Sakafo

hery ( 01/05/2023 11:07)
Sendra diso fividy angamba aho na tena ilay izy mihitsy no fopla. Ohatry ny be sira be izany ny beurre demi-sel novidina tao amin'ny Lidl. Rehefa atao tartine vao maraina dia heno mihitsy hoe be sira ... tohiny
charminggirl5 ( 04/09/2020 07:08)
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren... tohiny
charminggirl5 ( 18/06/2020 08:29)
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Malagasy ny tenako, mipetraka aty New Zealand. Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay dis... tohiny
harisoa32 ( 08/08/2019 14:56)
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sakafo ireo: lelan'omby sauce, trafo-kena (roho), vi... tohiny
harisoa32 ( 27/04/2019 06:01)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
BENEM ( 25/09/2018 07:51)
HOAN'NY OLOMBELONA REHETRA DIA NY MENAKA SY NY SIRAMAMY BE LOATRA NO MITARIKA NY TSY FAHASALAMANA Rehefa mikarakara sakafo dia tsara raha atao kelikely ny menaka ary indrindra ny menaka vita avy amin'... tohiny
alexandra32 ( 09/02/2018 10:32)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
alexandra32 ( 23/09/2017 06:53)
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... tohiny
jock ( 26/07/2017 04:33)
Bonjour daholo ! mialatsiny fa resaka "fanendasana" izy ity. Ho anao manana trai-kefa amin'ny fanendasana tsakitsaky, toy ny cacapigeon, mofo baolina, cuisse d'ame sy ny sisa. Maninona kay rehefa mane... tohiny
novalian'i jock ny 09/08/2017 05:21
raharimanarivoeric ( 18/01/2017 14:32)
inona marina ar n mampatavy euh?ts mapivorak fa mb mampahazo2 aina,... tohiny
novalian'i BENEM ny 28/09/2018 05:15
Angie ( 23/02/2016 08:06)
Mety mba mahasoa ny namana ato ity vohikana http://www.mamina.org/ ity fa ahitana karazana recette maro no misy ihany koa astuces , sy vertus maro isan-karazany koa dia zaraina ampifaliana Misy koa ... tohiny
novalian'i BENEM ny 28/09/2018 05:13
ZoMaman ( 19/01/2016 14:51)
Miarahaba tompoko, Mba mangataka recette tsotra mety ampangeza zaza herintaona eo, ataony gouter na desera koa tsy maninona. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ZoMaman ny 27/01/2016 10:27
Larissam14 ( 17/09/2015 07:05)
Cc daholo! Za ri zareo mba te hianatra hanao godrogodro a! Na am "four" Na am fatana courrant! Mba hatoroy azafady Misaotra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/dd226853a9fa7a9d973b448c68972... tohiny
mpisotrtoaka ( 18/08/2015 15:16)
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !... tohiny
novalian'i nahandro ny 02/03/2016 07:23
tovorandria ( 03/08/2015 12:39)
slt daôly an, aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo? misaotra mialoha... tohiny
novalian'i maningana ny 20/08/2015 11:47
mpisotrtoaka ( 03/08/2015 12:08)
Manao cake aho dia mavesatra be ilay izy ary mitombo fa mamono antoka be ! Inona no tokony ataoko !? Levure chimique no ampiasaiko !... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/08/2015 16:10
tovorandria ( 09/06/2015 15:41)
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U jereo hatramin´ny farany dia ho gaga sy talanjona ianareo, ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty fahantrana, ny député kosa etsy ankilany miaina ao a... tohiny
novalian'i maningana ny 16/03/2018 11:13
oniniaina15 ( 27/04/2015 11:00)
aona kay no fanamboarana paty jaune fa vita gasy le amidy @ kilao reny efa tafavoaka le izy fa eo @ le fandrahoana azy no tena olana satria tsy maintsy andrahoian kely le iz nefa raha vao saromana dia... tohiny
zakagerin ( 09/03/2015 19:17)
Manao ahoana tompoko, Veuillez m'excuser pour utiliser le français, mais mon malgache est bien loin. Où pourrais-je trouver à Montréal & environs une boutique ou épicerie qui vend des brêdes m... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2015 14:27
Fiffi ( 09/02/2015 14:23)
....miammm...nanandrana nanao mofo gasy...tena nety na dia tsy manana an'lé lapoaly à trou aza... pour cela il faut: des moules tahaka an'ireo sary ireo...2 de chaque satria ny iray hasiana ny paty... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2015 14:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4781