Kolotsaina

diamondrajessica16 ( 13/07/2016 20:42)
Miarahaba antsika rehetra! mba mangataka fanehoan-kevitra mahakasika indrindra ny didim-poitra teto afovoan-tany : ny fomba taloha sy ankehitriny niova, ny fiheverana ny atao ho didim-poitra.(fiovana ... tohiny
Bonena ( 05/07/2016 12:45)
Manao ahoana ny hevi-tsika tsirairay ato e? Inona no maha samihafa ny vakodrazana sy ny hira gasy? Mba mangataka ny hevitry ny tsirairay ny tenako e! Raha ny fahalalako azy ireo mantsy dia toa kolonts... tohiny
Rado_Rovaniaina ( 14/05/2016 06:20)
Manahoana daholo tompoko, Sao dia mba misy namana ato manana ilay boky "Tantara ny Andriana" efa PDF. Fa mba mila an'io aho. Mankasitraka indrindra tompoko.... tohiny
ericruj ( 09/05/2016 14:00)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... tohiny
novalian'i aldien ny 13/05/2018 19:06
razafyaina2o15 ( 26/04/2016 12:11)
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsaina malagasy zay ten very tanteraka mihintsy e! satria maty ny tekonlogia vaovao , ny fomba amam panao malagasy toa tsy hita taratra intsony reo ank... tohiny
novalian'i hery ny 27/04/2016 08:17
razafyaina2o15 ( 25/04/2016 08:37)
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara indrindra ny famakiana boky ; ireny no tsara ato maro eto amintsikafa tsy ny trano fanaovany jeu akory ny cyber ! ilaina reny fa... tohiny
novalian'i 5laody ny 30/04/2016 10:24
den ( 25/04/2016 05:52)
manao ahoana daloho ! ie ny kolontsaina malagasy dia tokony tandrovin a hatrany satria io no maha malagasy ny malagasy antsika e! toy ny fomba amam panao malagasy ny vokatra malagasy toy ny asa ... tohiny
vahiny2004 ( 06/04/2016 12:52)
Hono ho aho , misy dikany na tantara ve io anarana région io " Vatovavy Fitovinany" ? Misaotra mialoha ... tohiny
Robbygasy ( 04/02/2016 07:55)
Miarahaba antsika rehetra, iza no mba mety manana ny mombamomba ny mpanoratra malagasy Alfred RAMANDIAMANANA na fantatra amin'ny solon'anarana hoe Ramangamalefaka ny fiainany amin'ny maha olo-tsotra a... tohiny
hasiniony ( 08/01/2016 09:13)
Noho ny fitarainan'ny tena tompon'ny fandalinana sy lahatsoratra dia nesorina teto ny votoatin'ity lahatsoratra ity. Ny mpandrindra Hery... tohiny
novalian'i yolande16 ny 09/01/2016 19:41
Ainavaovao ( 03/01/2016 02:22)
Manao ahoana daholo Tompoko, Mba mila fanampiana @ resaka traikefa azafady mikasika ny comptabilité fa débutant. Dia misaotra mialoha @ soso kevitra retra zay mahasoa.... tohiny
novalian'i vazivazo ny 26/04/2016 11:17
sitlo ( 29/11/2015 08:13)
Fa izy io ve tahaka ny alika mivovo ery alavitra ety dia antonina dia manao fifaninana hazakazaka sa ahoana e? Ilay andriana sy ny fiandrianana mantsy rehefa nataoko ny fandinihana dia ny resaka anaty... tohiny
novalian'i 5laody ny 03/12/2015 13:28
endriny ( 21/10/2015 04:37)
Foko iray ao afovoany atsinanan'ny Nosy ao ireto Zanamalata ireto. Kanefa dia tsy misy milaza azy ireto ho Foko mihintsy eto Madagasikara. Misy antony tsy ilazana azy ireo ho Foko ve?... tohiny
mpilaza444 ( 11/09/2015 12:13)
Sao ianareo mba manana kabary am-panambadiana, mba miangavy re! mba andefaso aho e!... tohiny
novalian'i booboo ny 06/10/2015 10:57
ppapah ( 15/07/2015 14:36)
raha ianareo, ahoana ny fomba fahitanareo ny kolontsaina ankehitriny noho ny fanatontoloana sy ny teknolojia?... tohiny
novalian'i Nav ny 06/10/2015 06:51
tojonjanahary ( 09/07/2015 07:53)
TS tokony ionona @ zay ve tsika malagasy hoe ny teny gasy dia misy teny frantsay koa satria tsy ho afaka ao @ malagasy Tsun manjakizay le Français . Sady le teny gasy pure sady lavabe no tsy ampy ny ... tohiny
novalian'i Nav ny 02/10/2016 10:30
hery ( 06/07/2015 23:30)
Inona kay ry zareo ny dikan'ny teny hoe Rano manoro amin'ilay hoe Ranomasina rano manoro?... tohiny
novalian'i endriny ny 21/10/2015 04:39
vonynive ( 06/07/2015 06:48)
araho ny tranonkala http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-17.html... tohiny
vonynive ( 06/07/2015 06:46)
misy tranonkalo izay ahitana tatitra momba ny hetsika tononkalo ity ka ny hetsika TANY GIAZANA indray no asehony eto http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-21.html ... tohiny
mpisotrtoaka ( 30/06/2015 12:48)
Raha mba misy manana haintenin'ny Ntaolo fahiny sy taloha ireny na ankehitriny aza re mba omeo ho dinihana fa manao fikarohana ny tenananay e ! MISAOTRA INDRINDRA Ô... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0486