Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i charoumeni, milahatra araka ny daty
Charoumeni ( 07/10/2017 09:00)
Gmail
Salama daholo e! Rehefa manokatra gmail any amin'ny cyber aho ho aho dia misy indraindray ilay ordinateur mitaky numero de télephone (arakarak'ilay cyber io). Ny numéro ako napetrako tamin'izany ne... tohiny
novalian'i hery ny 26/03/2018 19:08
Charoumeni ( 25/08/2017 13:51)
Inona no helok'izy ireny?
O ry Fiaraha-monina o! Inona no heloky ny vehivavy no dia enjehinareo mafy loatra? Tsy fidiny ho azy ireny anie no nahatonga ny fiainany sahala @ zany fa az adia MASIAKA LOATRA e! Mety olona avya o an... tohiny
Charoumeni ( 25/08/2017 13:43)
Endrika sy bika sa toetra?
Salama daholy e! Mivantana kokoa aminareo lehilahy ity fanontaniana ity. Marina tokoa ve fa manisy lanja ny apparence ianareo rehefa mitady vady? Tsy haiko hoe samy hafa ve ny fijerin'ny lehilahy sy ... tohiny
novalian'i midrou ny 12/06/2020 20:34
Charoumeni ( 26/07/2017 14:21)
Mipetraka any an-dafy
Salama daholo e! Taona vitsivitsy lasa izay nianatra tany ivelany aho. Naniry ny hipetraka tany aho saingy tsy nahita lalana ary anisan'ny fepetra notakiana ny fiverenana aty an-tanindrazana raha vao... tohiny
novalian'i hery ny 29/07/2017 07:11
Charoumeni ( 09/11/2016 09:42)
Inona no ataonareo?
Miarahaba ny vehivavy namana rehetra eto @ serasera. Niniako natao ato @ resa-behivavy ity resaka ity satria mahakasika antsika manokana. Inona no ataonareo vehivavy tsy manambady mba hendresena ny ... tohiny
Charoumeni ( 15/07/2016 14:47)
Tsy misy saribao
salama e! Tsy misy saribao! Manao vary hono ny mpanao saribao! Lasa namadika daholo hono ny dokera! Marina ve zany???Izany tokoa ve no antony?? Toa tsy mampino an!... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 15:53
Charoumeni ( 27/05/2016 10:20)
téléphone admet B30
Salut daholo Za ry reto mba te hividy le phone oe admet B30, iza no manana Mba tsara ihany ve? Mba mila torohevitra o Merci... tohiny
charoumeni ( 10/05/2016 15:40)
sureau sy eau de javel
Bjr namana isany! Izaho mahita fa tsy azo antoka loatra intsony ny ranon'ny JIRAMA ka mba manotany anareo aho:"mety @ toilette intime an'ny vehivavy ve ny rano misy sur'eau na eau de javel sa mety man... tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:33
Charoumeni ( 18/02/2016 07:02)
Fahaizana teny vahiny
Miarahaba daholo e! Mba mangataka torohevitra aminareo aho fa tsy mahay teny frantsay loatra ilay zandriko nefa hanohana voka-pikarohana afaka 8 volana. Efa nipetraka 12 mois tany Frantsa izy nefa ts... tohiny
novalian'i 5laody ny 20/02/2016 13:25
Charoumeni ( 26/03/2015 13:29)
Misy ve?
Iza no afaka mijoro vavolombelona @ reto tranga reto? Tsy voatery hoe nitranga taminao fa mety hoe havana na namana? 1. Vehivavy tsy mbola nanambady mihitsy efa 40 taona na mihoatra nefa mbola nahit... tohiny
novalian'i sahia ny 25/01/2018 12:10
Charoumeni ( 04/03/2015 10:04)
Namana vazaha
Slt daholo an Asa re iza amintsika no manana namana vazaha (namana vavy na lahy fa tsy sipa akory an) za reto otran leo b fa t@ za tany an-dafy, mpinamana tsara zao izahay d avy eo nony teto Mcara ah... tohiny
novalian'i mad16 ny 20/05/2015 16:54
Charoumeni ( 20/11/2014 14:20)
Transfert bancaire
Miarahaba ny namana rehetra Mba mila torohevitra amirsika namana eto @ serasera aho momba ny fandefasana vola any ivelany amin alalan banky. Mikasa handefa vola any ivelany aho manko. Nanotany banky... tohiny
Charoumeni ( 16/09/2014 10:36)
Fanafody homéopathique sy ny finoana
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org Misy pretra indiana iray izay milaza fa tsy azo ampiasaina ny fanafody homéopathique fa misy demony hono. Ahoana ny hevitsika amin'izany?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2014 18:10
Charoumeni ( 04/07/2014 09:16)
Boky nosoratan'i Joyce Mayer
Bonjour daoly o Iza aminareo no manana le boky nosoratan'i joyce mayer oe "mamela heloka" d aiza no mety ahitana azy. Misaotra... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:55
Charoumeni ( 02/07/2014 10:06)
resaka forum
Bjr daholo Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/08/2014 16:26
Charoumeni ( 02/07/2014 10:06)
resaka forum
Bjr daholo Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty ... tohiny
Charoumeni ( 15/04/2014 11:40)
Momba ny pasipaoro
Bonjour daoly o Mba hanontany antsika namana eto @ serasera azafady e. Mikasa ho any ivelany aho @ mois d'aout ho avy zao, d mbola mandeha v le pasipaoro taloha sa tsy maintsy soloina biometrique amz... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/07/2014 15:41
charoumeni ( 11/06/2013 13:26)
fanontaniana
Maro d maro ny site de rencontre ankehitriny, tsy manome tsiny izay olona miditra amin'izy reny za na ny olona namorona azy fa saingy mba te hanontany anareo namana aho hoe NY VADY V TOKONY HOKATSAH... tohiny
charoumeni ( 31/05/2013 11:35)
Fangatahana fanampiana
Miarahaba antsika rehetra Hono ho aho azafady ry namana isany, sao d mba misy mahalala nareo oe firy taona zao ny limite d'age miditra mpiasam-panjakana. Raha misy mahalala d mba ilazao fa tena ilain... tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 08:06
Charoumeni ( 17/07/2012 21:52)
Miaraha antsika rehetra...
Miaraha antsika rehetra... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 16:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873