Liste des messages

Liste des messages, inserés par bor2lais, par ordre de date
bor2lais ( 23/12/2022 09:08)
Noely : Andro malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ô ! (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) :-) ... suite
répondu par Aivon le 18/05/2025 11:41
bor2lais ( 24/12/2019 13:14)
Andro Malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e : - na ny [b]magy vaovao[/b] (izay nikaroka dia nahita ary feno fifaliana sy niova làlana rehefa avy nihaona tamiNY ) - na ny [b]heroda vaovao[/b] (izay... suite
répondu par rhaj0 le 02/01/2020 00:45
bor2lais ( 20/12/2017 09:14)
Ilay Noely voalohany
[i]"8 Ary nisy mpiandry ondry tamin'izany tany izany nitoetra tany an-tsaha nitandrina ny ondriny tamin'ny alina. 9 Ary nisy anjelin'ny Tompo nitsangana teo anilany, ary ny voninahitry ny Tompo nanel... suite
répondu par endriny le 21/12/2017 04:51
bor2lais ( 24/12/2016 16:46)
Andro Malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)... suite
répondu par rhaj0 le 30/12/2016 20:28
bor2lais ( 15/12/2015 12:58)
Andro malaza !
Averiko eto indray ity fa mba isan'ny mahafinaritra ahy ! Dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondr... suite
répondu par Yahl le 23/01/2016 09:27
bor2lais ( 26/11/2015 10:01)
Fomba fiasan'ny sekta ! (tohiny)
Efa nampoizina ihany fa dia zaraiko ihany : [url=http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2015/11/25/soeur-fabiola-mijanona-eny-antanimora-tsy-mitsahatra-mitombo-ireo-mpitory-azy/]any am-ponja i F... suite
répondu par bor2lais le 30/12/2015 15:43
bor2lais ( 20/11/2015 10:02)
Sabata Kristiana
Mafana dia mafana tokoa ny fifanakalozana mikasika io sabata io tao ho ao eto amin'ity sehatra ity ka nahatonga ahy nahatsiaro ny fizarana nentin'ny namana Tefigasy ;-) teto mikasika io lohateny io ! ... suite
répondu par rhaj0 le 21/12/2015 17:34
bor2lais ( 07/10/2015 12:33)
Fomba fiasan'ny sekta !
Ahoana ny hevitrao amin'ity resaka iray tao amin'ny midi ity : [url=http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2015/10/07/eglise-secte-envoi-douteux-dune-centaine-de-jeunes-a-letranger/]tsindrio eto[/ur... suite
répondu par rhaj0 le 19/11/2015 13:29
bor2lais ( 17/09/2015 10:36)
Resaka mikasika ny sekta (famerenana)
Mba ialana voly kely dia averiko eto ity resaka nataon'i hery teto ity (miala tsiny @ ilay fanaovana copier/coller) [quote=hery - 10/08/2010 01:30] Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay di... suite
répondu par bor2lais le 04/11/2015 09:26
bor2lais ( 01/09/2015 09:40)
Tsaratsara sy ny fampihavanam-pirenena !
Toa nanao fampihavanam-pirenena tao @ coliseum hono ingahy rainy io t@ sabotsy 29/08, sao misy naheno ny akony ianareo ? Misaotra mialoha amin'ny fizarana !... suite
répondu par mekana le 13/05/2016 15:26
bor2lais ( 18/05/2015 08:34)
Ahoana ny hevitrao ?
Ity indray no malaza : [url=http://www.lepoint.fr/societe/l-eglise-protestante-de-france-dit-oui-au-mariage-gay-17-05-2015-1928961_23.php]Mariazy gay[/url]... suite
répondu par endriny le 26/05/2015 14:24
bor2lais ( 15/05/2015 12:12)
Sekta Jiosy Malagasy Israelin'Andriamanitra !
Mihetsika indray ny adalan'ny sekta raha [url=https://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=846971]ity rohy ity[/url] no jerena !... suite
répondu par Strong3 le 22/05/2015 08:14
bor2lais ( 12/03/2015 14:29)
Tatandraza indray !
"Des émeutes ont éclatées à Mahajanga ce matin entre les fidèles d’une secte dirigée par Marc Tatandraza. Les Forces de l’ordre ont dû intervenir pour calmer las situation. Plusieurs blessÃ... suite
répondu par bor2lais le 21/03/2015 11:55
bor2lais ( 22/01/2015 08:37)
Tsy azo fafàna intsony ?
Miarahaba an'i Hery, Misy post tiako esorina ary afindra satria diso toerana saingy tsy eo intsony ilay bokotra "fafao". Lasa HS be ilay izy raha tsy esorina. Ahoana no atao azafady ? Misaotra mialoha... suite
répondu par bor2lais le 05/03/2015 16:02
bor2lais ( 02/12/2014 13:28)
Niova làlana (2)
Nahita ny lohateny naroson'ny namana Tefigasy etsy ambany dia nahatsiaro ny tantara ao amin'ny Baiboly mikasika ny magy. Ny magy izay azo lazaina fa "[b]siantifika[/b]" dia azo lazaina ihany fa [b][u... suite
répondu par rhaj0 le 08/12/2014 15:34
bor2lais ( 28/10/2014 12:03)
Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty
Miantefa amintsika manambara io fanekem-pinoana apostolika io indrindra² ity lohahevitra ity. Marihiko fa efa nandeha [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m482ec40b284d7/]teto[/url] ity dini... suite
répondu par gasy1zay le 04/11/2014 15:38
bor2lais ( 05/08/2014 06:05)
Vaovao FM-FOI
Ahatsiarovako namana iray teto antsoina hoe "christian777" ity vaovao momba ny Fiangonany ity. ******** Source L'express Inculpé pour diffamation, escroquerie et tortures morales, le pasteur Benjamin... suite
répondu par bor2lais le 20/08/2014 09:02
bor2lais ( 10/06/2014 12:13)
Misy mahafantatra ve ity ?
Mba tena gravy koa raha ny voalaza eto ity no marina a : ======= Tany moramanga 27 Mai 2014 - MATY ity zazavavy kely vao 6 taona rehefa narary mafy nefa tsy navelan'i ingahy milaza fa apostoly Marc T... suite
répondu par rhaj0 le 23/06/2014 12:43
bor2lais ( 04/12/2013 14:29)
Andraso eo i Paoly !
Sao dia mba misy namana afaka manazava ny nahatonga io fitenenana io azafady e ! Misaotra mialoha ! :-)... suite
répondu par bor2lais le 05/12/2013 15:39
bor2lais ( 29/11/2013 13:55)
Vono olona - fanalan-jaza - fanamelohana ho faty - sns.
Rehefa avy namaky ny lohahevitra iray tatsy ambadika tatsy mikasika ny fanalan-jaza aho dia nahatsiaro ity lohateny iray ity : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4b5ffd33cf005/]tsindrio eto... suite
répondu par 5laody le 28/12/2013 17:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0309