Fahasalamana

rakotoline ( 11/01/2009 07:25)
manao ahoana daholo tsy aiko na efa nivaoka teto ny momban'io fa mba te halala hoe misy rano v io aretina io ary toy ny taolana mipika v,fa simple curiosité satria hoe tena marary bé hono izy io,r... tohiny
kelly13 ( 09/01/2009 18:23)
mba saika hanontany anareo iza no efa nanao io ce genre de therapie? (aleo klou tsy asiko oe misaotra fa sô d tonga avy any i kodoitra hamaly oe "tsisy fisaorana") hihihi... tohiny
novalian'i Koditra ny 11/01/2009 09:52
xxx ( 07/01/2009 21:27)
ny aretina gravy mahazo fianakaviana akaiky ? indrindra raha mifanerasera matetika sy tena tian'izy ireo ilay marary ? dia ahoana no fomba ilazana azy ? latsaky ny 10 taona ireo ankizy, fa hoatry ny m... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:30
pharmac ( 06/01/2009 15:46)
Amin'ny hevitrareo, mety ve ny épilation volomaso, ary ny volo-kelika? hatreo iany :!: ... tohiny
novalian'i arialy ny 10/01/2009 10:00
niryna ( 30/12/2008 15:39)
Nahatonga saina ahy ity statistic nomena ity fa 15 Millions ny Amerikana hono no voan'io aretina io ary 790.000 isan-taona no isan'ny olona vaovao voan'io aretina io rehefa natao ny fandinihina. Misy... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2009 13:49
pharmac ( 22/12/2008 10:32)
Manaona daolo, mpikambana vao2 Hono oa, aona n fiantsona le zava-maniry le oe "avoine" am teny gasy? karazan'iron varimbaza iron n bika2ny. Manana propriété tsara ko mants izy io am fiasan eo am l... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 11:00
anidi ( 20/12/2008 04:02)
bjr daholo Misy afaka manoro ve inona no ahazoana tarehy madio be , efa nampiasa crème maromaro ihany a fa tsy tena efficace . Nanana composition menaka t@ dermato a efa ela fa tsy hitako intsony il... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:00
soafara15 ( 19/12/2008 07:15)
Sahirantsaina aho satria ny vadiko dia manao crise epileptique izao tato ato, efa elaela tany @ 1996 tany, mbola tsy nifankahalala izahay, dia nisy cysticercose izy, dia nitsabo tena izy. dia nivady... tohiny
novalian'i mibalika ny 27/03/2009 16:57
fitiatantely ( 19/12/2008 07:08)
Izaho manao fanabeazana aizana (mitsindrona) de hitako fa tena mitombo be ny lanjako indrindra fa ny kiboko sady miha kamo zany aho no maina be, de tiko hajanona le izy nefa za tsy mahita fomba hafa, ... tohiny
novalian'i midrou ny 24/10/2019 17:11
Zafimananadrazana ( 16/12/2008 09:52)
Miasa sy monina aty amin'ny Distrikan'i Nosy Varika ( Vatovavy Fitovinany) ny tenanay. Tsikaritra ary hita ombieny ombieny fa misotro sy mampiasa rano tsy azo antoka, ary azo lazaina fa tena tsy fisot... tohiny
novalian'i Serabe ny 25/02/2011 06:09
miranto81 ( 15/12/2008 08:56)
Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?... tohiny
mmimi ( 13/12/2008 14:46)
2 mois teo zay no nanaovako kapakapa kely, d aveo lasa ôtran vakivaky izany ny faladiako. Sao misy toroevitra azo analàna azy kay? Misaotra.... tohiny
tidegrow ( 11/12/2008 14:57)
slt daholo e! za mba mila fanampina izaho manana tany 11 000ha hamidy efa misy trano an-dalampavitana feno voankazo tonga ny fiara mba ampio fa tena tsara be lay iazy fa misy bleme de tsy maintsy miva... tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:50
xxx ( 10/12/2008 09:18)
Sao dia mba misy mahalala ody hemorroïde . Nataoko hoe "ody" fa tsy "fanafody " satria zavatra "tsy chimique" no tadiaviko. Mbola hemorroïde kely ilay izy :-) Misaotra ... tohiny
novalian'i tcyn629 ny 06/02/2020 13:20
niryna ( 08/12/2008 17:55)
Ovaiko kely indray ny resaka eto dia ny karazana tombotsoa mety ho azo amin'ny sakafo hohanintsika. Ny betterave no asiako resaka aloha.Inona ny tombotsoa mety ho azontsika amin'ny fihinanana bettera... tohiny
novalian'i niryna ny 30/12/2008 14:59
akamatiana ( 03/12/2008 06:41)
Inona kay no tsy mampa-tasy le zaza voan'ny nendra reny refa sitrana ???? efa takim-pery le izy amizao . Misaotra ... tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:48
fitiatantely ( 03/12/2008 06:12)
Matetika ny vehivavy rehefa niteraka dia lasa be kobo, Inona ny vahaolana hatao mba hampihena io kibo io?. Mba mangataka valiny aminareo ze mahay aho. Ilay resaka fanafody na tambavy hatao pub @ radio... tohiny
novalian'i Rntsif ny 14/09/2011 12:57
Alaina ( 12/11/2008 19:27)
Mbola afaka miteraka ve ny vehivavy raha natao operation Cancer tamin'ny tranon-jaza? (tsy fantatra koa raha mitombona lay hoe natao operation cancer aloha) Marihana fa efa nanao avortement in-droa i... tohiny
novalian'i Naxy ny 10/03/2009 10:53
sakaizakely ( 12/11/2008 15:54)
misy oul mitady vonjy aina hono, manao cancer + metastase, de natao aby aby ny fitsikilovana rehetra mbakin'ny biopsie, anapath... de nanatona ny service de cancérologie atsy anann de ouz le doko ... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 14:52
xxx ( 10/11/2008 06:27)
Mba torohy hevitra kely aho ry zareo raha misy mangana amin'ny vatana , ahoana no fanalàna iny haingana mba ho afaka , misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2008 06:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0649