Fahasalamana

niryna ( 27/06/2009 13:33)
Asa hianare raha mba misy fotoana te ihinana mangidy.Mangidy e,mangidy e,hoy ilay mpivarotra mangidy amin'ny siny ,dia iny indray ilay mpivarotra manga mamy be ,any am-bavan'ialahy e,any ambavan'ialah... tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 16:47
rtcflora ( 26/06/2009 10:24)
aretina rien ihany koa ve ny lehila mitohana pipy ?sa mety aretina hafa mintsy fa lay olona voanio efa marary rien ihany koa misaotra amfamaliantsika sahady ... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:27
xxx ( 25/06/2009 10:24)
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadik... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2009 17:00
xxx ( 25/06/2009 10:24)
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadik... tohiny
novalian'i sejianis ny 26/08/2009 12:15
sitlo ( 24/06/2009 18:17)
Inona kay no mahatonga ny lela ho mavomavo? Ilay izy tsy misy fofona fa tsy mahafinaritra ny mijery azy. Kesehina fotsiny ilay izy dia afaka. Fa mahalasa ny saiko fotsiny hoe ohatra ny tsy normal iza... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/07/2009 22:24
flodine ( 23/06/2009 13:04)
Sao mba efa nisy nihinana citron+ atody, satri misy calisuim. Zah dia efa nanandrana nanamboatra, ka toa tsy mety rava ilay akorany? nalonako 5j be zao le izy vao nandramako. Fanontaniana: ahoana ny ... tohiny
novalian'i bichette ny 30/07/2009 07:01
niryna ( 18/06/2009 20:01)
Asa aloha izay fomba fanaon'ny olona any aminareo fa ny aty aminay dia rehefa manao hoho tanana sy tongotra hianao dia arotsany ao anaty rano kely izay aloha ilay izy dia manomboka kikisany daholo ny ... tohiny
novalian'i tsima11 ny 23/08/2012 12:06
xxx ( 16/06/2009 08:58)
Manahoana e. Misy mandreraka, mampalahelo sy mampiasa saina ah kely amin'zao, ary normal raha sendra oe mi stresse. Fa na zany aza aleo anotaniako ihany ianareo sao dia zavatra hafa. Midoboboboka be n... tohiny
novalian'i lako ny 07/09/2009 06:10
niryna ( 10/06/2009 19:10)
Raha ny tongotra no tsy afaka mandeha dia tena itanao mihitsy izany hoe hay ve tena tsy afaka mandeha aho na te-andeha aza e.Misy mpanotra ny faladia ary asa izay mahalala fa ao ambanin'ny faladia ao ... tohiny
novalian'i rhina ny 10/09/2009 14:13
nomenaj ( 08/06/2009 16:15)
Miarahaba antsika rehetra,mba mila fanapiana aminareo namana rehetra izay mba afaka hanampy,zaho dia apijalian'ny aretina sunisite,nandrirtra ny taona maro,efana nanao fitsaboana ihany,saingy mbola te... tohiny
novalian'i nomenaj ny 18/07/2009 16:01
ari.malala ( 05/06/2009 05:31)
Miarahaba indray, Misy maharary foana ny ila kiboko ankavanana (efa nodidiana appendicite t@ fevrier 2004 aho, fa mbola misy maharary foana), dia nasain'ny dokotera nanao echographie. Nivaly ary il... tohiny
xxx ( 30/05/2009 08:58)
Efa manambady za fa tsy mbola niteraka ,gaga be zaho in-1 maraina fa nangidihidy be ny nonoko ary dia nohaoriko ,avy teo ohatry ny naharary kely zany ny loha nono,nojereko ary io fa misy tsiranoka miv... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:42
xxx ( 25/05/2009 09:14)
Ohatry ny mahavariana fa toa mihabetsaka ny siamois teraka aty amintsika Mety nisy nanao fandinihana ve hoe mety ho inona no antony , ankoatry ny hoe erreur de division cellulaire. Ny tiako lazaina... tohiny
ni81 ( 25/05/2009 05:56)
Nahazo ity fanazavana ity t@ namana iray eto Frantsa aho, izay milaza ny tsy mahatsara ny fisotroana COCA COLA. Tsy natao ho fisotro mantsy izy araka ny voalaza fa natao ho fanadiovana. Miala tsiny fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:51
havanan ( 21/05/2009 09:16)
Fa hono wa ho an'izay mahalala, ny hopitaly rehetra ve azo anaovana azy io sa misy toerana manokana. Hafiriana no mivaly lay izy. Dia inona sy inona avy no tsy maintsy atao amin'io? Misaotra betsaka a... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:29
endrika01 ( 20/05/2009 11:03)
Coucou doly njay o ! Misy namako ry zareo,nipitihany menaka mamay ny masony,tsy le hodi-maso fa ny vomasony mintsy,nanendy doughnuts izy de izy variana nandrotsaka azy iny no nipitika ny menaka.Tsy na... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/06/2009 17:41
ari.malala ( 18/05/2009 06:05)
Miarahaba, Misy fanontaniana kely azafady, voaresaka foana ilay hoe refa misasa dia tsy tokony misikotra fa manimba flore vaginale, ilay tanana misikotra iany koa mety itondra microbes, sns d aôna... tohiny
novalian'i soanja ny 01/06/2009 09:28
niryna ( 15/05/2009 11:17)
Mety efa fantantsika ihany angamba fa maro no asan'ny tantely izay manampy amin'ny fahasalamana . Raha mianjera ny tena ka mangana dia asiana tantely eo amin'ilay faritra ary asiana ttsy kely eo amb... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2009 18:15
xxx ( 13/05/2009 20:48)
Misy olona narary ary ny dokotera nalehan-dry zareo dia nihevitra fa hemoroida no nanjo ity lehilahy. Somary nanaintaina hono no fisehony ary aveo dia nivonto be anankiroa hafa koa teo ambanin'ny ato... tohiny
novalian'i Wuayatsu ny 03/08/2023 09:31
Papiso77 ( 13/05/2009 10:35)
Miarahaba ny namana, Tena manana olana goavana aho satria 08 taona ny zanako voalohany dia izao aho efa mitady zandriny nefa tsy mety mahazo.Nanao Echographie aho de hita fa mivadika ny tranonjaza i... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0632