Politika

ronaldo09 ( 12/02/2010 13:31)
Raha namaky ireo gazety mpiseho isan'andron'i Madagasikara isika liam-baovao politika dia saika niompana tamin'ny fametram-pialan'i SEM Ny Hasina Andriamanjato ny rehetra , betsaka ny nidingi-drambo... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 13:58
Annie2006 ( 12/02/2010 13:07)
Miarahaba, Eo anatrehan'izao zavatra misy izao, ny toe-draharaha politika izao, dia aiza hoa aiza ny fitsinjovana ny fianam-bahoaka sy ny ho avin'ny firenena? Manomboka mitsiry ny tena vaha olana: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 14:00
vatofototra ( 12/02/2010 11:59)
REGARDER VIDEO meaculpa de la honte de l'armée 11 fév2010 - L'armée demande sa part de corruption - L'armée a confirmé sa participation au putsh http://www.vatofototra.com/t... tohiny
Djhamhal ( 12/02/2010 10:52)
nahavariana ahy omaly tamin'ny fahita lavitra ny fomba fiteny na manamboninahitra iray tao am'tobin'ny zandary nanao hoe: izahay (na izaho ) dia anisan'ny nametraka izao fitondrana izao !! mahavariana... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2010 20:56
esserra ( 12/02/2010 06:09)
Ahoana ry tonton a, mbola ao ve ianao zay sa lasa nanangatra e? Miandry ny fampanatenanao ny vahoaka mantsy fa hilaza tatitra ny dianao tany Frantsa ianao ,ka aiza indray ity fitaka be vava ty e!!! ... tohiny
vatofototra ( 11/02/2010 22:34)
REGARDER VIDEO Gifle du Parlement Européen au régime RAJOELINA 11 fév2010 - Débats sur des cas de violation des droits de l'homme, de la démocratie et de l'état de droit - Condamna... tohiny
novalian'i diloo ny 13/02/2010 10:52
bazylou ( 11/02/2010 18:23)
rehef atsy hain'ny tompotanuy intsony ny apoak adi atsy maintsy miditra ny metisy hanitsaka ny tena izy ary hampiatra ny lalan'ny vazaha ao aminy hanitsahan ale gasy maty noana be hataka :?: :?: ... tohiny
novalian'i terrywui ny 14/02/2010 12:03
Rajakoo ( 11/02/2010 17:56)
Ahoana moa no tsy hisy hila itony farina TGV itony ,io endrikendrika io foana no atao fanosoram-potaka izay mpomba ny rariny :twisted: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2010 21:21
vatokilonjy ( 11/02/2010 17:55)
efa mandeha tsara ny fiomanana @ election ho avy izao ,ary fantatra fa maromaro ireo ao @ gouvernement no hilatsaka ho fidiana,ka dia tsy maintsy miala ho minisitra aloha,i hasina andriamanjato aza mo... tohiny
novalian'i terrywui ny 14/02/2010 12:02
terrywui ( 11/02/2010 17:01)
Teny ratsy variraraka , ompa reny sy ,ompa razana tsy hita lany , Porno sy vetaveta sy ratsy mamoafady ,ozona sy teny maloto !!!! ireo no zavatra fanaon'ny TIM ! jereo anie ty zavatra nosoratan'i RA... tohiny
novalian'i terrywui ny 14/02/2010 12:00
vatofototra ( 11/02/2010 14:16)
SUIVRE EN DIRECT 15h (heure Paris)Parlement Européen - Cas de Madagascar 11 fév2010 Débats sur des cas de violation des droits de l'homme, de la démocratie et de l'état de droit - ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/02/2010 00:07
rajy ( 11/02/2010 11:36)
Tiako ny taniko ka mamela ahy hanome ny sahaza izay nanimba sy nanapotika azy tahaka izao. Ho voaompa razana tahaka ny hanompako an'I lavanify ary ambany ary izay ho filohampirenena eo ka milaza fa h... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/02/2010 19:04
Toumba ( 10/02/2010 22:16)
RY VAHOAKA MALAGASY TOMPON’I MADAGASIKARA Antso avo no atao amintsika mpiray tanindrazana mba hijoro sy ho tonga saina fa tonga tokoa mantsy ny tsotsoromamba izay tsy azo anoharana, ary feno n... tohiny
novalian'i diloo ny 13/02/2010 11:24
vatofototra ( 10/02/2010 19:58)
REGARDER VIDEO Journal Textes électoraux en attente - 10fév 2010 - Textes électoraux en attente - Les médecins toujours en grève http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:47
vitamatavy ( 10/02/2010 18:25)
>Pressions sur le Président Andry Rajoelina ? De retour au pays depuis vendredi soir, le Président de la Haute Autorité de la Transition n'a pas encore tenu de conférence de presse. Les observateu... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/02/2010 00:18
Noue ( 10/02/2010 10:13)
[size=90][color=red][b]Antsoina ny malagasy rehetra tia tanindrazana sy ireo izay resy lahatra fa ny firenentsika dia tsy ho vanona raha tsy fehezin’ny lalàna, mba ho avy ao Genève ny alatsinainy ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:37
AndriambyII ( 10/02/2010 00:19)
MFM ,KDRSM ,MONIMA , AREMA , MDM , TIM, AMP ,OTRIKAFO , AKFM , ETS... sy izay rehetra mbola hanao politika ; manasa-pé ny ranombary , ary tofoka sy lao ny Malagasy @ ireo politika fitadiavana tombon... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 11/02/2010 07:41
Toumba ( 09/02/2010 19:53)
izay no mba fanirianay mpanohana ny dada dia ny tsy hanaiken'i mouvance rajoelina ny accord de maputo hatramin'ny farany tohizo unilatéralisme dia aleo handeha ny saction hoan'ireo tsivalahara ireo... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:50
vatofototra ( 09/02/2010 18:42)
REGARDER VIDEO Journal Réunion du GIC à Addid-Abeba - 09fév 2010 - Réunion du GIC pour le cas de Madagascar le 15 février 2010 à Addis-Abeba - Interview de Fetison sur son mandat d... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:48
kidoropamba ( 09/02/2010 12:57)
Ela ela izay. Mahakivy ny fanaovana politika eto madagasikara ka lasa mankarary fo. Izao ny vaovao faramparany: - Saika TSY SAHY nody tany antanindrazana Rajoelina RAHA NOLAZAIN'NY GUEANT fa "T... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0044