Politika
vatofototra
(
29/01/2010 18:47)
REGARDER VIDEO Journal Convention MDM : Pierrot RAJAONARIVELO élu Président-29 jan2010
* Convention du MDM : Pierrot RAJAONARIVELO élu Président
Participer au Débat National
http...
tohiny
novalian'i pikatti ny 31/01/2010 23:01
radomelina
(
29/01/2010 18:10)
eny anosy ndray hono rapitso e iandryra fety tsy ivalana eny ndray zany zao ny zanaky r8.tohizo aloha e rehefa reraka ve nareo tsy ijanona iany.sahal,gtt de paris tsy nisy ita tsony na 1 ary nefa ny f...
tohiny
novalian'i pikatti ny 31/01/2010 22:54
Picsou
(
29/01/2010 12:44)
Mba fantatreo moa fa Ravalomanana anie izao dia efa nahatsangana orinasa iray any afrika atsimo e; miampy centre commercial 2 be izao. Aiza ho aiza ny tgv amin'izany? Isika lany andro miady seza eto D...
tohiny
novalian'i pikatti ny 31/01/2010 23:04
ANARIM
(
29/01/2010 10:03)
d inona izao no ataon'ireo mpiasam-panjakana rehefa bory manodidina ny 60.000 Ar ka hatramin'ny 200.000 Ar tsirairay avy tao ny karaman'izy ireo??? (resaka rubrik 508)
raha hatramin'ny voalohany ne...
tohiny
novalian'i diloo ny 02/02/2010 00:36
fijo
(
29/01/2010 08:04)
sao mba misy mahita ny sarin'i bitrokely aty frantsa,fa toa efa mandehandeha any hono....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/02/2010 09:56
vitamatavy
(
28/01/2010 23:57)
Une conférence de presse du co-président de la Transition, Fetison Rakoto Andrianirina, a été prévue hier à 16h30 au Carlton. Les membres du service de la Communication du co-président ont avis...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2010 21:17
tgvafond
(
28/01/2010 11:23)
Tonga dia velezo dieny iny lasa nitsoaka iny ry zalahy e, aza ,avela mivena eto @ tanana intsony ,efa lasa nivoaka any fa tonga dia peho @zay ko!!!
Efa rava ihany ny 20 mars,
ka maninona moa raha am...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:48
rabaradaka
(
28/01/2010 06:06)
Tsyb tehamerina intsony ny vaovao aho fa izay lazaiko eto ry dadatoa dia vaovao misy preuve avokoa. Tadidinareo ilay nilazako hoe potsiro ny voamasiko raha raikitra io 20 marsa io !!! Fa izao e : mba ...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2010 22:45
esserra
(
27/01/2010 20:41)
Le président de la transition, Andry Rajoelina dit TGV est arrivé
discrètement dans la nuit du 26 au 27 janvier à Paris, en compagnie de
son conseiller Norbert Ratsirahonana et du sénateur Sylv...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2010 22:46
zakilinina
(
27/01/2010 20:21)
Ny zavatra tsy azoko dia izao : maninona no tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana ? Io ihany araka ny hevitro no ahafahana mamerina ny ara-dalana amim-pilaminana. Raha tapaka ny lamasi...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:53
bazylou
(
27/01/2010 18:32)
na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy misaosy ihanyny tgv eo e, mbola ho avy aza ny hoe 2012 vao tonga le prezda, lollllll :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:55
pikapatate
(
27/01/2010 16:15)
Agnay moa ogna avy any ambanivohitsa lavitsa agny ko tsa de mahay mikoragna soa fe leky misy aminareo afaka hiaino agnay de hitarogna soa agnay ,koa okory rey ogna ? hiaigno va re agnareo so okory ?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2010 21:35
vatofototra
(
27/01/2010 14:51)
REGARDER VIDEO Lundi orange viré en noir 26 jan 2009
- Emission spéciale sur les événements de la journée orange virée en noire du 26 janvier 2009.
- Participer au Débat National
http:...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2010 21:36
vatofototra
(
27/01/2010 09:14)
REGARDER VIDEO Journal élection unilatérale reportée-26 jan2010
* Andry Rajoelina a reporté son élection unilatérale
* Journée noire il y a Un an
* Les opérateurs victimes du ...
tohiny
novalian'i wxxx ny 02/02/2010 07:52
ifiona
(
26/01/2010 18:41)
Andry Rajoelina vient d’annoncer le report des élections législatives prévues pour le 20 mars 2010 pour une date ultérieure.
Toutes les élections seront programmées entre avril et novembre 2...
tohiny
novalian'i esserra ny 01/02/2010 00:47
vatofototra
(
26/01/2010 10:28)
REGARDER VIDEO Un an après 26 janvier 2009-2010
* No comment - Après 8 c'est 9, Ra9 avec sa grenadocratie
* Monja Roindefo occupe le terrain - Africa24
http://www.vatofototra.com...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2010 21:39
BlackGasy
(
26/01/2010 06:45)
Tena mampihomehy mihitsy ireto HAT ireto angah tsy mba sivanina intsony vaovao alefa fa tena mitono tena mihitsy eh, heritaona omaly no nahamay ny TVM sy ny RNM dia naratiraty le ratsatanana V manao n...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:03
bazylou
(
25/01/2010 18:38)
jean kely manao hevitra taingina fotsiny :-P :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:13
terrywui
(
25/01/2010 15:35)
Hita izao fa vaovao lainga sy naforonina sy tsy tsara pasoka fa tefitefy maika sy zara fa vita no almefan'ireto TIM RESY LAVA ireto ato amin'ny serasera.ato !!! tena manala baraka an'ity seraseranay i...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2010 18:15
rabaradaka
(
25/01/2010 08:58)
FANAMBARANA
- Manoloana ny tsy fahaiza-mitantana ataon'ireo tompon'andraikitra eto amin'ny Ministeran'ny Fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana izay manomboka amin'Atoa Hajo ANDRIANAINARIVEL...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:37
