tsy fananana anaka

1. Papiso77 ( 13/05/2009 10:35)
Miarahaba ny namana,
Tena manana olana goavana aho satria 08 taona ny zanako voalohany dia izao aho efa mitady zandriny nefa tsy mety mahazo.Nanao Echographie aho de hita fa mivadika ny tranonjaza izany anefa hoy ny mpitsabo tsy mahasakana ny fananana anaka.Tena kivy be aho ka mba tory hevitra sao mba mety ho zavatra hafa.
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:59
2. ni81 ( 13/05/2009 10:44)
Nisy namana iray izay, efa 20 taona ny zanany voalohany vao nahazo zandriny manaraka indray izy fa nivadika ny tranon-jaza.
Notantarainy fa teny @ sinoa teny Mahitsy izy no nitsabo tena. Ka sao mba mety aminao?
3. fahamarinana ( 13/05/2009 11:01)
:arrow: Ohatrany ahoana ry reto zany mivadika tranon-jaza zany kay ? Mbola tsy henoko raha tsy izao ! :( (l)
4. ni81 ( 13/05/2009 11:44)
http://www.aly-abbara.com/livre_gyn_obs/termes/uterus_position.html ilay mivadika tranon-jaza
5. tsikytsiky ( 15/05/2009 08:08)
zà kou re manana olana to an'i papiso a, ndao tsika ry papiso ho eny @zany eny Mahitsy zany a,tena ao @hopitaly mintsy ve zany?
6. ni81 ( 15/05/2009 08:34)
Tena eny @ Hopitaly e. Bejofo no anaran'iny faritra misy ny hopitaly iny.
7. Papiso77 ( 15/05/2009 08:35)

Tena satriko mihitsy ny hankeny fa ny olana amiko fotsiny dia izaho tsy mipetraka aty TANA, no sady miasa ka tsy maintsy mandahatra programm vao afaka.

zà kou re manana olana to an'i papiso a, ndao tsika ry papiso ho eny @zany eny Mahitsy zany a,tena ao @hopitaly mintsy ve zany?




8. Ratoa ( 27/06/2009 20:59)
raha any madagasikara ianareo dia mandehan eny @ ny reninjaza fa zavatra banal ireny amin-dry zareo. Ery ambiny atsinan'Ampasapito ery misy iray; tsy lavitra ireo trano anhorin'i Père pedro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3361