Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i gasynamana, milahatra araka ny daty
gasynamana ( 13/10/2007 13:02)
Kristiana tsy mandalina???
Misy milaza fa ny kristiana dia tsy mba mandalina fa manaiky fotsiny izay lazaina aminy. Mionina fotsiny amin'ny baiboly sy ny resaka vavaka, manantena lava fahagaga, mpanonofy sns... Izao anefa: ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:50
gasynamana ( 05/10/2007 13:13)
Iza i Jesoa
Ho anao iza i Jesoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 22:00
gasynamana ( 29/09/2007 19:44)
Miankina amin'ny fananana, na tsy fananana ve ny finoana
Araka ny hevitr'ity manam-pahaizana iray dia ny fahantrana sy ny anohanana no matonga ny olona hino an'Andriamanitra, fa rehefa voky sy manana ny zavatra rehetra izy dia hadinoany mora io Andriamanitr... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:11
gasynamana ( 28/09/2007 23:18)
resaka mitohy.
Mba tiana hotohizina kely ity resaka ity. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e7abe548b0e fijo: Ka na mino na tsy mino ianareo dia tsy afaka hanova ny fahamarinan'iza... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:31
gasynamana ( 26/09/2007 22:59)
karajia
Inona no zavatra mahatsikaiky hitanao ao amin'ny karajia ao? Ny ahy dia ity: Isaky ny mandalo ao aho dia misy manontany foana hoe: lahy sa vavy, nefa ny ps ampiasaiko amin'io anaran-dehilahy foana.... tohiny
novalian'i Simpona ny 01/10/2007 09:33
gasynamana ( 22/09/2007 20:39)
tsaramaso
Malagasy isika rehetra eto, ary kristiana no ankamaroany. Tsy azo atao ny mijery harina an-tava, koa mba inona no toro-hevitra na soso-kevitra azontsika omana hanampiana io namantsika iray io? Misao... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:58
gasynamana ( 22/09/2007 00:47)
Tantara ho an'izay tsy mahalala
Ny taona 325 (nanaovana ny Co0ncile de Nicée) sy ny taona 381 (nanaovana ny Concile de Constantinople) dia mbola iray ny Fiangonana Kristiana rehetra, ary niara-nanaiky fa: - [b]I Jesoa Kristy dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:57
gasynamana ( 18/09/2007 12:55)
Tsy misy teny firy!
http://br.youtube.com/watch?v=ZSnQqbCY_tI Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, hoy ilay mopera namako tany Andrenjato izay!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:30
gasynamana ( 17/09/2007 20:50)
Tena hafa loatra!
Tena miaiky anao aho rahery amin'ity fahatsoranao ity. Ataoko fa efa maro no nilaza hoe asio sivana ity zavatra ity, nefa dia tohizinao amin'izao eny ihany. Tsy reraka kosa ianao miteny raha misy zava... tohiny
gasynamana ( 17/09/2007 20:26)
Ny rozery
Ny rozery dia fiaraha-mivavaka amin'i Masina Maria. Izany hoe handinihana sy hibanjinana ny misterin'i Kristy miaraka amin'ilay reniny izay tsy nisaraka taminy mihitsy nandritra ny fiainany. Ireto ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:12
gasynamana ( 17/09/2007 13:14)
Sary
Mahagaga ahy fa izaho no mijery sy mibanjina ny Sarin'i Jesoa, dia ny hafa no mandon-tratra milaza mangata-pifonana amin'i Jesoa sy ny Rainy fa hoe: manompo sampy aho. Fantatrao ve anefa izay ao am... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 20:44
gasynamana ( 16/09/2007 13:14)
Arahaba ry Maria!
[b]Arahaba ry Maria feno hasoavana. Ny Tompo ao aminao. Nohasoavina noho ny vahivavy rehetra ianao. Ary nohasoavina i Jesoa ilay nateraky ny Kibonao Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho an... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 11:38
gasynamana ( 15/09/2007 15:05)
Lesoka sy soson-kevitra ho an'ny mpitondra fivavahana rehetr
Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana. Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiava... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:42
gasynamana ( 12/09/2007 12:53)
Ny athée
Ny athée ve olona: Tsy mino ny fisian'Andriamanitra sa Tsy mahalala ny fisian'Andriamanitra sa Tsy te hahalala ny fisian'Andriamanitra, na tsy miraharaha an'Andriamanitra Misokatra ho... tohiny
gasynamana ( 15/08/2007 09:57)
Sokafy ny sofina dia ahirato ny maso, ary aza idina ny fo
Tsy misy ny fifanakalozan-kevitra vanona raha ohatra ka tsy misy ny fihainoana. Mbola ilaina ve ny miresaka amin'ny olona tsy mba vonona ny hihaino ny hafa? Mbola ilaina ve ny mamaly ny resaky ny olon... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:24
gasynamana ( 15/08/2007 00:05)
Ny manan-kery ny teny
Ny teny no naharian'Andriamanitra ny zava-boaary rehetra. Ny teny dia mahatsangana amin'ny maty Ny teny dia mampitony ny onjan-dranomasina sy ny rivo-mahery .... Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:02
gasynamana ( 03/07/2007 23:01)
Desacralisation
Somary lasa ihany ny saina manaraka ny resaka rehetra eto ka manontany tena hoe: Inona no tadiavina eto? Mbola hitadiavana izay mahasoa ve ity dinika ity sa izay mahafinaritra fotsiny? Sehet... tohiny
novalian'i cutie ny 09/07/2007 20:06
gasynamana ( 03/07/2007 21:28)
Mandroaka demony
Miarahaba antsika indray e! Somary sahirana kely aho hiditra amin'ny resaka efa nisy teto hatramin'izay fotoana tsy naha teto ahy izay, ka ity mba misy zavatra tsy azoko ka ilaiko fanazavana kely. M... tohiny
novalian'i rrgmt ny 20/07/2007 12:26
gasynamana ( 18/06/2007 08:58)
Tsy azo disona ny Baiboly, nefa ve tena marina????
Misy ny olona no milaza fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no marina sy izy. Nefa ve izay voasotra de marina daholo? Misy tantara maromaro mampametraka fanontaniana ao amin'ny testamenta talo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0242