Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bor2lais, milahatra araka ny daty
bor2lais ( 26/11/2013 08:07)
Advento
Tonga indray ity ny fotoana fiatombohan'ny taom-piangonana (ho an'izay manaraka izany) ka indro averiko eto ny famaritana nentin'ny namana "Mandefitra" momba izany ! :-) [quote=Mandefitra] Ny advento... tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/12/2013 16:28
bor2lais ( 02/03/2013 14:34)
Mbola mitohy mandraka ankehitriny ve ny asan'ny Apostoly ?
Isan'ny boky mahasarika ny saiko io boky iray io ao amin'ny Baiboly raha ny eo amin'ny endriny (forme) no jerena : misy fampidirana saingy tsy misy fiafarany (mazava). Misy heviny ara-panahy ve izay a... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/03/2013 14:48
bor2lais ( 28/02/2013 13:51)
Fiombonan'ny olona masina !
Ao anaty fanekem-pinoana apostolika (ankoatry ny Ray, Zanaka, Fanahy Masina) dia misy hoe : "mino ny : - Fiangonana masina manerana izao tontolo izao (Eglise catholique (fa tsy EKAR akory a ) ;-) ) -... tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/03/2013 16:34
bor2lais ( 10/12/2012 16:12)
avent-advento-fiandrasana ...
Ity misy rohy miresaka io lohateny io 4 taona lasa izay ho an'izay mety liana ny amin'izany ! [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m493be7f3a70e0/]jereo eto[/url]... tohiny
novalian'i bor2lais ny 12/12/2012 12:37
bor2lais ( 24/11/2012 10:33)
Ny Zanak'olona no tompon'ny sabata !
Miarahaba antsika namana rehetra. Nihaino ny vidéo (an-dRadidi) etsy ambany aho dia misy fitenenana an'io teny io. Mba manitikitika ahy ny ahafantatra ny hevitsika mikasika io tenin'i Jesoa tamin'n... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/12/2012 14:19
bor2lais ( 02/09/2012 11:29)
Ireo endri-pivavahana misy amin'izao fotoana izao eto Madagasikara
Indro misy article amin'ny teny frantsay sendra hitako mikasika ny fivavahana ho an'izay mety ho liana amin'izany ary mety ihany koa hanampy ny fanarahana ny dinika mandeha eto amin'ity sehatra ity !... tohiny
bor2lais ( 01/08/2012 09:36)
Soso-kevitra sao mahasoa (famerenana)
Tsy maninona na dia "film" efa nandeha aza ity apetrako eto ity : ;-) ------------ Faly miarahaba antsika rehetra. Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 13:05
bor2lais ( 31/10/2011 13:29)
Sosokevitra sao mahasoa !
Faly miarahaba antsika rehetra. Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy finoana" ity satria toa lasa [b]miafara amin'ny faran-teny[/b] ny dinika sasany eto... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/11/2011 03:34
bor2lais ( 20/08/2011 12:58)
Tanjemo ny tsinay a !
Voici la transcription d'une communication radio entre un bateau de la US Navy et les autorités canadiennes au large des côtes de Newfoundland en octobre 1995. Américains : "Veuillez vous dérout... tohiny
novalian'i bor2lais ny 25/08/2011 14:05
bor2lais ( 20/08/2011 12:50)
Tsiky dia ampy !
Une petite fille raconte les noces de Cana… "Et c’est alors qu’à la vue de Notre Seigneur Jésus, l’eau fut émue, intimidée, troublée devant tant d’honneur de se trouver devant le Me... tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/08/2011 23:23
bor2lais ( 06/06/2011 14:48)
Mitia ny fahavalo ?
[quote=YDIFAS] ... mianatra manetry tena, mianatra mandefitra amin'ny zavatra rehetra, mitory ny Fahamarinana amin'ny olona rehetra, [b]mianatra mitia ny fahavalo[/b], mianatra mivavaka ho an'ireo iza... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/06/2011 14:56
bor2lais ( 08/04/2011 09:26)
Borné sa malala-tsaina !
Averiko eto ity lohateny nataon'i Hery ity mba "hakan-drivotra" kely ! Ialako tsiny amin'i Hery ny famerenana azy eto. -copier/coller- hery - 09/09/2010 15:47 Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 16/04/2011 09:30
bor2lais ( 25/01/2011 11:13)
Ekiomenisma : mahasoa ve ?
Ho an'ny mpino kristiana maro dia ao anatin'ny herinandro antsoina hoe "semaine de prière pour l'unité des chrétiens" isika izao. Eo amin'io teny "unité" io indrindra no tiako hitondrana ny dini... tohiny
novalian'i vonynive ny 09/02/2011 08:40
bor2lais ( 28/05/2010 08:10)
Tsy misy takona izay tsy aseho !
Misaotra ny admin nanome endrika vao² ity sehatra ity ! Misy fanamarihana kely fotsiny : toa pejy 1 ihany isaky ny lohateny no azo vakina (fa tsy izy rehetra), izany hoe tsy misokatra daholo ny v... tohiny
novalian'i hery ny 01/06/2010 06:53
bor2lais ( 27/01/2010 08:45)
Fihetsika manoloana ny fanamelohana ho faty !
Mahavelom-panontaniana tokoa ny mamaky ny dinika mandalo eto ka mahatonga ny tena manokatra ity lohateny vaovao ity (izay mety misy fifandraisany amin'ny dinika sasany ihany). Inona no ataonao raha... tohiny
bor2lais ( 29/12/2009 09:59)
Fanambaran'ny mpitondra fivavahana
Zaraiko amintsika eto (copier/coller) ity fanambarana hitako tao amin'ny moov ity na dia somary lavalava ihany aza ! ------------------------------------- Hetsiky ny mpitondra fivavahana Fanambara... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:29
bor2lais ( 27/10/2009 13:45)
Ny Fiangonana sy ny vanim-potoana misy azy !
Miarahaba antsika mpiserana eto. Mba te-hanontany izay hevitsika mikasika ity lohateny iray ity ny tenako (ho antsika izay liana ny @ izany). "Inona no azon'ny Fiangonana atao manoloana ny vanim... tohiny
novalian'i rakaroka ny 03/11/2009 16:19
bor2lais ( 22/06/2009 09:19)
Manajà ny rainao sy ny reninao ...
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=12-12&dika= Teny nipoitra tato ho ato eto amin'ny dinika io voalaza ao amin'ny didy 10 nomen'Andriamanitra an'i Mosesy ho an'ny zanak'... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/07/2009 18:35
bor2lais ( 17/04/2009 13:45)
Fibebahana sy famelan-keloka
Faly miarahaba antsika rehetra. Misy fanontaniana mba tiako zaraina amintsika ity : \"Tsy misy ve ny famelan-keloka raha tsy misy ny fiaiken-keloka ?\" Izany hoe : \"ilaina ve ny fahatsiarova... tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/05/2009 08:12
bor2lais ( 20/03/2009 08:38)
Kristiana - Fitondrana Firenena
Faly miarahaba antsika rehetra. Amin\'izao toe-draharaha mitranga eo amin\'ny Firenena Malagasy izao dia mamelà ahy hanao copier/coller ny hafatra napetraky ny namana \"prime\" teto izay heveriko fa... tohiny
novalian'i bor2lais ny 24/03/2009 13:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0449