho ilaozako manafosafo tômôbilina,dia entiko mitsangatsangana izy,dia ampiako izy hanao raharaha...
tohiny
novalian'i six ny 14/02/2004 11:12
kally
(
19/12/2003 10:04)
Fety
Mba inona daholo no ataontsika namana rehefa fety ohatr'izao e?Mba itantarao hoe.Ohatra ry Isrine ve any Liban any mba manao ahoana rehefa faran'ny taona ohatra,inona no ataonareo.Ry Fijo ohatra mba m...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 20:05
kally
(
16/09/2003 18:21)
vonjeo e!
Inona no atao rehefa mainty be fotsiny tsy mety mirehitra ny écran,nefa tsy novonoina tsy natao inona?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/02/2004 11:24