Fahasalamana

roxanaha ( 09/05/2009 09:57)
Bjr! Sao dia misy mahalala ny fomba fanadiovana helika mba hanalana reny tasy mainty reny. Tsy haiko na lay mi-rase volokelika na lay nanao alamo na déodorant tsy zaka na inona no mahatonga ny helik... tohiny
novalian'i roxanaha ny 18/05/2009 16:59
rtcflora ( 01/05/2009 19:30)
azafa mba azonareo lazaina eto ve no misy ilay olona eny ambohitrimanjaka fa tena mahaliana ahy fa mijaly amnio aretina io ny zokiko koa ra mety dia mba alefaso @ rtcflora ny mety ahazoana lay olona m... tohiny
novalian'i naej ny 18/09/2009 09:18
diamondra27 ( 01/05/2009 16:50)
somary romotra ihany aho naheno an'io satria mampalahelo ilay fandehany. Tampoka teo dia nisy an'izany avy eo indray dia hoe hidina daholo ny école sy resto sy lieu publique any mexique ary koa ny mÃ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 21:00
xxx ( 28/04/2009 06:13)
marary angamba aho : vevavy aho no miresaka eto, 18 ans; isa- maraina aho de misasa tsara: mandro de sasako tsara am savony kou ny fivaviako tena ataoko madio tsara; de manao silipo madio aho !!! de ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 12:09
xxx ( 26/04/2009 11:50)
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony apres combien de mois vao tokony hisy ny rapport sexuel ? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i arialy ny 30/04/2009 09:47
xxx ( 16/04/2009 13:02)
Saro-pady tokoa ny maso. Ireny mpanao soudure ireny na dia manao solomaso aro aza dia tsy maha-aro ny setroka akory iny solomaso iny fa mahazo ny maso hatrany ka mampatonga izany harary. Inona no tok... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:15
price ( 16/04/2009 08:44)
Inona kay reto no mahatonga le nono milentika be ireny nefa efa teraka, dia misy koa ngeza be le faritra sady mainty be. Inona no tokony atao mba hampisy nono haingana rehefa teraka, sy ny fikarakar... tohiny
novalian'i penezy ny 25/04/2010 21:29
Naxy ( 14/04/2009 05:53)
Ny ordinateur ve misy fiantraikany @vehivavy bevohoka. Dia inona no tokony atao, sao dia mba misy mahita hevitra ianareo, dia manomboka @fahafirin'ny volana no mandray fepetra. Misaotra mialoha @ val... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/04/2009 12:46
catalyn ( 11/04/2009 16:39)
Sao mba misy mahalala vahaolana @ tongotra tsembo-dava fa efa tsy haiko intsony ny atao ; efa nanasa tongotra t'@ alamo aho, efa nampiasa ihany koa ireny bomba fanalana fofon-tongotra ireny fa dia mbo... tohiny
novalian'i kofbay ny 04/05/2009 13:06
sohitika2008 ( 11/04/2009 11:27)
ingahy Rajoelina... tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 17:02
RanOBe ( 08/04/2009 23:04)
Slt! 'Za de mba mila vonjy aminareo namana fa ny torimasoko (fotoana hatoriana) dia mikorontana ambony ambany! tsy misy lera fikisa fa de rehefa te atory na @ firy na @ firy de te hatory be fara... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/07/2009 21:06
maverikr ( 03/04/2009 07:48)
MITADY PEDIATRE MAIKA B FA MARARY NY ZANAKO... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 11:16
rtcflora ( 02/04/2009 22:43)
Salut daholo ! aoana no atoa mba tsy te hisy tsatsakotra fa za mahita olona refa bevoka de feno anireny ? za mbola tsisy ary ny famillako toa tsy aitako fa tsy tiako hisy amna le maramara be iny. Tel... tohiny
novalian'i ariel ny 20/07/2009 17:00
myaina ( 27/03/2009 11:12)
miarahaba antsika rehetra!! isaky ny manao contrôle any am Dr aho, dia mi dégrade foana ny masoko!!! izao ny ho solomasok dia -1 sy -0.75, raha niantomboka -0.25. tao anatin ny 6 taona izay!! di... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:17
sohitika2008 ( 23/03/2009 17:44)
ADN
Berlin, Allemagne - Deux jumeaux ont été libérés par la Cour de justice car celle-ci ne peut dire lequel des deux frères a commis le vol pour lequel ils ont été arrêtés. Les jumeaux de 27 ... tohiny
mibalika ( 16/03/2009 08:42)
miarahaba ny rehetra, vao haingana aho no tonga eto ,misy fanotaniana tiako hapetraka,misy firy ny malagasy voan'ny aretina parkinson na altzheimer ,misy olona ve eto mahafatatra olona voan'ireo aret... tohiny
xxx ( 12/03/2009 20:57)
reny goitre reny ve kay tsy amintsy didina sa sitran'ny fanafody.... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:47
Naxy ( 10/03/2009 09:38)
Manaona daholo. Izaho dia teraka t@ volana janvier teo, herinandro anefa dia maty le zaza, tsy hay hoe naninona fa za fotsiny 4j nihetsi-jaza foana. te mba hanontany za hoe rahoviana no tsara manan-j... tohiny
xxx ( 05/03/2009 16:59)
Miarahaba anareo , Za nomeny dokotera anti-depresseur Seroplex , de novakiko le notice de bedebe mitsy le effet secondaire de matahotra za de tsy nohaniko le izy hatrizao , za nefa nomeny rdv aminy... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 19:07
menvasoua ( 03/03/2009 12:15)
Manao ahoana daholy! za ry reto maina be ny tendako de avy eo ohatrany kenda izany aho , ary tsaroko hoe mijaly mintsy za @ le izy . efa tany @ Dokotera ah fa nolazainy hoe vomise(vomissement) izany... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992