You are here: home > Forum

Mangataka torohevitra @ toeram-pisakafoanana eto Tana

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : Mangataka torohevitra @ toeram-pisakafoanana eto Tana
Valiny : 1
harisoa32 - 08/08/2019 14:56
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sakafo ireo:
lelan'omby sauce, trafo-kena (roho), viande de chevre, hen'ondry (sauce), nems.
Resto tsara, madio nefa abordable!
Misaotra mialoha ary mirary soa!
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 25/08/2019 18:26
Feno eraky tanàna an! Tsy tambo isaina akory aza a.
Valio | Miverina eny ambony