Kolotsaina

201007jacky ( 03/07/2012 13:24)
Araka ny hevitrareo , inona moa no mety mahatonga ny riba malagasy hanjavozavo sy hanjavona na maty tanteraka. Fa izaho kosa mino fa : noho ny : • fidiran’ny riba vahiny • tsy fikolok... suite
répondu par 201007jacky le 31/03/2017 08:58
Blackeagle ( 04/06/2012 08:34)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... suite
Madazikart ( 25/05/2012 23:44)
Miarahaba antsika rehetra, Mandray anjara @ fifaninanana fakantsary ny tenanay ary manantena antsika tia kanto hifidy ny sombin'asa natolotro ho an'izany. Amin'izao ora hanoratako izao dia 68 ny isa a... suite
Racesco ( 19/05/2012 16:17)
Araka ny finoana na ny fisainan'ny Malagasy, makaiza ny fanahy rehef maty ny olona iray? Zay mahita hevitra de mba omeo valin-teny e. Misaotra.... suite
répondu par Nehemiah le 29/01/2013 12:16
maholisoa ( 14/03/2012 10:52)
Manao ahoana, Misy soratononina karakarain'ny fikambanana Kolo any amin'ny RNS Vichy. Eto ny fisoratana anarana https://docs.google.com/spreadsheet/viewform?authkey=COTL4YsE&formkey=dFZuQmJUVkltNmE2L... suite
sergecleo ( 14/03/2012 08:03)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... suite
répondu par 201007jacky le 14/03/2012 15:05
sergecleo ( 14/03/2012 08:02)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... suite
201007jacky ( 12/03/2012 15:00)
Amin'izao vanin'andro iainantsika izao dia tsapa sy hita mibaribary ny fahaverezana tsikelikelin'ireo kolontsaintsika malagasy. Izany indrindra no nahatonga anay hanasongadina eto ny kolontsaina mala... suite
fidelite ( 02/03/2012 12:16)
tsy haiko raha mba nahatsikaritra ianareo fa nisy fiantraikany t@fampiasana an'io fomba fiteny io ny lazaratsin'ny "foza". lasa nanana dikany ratsy (tena ratsy) le izy. ho very io fiteny io sy ny fite... suite
répondu par njaraiharana le 18/02/2013 20:01
nary923 ( 28/01/2012 15:48)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
rijadolly ( 18/12/2011 16:13)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=30m5nMNx8e4&feature=related[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Ioxa2ZgsUy0&feature=related[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v... suite
répondu par fahamarinana le 19/01/2012 09:51
Blackeagle ( 03/12/2011 14:18)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... suite
répondu par reve le 28/03/2012 19:54
maholisoa ( 03/11/2011 12:55)
Tongava hanao soratononina amin'ny sabotsy. https://sites.google.com/site/soratononina2011/loka-s2011 Maholisoa... suite
maholisoa ( 24/10/2011 09:31)
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... suite
HajaxH ( 24/09/2011 14:08)
Mahay mihira sy tsara feo ve Ianao ? Nofinofinao ny ho lasa Mpanakanto Malaza ? Mandraisa anjara amin'ny Concours Starbox, ianao na ny namanao. Fisoratana anarana : http://www.starbox.sitew.com/ ____... suite
répondu par HajaxH le 27/09/2011 04:57
sitlo ( 18/09/2011 18:51)
Nisy boky momba ny tantara malagasy iny novakiko somary efa elaela izay. Tandroany aho nijery hirahiram-pivavahana tamin'ny youtube. Ny hitako dia betsaka ny miresaka martiora maty novonoina tamin'ny ... suite
répondu par kolo le 30/11/2011 13:23
Trimoarivo ( 22/08/2011 09:55)
Hoan'izay rehetra lian-Tantara sy Fomban-dRazana: Izay te hahazo ny [b]Boky "Tantara Ny Andriana" miendrika PDF[/b] dia tsidio ny sehatra [b]Facebook "Tantara NY Andriana"[/b], ka arao ny fepetra aza... suite
guant ( 25/07/2011 07:09)
bjr! fanontaniana mety hampihomehy nefa mety mahaliana ny olon-drehetra. Avy aiza ny nihavian'ny teny hoe "ramanonaka" ra misy olona ao academie na mitovitovy amzay mahafantatra dia mba omeo! misaotr... suite
répondu par zokieva le 11/08/2011 09:49
jeanfreddy ( 01/07/2011 21:31)
salama jiaby! Zah io zareo nahita site iray noforonina "vazaha tia mampijaly ny vadiny" rehefa manao. Misy video ao, ary henjana be ilay video. Tiako aseho antsika ilay site mba hahitantsika ny : - ... suite
répondu par hery le 19/07/2011 03:57
jlhn ( 02/03/2011 20:37)
[quote] Mitovy tsisy sahala [/quote]... suite
répondu par 201007jacky le 02/03/2012 14:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0668