Kolotsaina

mpisotrtoaka ( 30/06/2014 09:51)
SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NY MPIHIRA GASY RAINITELO ATO !?... suite
répondu par endriny le 01/09/2014 04:08
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:44)
Misy Fianakaviana Tena Mampirafy Akamaroany Hatraminy Dadabe Sy Bebeany Hatraminy Ray Amandreny Sy Zanaka Mampirafy Avokoa, Tsy Miraharaha Vava Olona, Miady Aman'olona, Mangalambadin'olona, Ary Tsy Ma... suite
répondu par mpisotrtoaka le 05/09/2014 07:30
essera ( 02/05/2014 07:02)
Rehefa nivoaka io vaovao io tao amin'ny RTA fandaharana belou dia hoy ry zalah hoe efa nisy artista niangavy mafy ny fiverenanao ao amin'ny tarika andriamatoa Jaquot. Asa raha efa henonao. Mbola tsy h... suite
répondu par mpisotrtoaka le 30/06/2014 09:51
nygasysoafifameno ( 01/05/2014 15:46)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU... suite
randz ( 16/04/2014 07:34)
Aiza no mba misy toerana fampianarana valiha?... suite
répondu par Radavison le 08/09/2015 12:44
djhamhal ( 01/04/2014 04:56)
Miarahaba antsika rehetra ! inona kay no anarana azo hilazana ny bitro amin ny fitenim -paritra rehetra izay misy eto madagasikara ? dia misaotra mialoha ... suite
répondu par sitlo le 04/09/2014 21:40
tsitialainga ( 31/03/2014 23:12)
Miarahaba ny Malagasy ambany lanitra rehetra tratry ny taona vaovao e. Dia ho zina hoantsika mianakavy indray ity taona manontolo ity.... suite
répondu par Rafarahasina le 07/11/2017 09:55
nygasysoafifameno ( 17/03/2014 12:26)
ANTSO AVO sady FANENTANANA ho antsika rehetra MALAGASY zanak’i Madagasikara, na ny eto Madagasikara, na manerana izao tontolo izao. TSY AMPIASAINTSIKA INTSONY ny teny hoe MAL GACHE fa ny hoe MALAGA... suite
répondu par rabaradaka le 19/03/2014 03:10
vahiny2004 ( 12/03/2014 10:21)
Ahoana marina kay ny momba ireny tromba ireny ? Misy olona ve misafidy hoe te hisy tromba aho sa olona voafidy ? Afaka mifidy ve hoe te ho tromban'i Anona aho, sa dia izay tonga eo ... Misaotra... suite
répondu par ledadat02 le 27/08/2014 05:37
hery ( 10/03/2014 15:01)
Raha heverina hoe efa hatramin'ny taloha no nisy izany "firaisana hafahafa" izany, satria nisy an'izany tamin'ny androndry Noe (tany Sodoma), dia mety hoe nisy an'izany koa ve teto Madagasikara taloha... suite
répondu par rhaj0 le 28/04/2014 12:25
tibao ( 01/03/2014 00:09)
Miarahaba, Izao aho vao mahatsikaritra fa tena nanjavona tanteraka ny tranonkalan'ny Akademia Malagasy... na ra-google aza tsy mahita azy intsony... :/ Fa ahoana?... suite
répondu par Nav le 17/02/2015 15:37
vahiny2004 ( 15/02/2014 13:22)
Miarahaba ô ! Sao mba misy mahita site misy karazana sôva malagasy ? Nianarana t@ T7 - T8 (5ème - 4ème) izy ireny fa tsy misy tadidiko intsony ka mba te hiverina hamaky azy. Sôva momba ny vato... suite
répondu par Aminata le 03/06/2023 12:38
mesi ( 30/01/2014 12:25)
Miharahamba antsika rehetra mpiserasera. Ny tena mo efa hela no niditra tato , fa zao fa mba manana fotoana hiserasera. Ny zavatra tiako ho lazaina dia ity , moa ve @ isika malagasy mety ve ny fadoro... suite
répondu par hery le 06/02/2014 10:19
Tibao ( 07/01/2014 21:01)
Miarahaba antsika rehetra, Mba misy mahafanta-pantatra ny satan'ny malagasy eny ivelan'i Madagasikara ve ianareo ? Ny tiako ho fantatra manko dia ny satan'ny teny malagasy eny ivelan'i Madagasikara. ... suite
répondu par Nav le 24/07/2014 13:34
bor2lais ( 04/12/2013 14:29)
Sao dia mba misy namana afaka manazava ny nahatonga io fitenenana io azafady e ! Misaotra mialoha ! :-)... suite
répondu par bor2lais le 05/12/2013 15:39
rainisalama ( 27/09/2013 10:47)
Tompokolahy sy Tompokovavy, Raha ho lany ihany hono ny paiso an-kady, koa tsy mba hirotsaka i Rainisalama!.Efa nirotsaka ihany nefa i Rainisalama fa ny paiso an-kady no tsy nisy, na efa tapitra! Dia h... suite
répondu par rainisalama le 09/04/2014 20:57
sitlo ( 09/07/2013 18:35)
Tsy hitanareo mitady hiambo izany ve ireo malagasy mitady hanarina ny maha-malagasy?... suite
répondu par moustaraf le 16/09/2013 16:11
alfantomas ( 17/06/2013 14:17)
mampalahelo fa simba sy very hasina ny teny Malagasy nohon'ny teknolojia vaovao (club sms...)... suite
2titi ( 13/05/2013 09:03)
misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no anarany,rehefa vacance dia te hanao activité ho an'ny ankizy mba hamerenana indray ny hasin'ny kilalao fahiny . afaka omenareo toro-hevitra ve hanatant... suite
répondu par Nehemiah le 08/10/2013 14:15
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:55)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0594