You are here: home > Forum

Recette Mofo gasy

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : Recette Mofo gasy
Valiny : 1
Fiffi - 09/02/2015 14:23
....miammm...nanandrana nanao mofo gasy...tena nety na dia tsy manana an'lé lapoaly à trou aza...

pour cela il faut: des moules tahaka an'ireo sary ireo...2 de chaque satria ny iray hasiana ny paty dé ny iray atao sarony...

http://forum.serasera.org/media/images/m/69d85db09bef1d3fda25e5f6060a8672.jpg

recette: 2c à S farine de riz

: 1 sachet farine de riz 400g

:lait de coco ( 1 boite)

: 1 c à S levure boulanger

: 200g sucre en poudre

: 200g semoule de blé dur fine

maka 2c à S farine de riz afangaro am 2 verres d'eau

apangotrahana ny rano 4 verres d'eau

arotsaka anaty rano mamay ny farine de riz nafangaro , laissez sur le feu jusqu'à épaississement ... (lasa crème de riz)

arotsaka anaty récipient io crème de riz avy eo+ farine de riz + semoule de blé + sucre + levure + lait de coco.

-afangaro tsara ....laissez reposé 1h saromana....

atao anaty moule...tsy atao feno be...dé saromana am les 2ème moules.

au four 180° pendant 15-20mn....

miammmm ! masaka ...

mazotoa homana...

http://forum.serasera.org/media/images/m/55e2bd0afc655bcc02fb0ec9383af402.jpg

Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 09/02/2015 14:25
ny fandrahoana azy fotsiny no tsy mitovy fa ny fihinanana anazy dé tena lé mofo gasy malemilemy miammm be iny....
Valio | Miverina eny ambony