ANTSO AVO
1. Noue
(
10/02/2010 10:13)
[size=90]Antsoina ny malagasy rehetra tia tanindrazana sy ireo izay resy lahatra fa ny firenentsika dia tsy ho vanona raha tsy fehezin’ny lalàna, mba ho avy ao Genève ny alatsinainy faha-dimy ambin’ny folon’ny volana febroary, taona folo sy roa arivo.
Ho avy ao Genève mantsy ny solontenan’ny foza tarihin’i Norbert RATSIRAHONANA izay tohanan’ny mpanangan-tena ho foza: Rajemison Rakotomaharo, hampiaiky ny vondrona iraisam-pirenena ny fanjakana Faty.
Ataontsika mahazo felaka toy ny nahazo ny filoham-poza tany New York no hahazo ireto foza iraka hitonantonana ao Genève ireto.
Koa manentana antsika rehetra ho tonga marobe hanehoana fa tsy ekentsika izany. Mitohy ny tolona ary tsy mijanona raha tsy mandresy
Masina ny tanindrazana.
Izany hetsika izany dia atao eo amin’ny PLACE DES NATIONS manoloana ny lapan’ny vondrona iraisampirenena, manomboka amin’ny raikambinifolo maraina ka hatraminy telo tolakandro;
Samia ary mandray andraikitra ![/size]

novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:37
2. terrywui
(
10/02/2010 15:59)
De aiza no fotoanatsika Noue raha handeha ah?? zah mantsy mba te hiaraka amlah any Génève any..! de otrinnn ny plus+ n'ny carburants handehanatsika fa tena handeha tokou ane ah eee...! marina ee!! :* :* raha avelanlah mande ah de hande ..! fa antsoy kely letsy alou ah handaminana ny resaka a..! okay ve ?? any Génève zany isika ry Mpiserasera a! Noue= :* :-* :*
3. Rajakoo
(
11/02/2010 07:22)
MATY AHO TGV HÉ HÉ HÉ ,VIZANA BE :-DMISOLELAKA ETDY SY EROA NEFA MBOLA TSISY MIRAHARAHA FOANA,AZA MANODY IHANY NY HALA-PANJAKANA
4. pikatti
(
11/02/2010 13:37)
Ataontsika mahazo felaka toy ny nahazo ny filoham-poza tany New York no hahazo ireto foza iraka hitonantonana ao Genève ireto.
Daka mandrivorivo sy totondry be mamaky vava-pozatay iny mintsy no tena sahaza !!!