Kolotsaina

maholisoa ( 30/05/2015 05:45)
Amin'ny sabotsy 6 jona indray ny fifaninanana soratononina eto Paris. INALCO, 65, rue des grands moulins 75013 Paris. Tongava maro.... tohiny
Tibao ( 19/04/2015 18:24)
Azo ekena amin'ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy ve ny fanoratana hoe: Ar123.456.789,000 fa tsy 123 456 789,000Ar ... tohiny
novalian'i Tibao ny 22/04/2015 13:55
sitlo ( 20/03/2015 06:09)
Lohateny fotsiny io fa rahampitso ka. Fa io tokony hoe taombaovao vazaha fa tsy an'ny gasy. Ary mety ny vazaha no nametraka an'io fa tsy ny gasy. Satria izao: ny taombaovao dia azo zaraina hoe taona... tohiny
novalian'i valiih ny 16/04/2015 13:19
mpisotrtoaka ( 27/01/2015 07:37)
Samia hoe mitanisa ny toerana misy ny fasan'ireo olomangan'ny firenena isika ! E.D Andriamalala ao Amboatavo Itaosy Alefa ary... tohiny
novalian'i vonynive ny 29/07/2015 05:53
hafahafa ( 15/01/2015 10:59)
Miarahaba daholo ny namana isany e! Iza no mba mahatadidy kely ny sandambola tany aloha tany e! Otrinona no mba vola nomeny olona anareo taloha nefa nahafaly sy nahazahoana zavatra. Misaotra antsika ... tohiny
novalian'i ora ny 17/02/2015 07:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 05:01)
Inona no andraikitry TV gasy eto Madagasikara raha ny tokony ho izy !? Mijery ilay fandaharana Eigyo iny aho dia entanina ny tanora sy ny zaza malagasy ho eny amin'ny alliance hianatra ny kolotsain'ny... tohiny
novalian'i den ny 25/04/2016 06:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:51)
Misy mba mahalala ny mombamomba ireo mpilalao tantara tao am RNM fahiny ve ?... tohiny
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:32)
Indrisy ry Madagasikara sy ny Malagasy 23 tapitrisa ao aminy ! Misy fahitalavitra mampianatra ny kolotsaina japĂ´ney sy Sinoa ho an'ny zaza malagasy nefa ny an'ny eto an-toerana aza tsy fantany ! Inon... tohiny
novalian'i Tibao ny 17/04/2015 15:05
mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:08)
Inona avy no azonao ambara amin'ireo anaran-tanana be dia be eto Madagascar ireo !? Lazao koa ny mety nahatonga na tena nahatonga izany ? Misaotra antsika mba mizara izay fantatra e !... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:33)
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
novalian'i Tibao ny 24/04/2015 09:39
booboo ( 19/12/2014 13:12)
Hitako tany ho any. Tiako dia zaraiko. ( lava beee fa tsy quoi ^_^). http://www.persee.fr/web/revues/home/prescript/article/jafr_0037-9166_1959_num_29_1_1899. Ary ny karazana vato ve ho'aho misy d... tohiny
moustaraf ( 04/12/2014 10:33)
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... tohiny
sitlo ( 02/12/2014 23:27)
Mba nankaiza ilay volana faha-13 e? Tena mba nandinika aho fa tsy arako. Araka ny tantara moa dia anisan'ireo toerana nampiasa ny volana ny malagasy. Andro = andro + alina Herinandro = miherina ny an... tohiny
booboo ( 01/12/2014 12:25)
Raha afaka mankany @ FB ianao dia tsidiho ny rindrin'ny " Association Mikolo ". Namoaka boky angano amin'ny teny malagasy sy frantsay zareo ho an'ny kilonga latsaky ny 10 taona. Ao @ rindrina ao aby ... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/12/2014 20:31
Longonao ( 19/11/2014 16:14)
Akory iaby, Mila fomba hahazoa safĂ  (voambolana) noho lilimbola (fitsipi-pitenena) baka amy faritsy antimo-andrefa atoy aho, laha misy amintsika mahita. Vezo noho masikoro ro tena ilako. Le fa misaot... tohiny
mpisotrtoaka ( 13/11/2014 15:44)
Aiza ny toerana tokony hametrahana sombin-tantara ato !? Toy ny toerana voatokana hoe tononkalo e ?... tohiny
rainisalama ( 12/11/2014 12:15)
Miarahaba! Marumaru ihany ireu razam-beku nu tsy mitundra fanampin'anarana katolika. Ireu maty tatu auriana dia mitundra izany , tuy ny hue Regine, Josephine, Joseph, Paul.... Mifangaru au am-pasana a... tohiny
novalian'i Nav ny 25/02/2016 12:10
vahiny2004 ( 04/11/2014 09:14)
Hono ho aho, sao mba misy mahalala ny hevitr'io "misafo helika ny kary" io , 1h du matin io @ ora malagasy , ka mba tiako ho azo ny heviny Ny hafa toa azo daholo ihany "Vaky masoandro" , "mody mpamos... tohiny
mpisotrtoaka ( 05/09/2014 07:27)
Salama daholo e ! Sao d mba misy manana document na fahadihadiana mikasika ny hiragasy !?... tohiny
mpisotrtoaka ( 14/07/2014 11:46)
ISIKA MALAGASY VE MBA MAHAFANTATRA FA PATRIMOINE HO ANTSIKA IRENY ILAY TANTARA RADIOPHONIQUE TAM RNM TALOHA IRENY !? AIZA IZY IRENY ANKEHITRINY !? SA EFA VARIANA AM SERIE VAHINY D NY AN'NY TENA NO ATA... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0587